1 ULB Hoy Yaveh tamin'ny Mosesy hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Indro, nantsoiko tamin'ny anarany i Bezalela zanak'i Ori sy Ora, avy any amin'ny fokon'i Joda. BSB BSB: “See, I have called by name Bezalel son of Uri, the son of Hur, of the tribe of Judah.
3 ULB Nofenoiko tamin'ny fanahiko i Bezalela, mba hanomezako azy fahendrena, fahazavan-tsaina, ary fahalalana, ho an'ny karazana asa tanana rehetra, BSB BSB: And I have filled him with the Spirit of God, with skill, ability, and knowledge in all kinds of craftsmanship,
4 ULB mba ho famolavolàna ny kanto ary hiasana amin'ny volamena, volafotsy, ary varahana; BSB BSB: to design artistic works in gold, silver, and bronze,
5 ULB mba hanapaka sy hametra-bato ary hisokitra hazo ihany koa—mba hanao ireo karazana asa tanana rehetra. BSB BSB: to cut gemstones for settings, and to carve wood, so that he may be a master of every craft.
6 ULB Fanampin'izany ho azy, notendreko i Oliaba zanaka lahin' i Ahisamatsa, avy any amin'ny fokon'ny Dana. Nasiako fahaiza-manao ny tao am-pon'ny rehetra izay hendry mba hahafahan'izy ireo manao izay rehetra nandidiako anao. BSB BSB: Moreover, I have selected Oholiab son of Ahisamach, of the tribe of Dan, as his assistant. I have also given skill to all the craftsmen, that they may fashion all that I have commanded you:
7 ULB Tafiditra amin'izany ny trano lay fihaonana, ny fiaran'ny fijoroana vavolombelona, ny sarim-panavotana teo ambony fiara, ary ny fanaky ny lay rehetra— BSB BSB: the Tent of Meeting, the ark of the Testimony and the mercy seat upon it, and all the other furnishings of the tent—
8 ULB ny latabatra rehetra sy ireo fanaka, ny fanaovan-jiro madio miaraka amin'ireo fitaovany, ny alitaran'ny didin-kazo manitra, BSB BSB: the table with its utensils, the pure gold lampstand with all its utensils, the altar of incense,
9 ULB ny alitaran'ny fanatitra dorana sy ny fitaovany rehetra, ary ny koveta lehibe mbamin'ny vodiny. BSB BSB: the altar of burnt offering with all its utensils, and the basin with its stand—
10 ULB Voakasik'izany ihany koa ny akanjo voatenona manify—ireo akanjo masina ho an'i Arona mpisorona sy ny an'ireo zanany, voatokana ho Ahy mba hahafahan'izy ireo manompo ho mpisorona. BSB BSB: as well as the woven garments, both the holy garments for Aaron the priest and the garments for his sons to serve as priests,
11 ULB Voakasik'izany ihany koa ny menaka fanosorana sy didin-kazo manitra ho an'ny toerana masina. Ireo lehilahy mpanao asa tanana rehetra dia tsy maintsy hanao izany araka izay nandidiako anao. BSB BSB: in addition to the anointing oil and fragrant incense for the Holy Place. They are to make them according to all that I have commanded you.”
12 ULB Yaveh niresaka tamin'i Mosesy ary nanao hoe: BSB BSB: And the LORD said to Moses,
13 ULB "Lazao ireo Israelita hoe: 'Tsy maintsy hajainareo tokoa ny andro Sabatan'i Yaveh, fa izany no famatarana eo aminy sy ianareo manerana ireo taranaky ny vahoakanareo, amin'izay mba ho fantatrareo fa Izy ilay Yaveh, izay nanokana anareo ho Azy. BSB BSB: “Tell the Israelites, ‘Surely you must keep My Sabbaths, for this will be a sign between Me and you for the generations to come, so that you may know that I am the LORD who sanctifies you.
14 ULB Noho izany dia tsy maintsy manaja ny Sabata ianareo, amin'izay dia tsy maintsy raisinareo ho masina izany, ary voatokana ho Azy izany. Ary izay mandoto izany dia tsy maintsy ho vonoina ho faty tokoa. BSB BSB: Keep the Sabbath, for it is holy to you. Anyone who profanes it must surely be put to death. Whoever does any work on that day must be cut off from among his people.
15 ULB Na iza na iza miasa amin'ny andro Sabata, dia tsy maintsy ho esorina amin'ny vahokany tokoa izany olona izany. Hatao mandritra ny enina andro ny asa, fa amin'ny andro faha fito dia andro Sabata izay fitsaharana tanteraka, masina, natokana ho fanajana an'i Yaveh. Na iza na iza miasa amin'ny andro Sabata dia ho vonoina tokoa. BSB BSB: For six days work may be done, but the seventh day is a Sabbath of complete rest, holy to the LORD. Whoever does any work on the Sabbath day must surely be put to death.
16 ULB Noho izany ireo Israelita dia tsy maintsy manaja ny Sabata. Tsy maintsy mitandrina izany ho lalàna maharitra izy ireo manerana ny taranaky ny vahoakany. BSB BSB: The Israelites must keep the Sabbath, celebrating it as a permanent covenant for the generations to come.
17 ULB Ny Sabata dia ho famantarana eo amn'i Yaveh sy ireo Israelita hatrany, nandritra ny enina andro no nanaovan'i Yaveh ny lanitra sy ny tany, ary tamin'ny andro fahafito dia nitsahatra Izy ary naka aina."' BSB BSB: It is a sign between Me and the Israelites forever; for in six days the LORD made the heavens and the earth, but on the seventh day He rested and was refreshed.’”
18 ULB Rehefa avy niresaka tamin'i Mosesy Andriamanitra teo an-tendrombohitr'i Sinay, dia nomeny takelaka roan'ny didim-panekena izy, vita tamin'ny vato, voasoratra tamin'ny tanany ihany. BSB BSB: When the LORD had finished speaking with Moses on Mount Sinai, He gave him the two tablets of the Testimony, tablets of stone inscribed by the finger of God.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.