1 ULB Tamin'ny lamba volon'ondry manga, volomparasy, ary jaky mena, dia nanamboatra akanjo tenona manify ho an'ny fanompoana ao amin'ny toerana masina izy ireo. Nanamboatra akanjo ho an'i Arona izy ireo ho an'ny toerana masina, araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: From the blue, purple, and scarlet yarn they made specially woven garments for ministry in the sanctuary, as well as the holy garments for Aaron, just as the LORD had commanded Moses.
2 ULB Bezalila nanamboatra ny efoda tamin'ny volamena, manga, volomparasy, sy volon'ondry jaky, ary tamin'ny rongony fotsy madinika. Notorotoroin'izy ireo ny volamena ary BSB BSB: Bezalel made the ephod of finely spun linen embroidered with gold, and with blue, purple, and scarlet yarn.
3 ULB notapatapahin'izy ireo ho kofehy, mba hampiasaina azy ireo amin'ny lamba manga, volom-parasy, volon'ondry jaky, ary rongony fotsy madinika, izay asan'ny mpiasa za-draharaha. BSB BSB: They hammered out thin sheets of gold and cut threads from them to interweave with the blue, purple, and scarlet yarn, and fine linen—the work of a skilled craftsman.
4 ULB Nanamboatra saron-tsoroka ho an'ny efoda izy ireo, dia nampiarahan'izy ireo teo amin'ireo zorony roa ambony izany. BSB BSB: They made shoulder pieces for the ephod, which were attached at two of its corners, so it could be fastened.
5 ULB Ary ireo fehikibo voatenona madinika dia mitovy amin'ny efoda, izany dia vita amin'ny singa iray avy amin'ny efoda, vita avy amin'ny rongony voatenona madinika izay volamena, manga, volom-parasy, ary jaky mena, araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: And the skillfully woven waistband of the ephod was of one piece with the ephod, of the same workmanship—with gold, with blue, purple, and scarlet yarn, and with finely spun linen, just as the LORD had commanded Moses.
6 ULB Namboarin'izy ireo ny vato berila, dia nofonosin'izy ireo tamin'ny randram-bolamena, dia nosoratana toy ny fitombokase, ary nosoratana niaraka tamin'ny anaran'ireo roa ambin'ny folo lahy zanak'Israely izany. BSB BSB: They mounted the onyx stones in gold filigree settings, engraved like a seal with the names of the sons of Israel.
7 ULB Ary dia napetrak'i Bezalila teo amin'ny saron-tsoroky ny efoda ireo. Mba ho vato fampahatsiahivana an'i Yaveh ny amin'ireo zanak'Israely roa ambin'ny folo lahy, araka ny nandidian'i yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: Then they fastened them on the shoulder pieces of the ephod as memorial stones for the sons of Israel, as the LORD had commanded Moses.
8 ULB Nanao saron-tratra izy, toy ny nanamboarana ny efoda, izay asan'ny mpiasa zaha-draharaha. Dia nataony tamin'ny volamena, manga, volomparasy sy volon'ondry jaky, ary rongony fotsy madinika. BSB BSB: He made the breastpiece with the same workmanship as the ephod, with gold, with blue, purple, and scarlet yarn, and with finely spun linen.
9 ULB Efa-joro izany. Ary naforitr'izy ireo roa ny saron-tratra. Dia iray njehiny ny halavan'izany ary iray njehiny ny velarany. BSB BSB: It was square when folded over double, a span long and a span wide.
10 ULB Nataon'izy ireo tamin'ny andalana efatra ireo vato sarobidy. Ny andalana voalohany dia robia, topazy, ary garnety. BSB BSB: And they mounted on it four rows of gemstones: The first row had a ruby, a topaz, and an emerald;
11 ULB Ny andalana faharoa dia nisy emeralda, safira, ary diamondra. BSB BSB: the second row had a turquoise, a sapphire, and a diamond;
12 ULB Ny andalana fahatelo dia nisy jasinta, agaty, ary ametista. BSB BSB: the third row had a jacinth, an agate, and an amethyst;
13 ULB Ny andalana fahefatra dia nisy berila, oniksa, ary jaspera. Dia nasiana randram-bolamena ireo vato ireo. BSB BSB: and the fourth row had a beryl, an onyx, and a jasper. These stones were mounted in gold filigree settings.
14 ULB Nalamina tamin'ny anaran'ireo zanak'Israely roa ambin'ny folo lahy ireo vato, dia nalahatra araka ny anarana avy izany. Tahaka ny peratra fitomboka ireo, ary ny anarana tsirairay avy dia manambara ny iray amin'ireo foko roa ambin'ny folo. BSB BSB: The twelve stones corresponded to the names of the sons of Israel. Each stone was engraved like a seal with the name of one of the twelve tribes.
15 ULB Nanamboatra rojo toy ny kofehy teo amin'ny saron-tratra izy ireo, izay narandrana tamin'ny volamena tsy mifangaro. BSB BSB: For the breastpiece they made braided chains like cords of pure gold.
16 ULB Nanamboatra mason-drojo volamena roa sy randram-bolamena roa izy ireo, ary napetrak'izy ireo teo amin'ny zoron'ny saron-tratra roa ireo mason-drojo roa. BSB BSB: They also made two gold filigree settings and two gold rings, and fastened the two rings to the two corners of the breastpiece.
17 ULB Napetrak'izy ireo tamin'ilay mason-drojo roa ilay randram-bolamena roa teo an-joron'ireo saron-tratra. BSB BSB: Then they fastened the two gold chains to the two gold rings at the corners of the breastpiece,
18 ULB Napetak'izy ireo teo amin'ny randram-bolamena ny rojo roa voarandrana. Dia napetak'izy ireo teo amin'ny saron-tsoroky ny efoda avy teo anoloany izany. BSB BSB: and they fastened the other ends of the two chains to the two filigree settings, attaching them to the shoulder pieces of the ephod at the front.
19 ULB Nanamboatra mason-drojo volamena roa izy ireo ary napetany tamin'ny zoron'ny saron-tratra hafa anankiroa izany, teo amin'ny sisiny akaikin'ny zorony anatiny. BSB BSB: They made two more gold rings and attached them to the other two corners of the breastpiece, on the inside edge next to the ephod.
20 ULB Nanamboatra mason-drojo volamena roa hafa ihany koa izy ireo ary nataon'izy ireo teo amin'ny amoron'ny saron-tsoroka anankiroa avy teo anoloan'ny efoda izany, teo akaikin'ny zaitra ambonin'ny fehikibo voatenon'ny efoda. BSB BSB: They made two additional gold rings and attached them to the bottom of the two shoulder pieces of the ephod, on its front, near the seam just above its woven waistband.
21 ULB Nafatotr'izy ireo niaraka tamin'ny kofehy manga tamin'ny alalan'ny mason-drojony teo amin'ny mason-drojon'ny efoda ny saron-tratra. Natao izany mba tsy hiongotra amin'ny efoda ny saron-tratra. Araka ny nandidian'i Yaveh an'ny Mosesy. BSB BSB: Then they tied the rings of the breastpiece to the rings of the ephod with a cord of blue yarn, so that the breastpiece was above the waistband of the ephod and would not swing out from the ephod, just as the LORD had commanded Moses.
22 ULB Namboarin'i Bezalila tamin'ny lamba volomparasy tanteraka ny akanjo efoda, izay asan'ny mpanenona. BSB BSB: They made the robe of the ephod entirely of blue cloth, the work of a weaver,
23 ULB Ary nisy fitsofoan-doha eo afovoany. Nisy tenona teo amin'ny manodidina ny fisokafany mba tsy hitritra. BSB BSB: with an opening in the center of the robe like that of a garment, with a collar around the opening so that it would not tear.
24 ULB Nanamboaran'izy ireo apongaben-danitra vita amin'ny kofehy manga, volom-parasy, jaky men, ary rongony fotsy madinika, teo amin'ny moron-tongony. BSB BSB: They made pomegranates of blue, purple, and scarlet yarn and finely spun linen on the lower hem of the robe.
25 ULB Nanamboatra lakolosy volamena tsy miharo izy ireo, ary napetrak'izy ireo teo anelanelan'ny apongaben-danitra manodidina ny sisin'ny moron-tongotr'ilay akanjo, mifanelanelana amin'ireo apongaben-danitra— BSB BSB: They also made bells of pure gold and attached them around the hem between the pomegranates,
26 ULB lakolosy dia apongaben-danitra, lakolosy dia apongaben-danitra—teo amin'ny sisin'ny akanjo ho an'i Aarona mba hanompoany ao. Izany dia araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: alternating the bells and pomegranates around the lower hem of the robe to be worn for ministry, just as the LORD had commanded Moses.
27 ULB Namboarin'izy ireo ho an'i Aarona sy ireo zanany ilay akanjo rongony fotsy madinika. BSB BSB: For Aaron and his sons they made tunics of fine linen, the work of a weaver,
28 ULB Nanao ny hamama rongony fotsy madinika, ny fehy loha rongony fotsy madinika, ny atin'akanjo rongony fotsy madinika, sy ny satroka vita amin'ny rongony fotsy madinika BSB BSB: as well as the turban of fine linen, the ornate headbands and undergarments of finely spun linen,
29 ULB ary kofehy manga, volomparasy, ary jaky mena, ho asan'ny mpanao peta-kofehy izy ireo. Izany dia araka ny ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: and the sash of finely spun linen, embroidered with blue, purple, and scarlet yarn, just as the LORD had commanded Moses.
30 ULB Dia nanamboatra ny takela-bolamena tsy mifangaron'ny satro-boninahitra masina izy ireo; dia nosoratan'izy ireo tamin'izany toy ny soratra eo amin'ny fitombokase hoe: "Masina ho an'i Yaveh". BSB BSB: They also made the plate of the holy crown of pure gold, and they engraved on it, like an inscription on a seal: HOLY TO THE LORD.
31 ULB Dia nopetahan'izy ireo kofehy manga teo amin'ny tampon'ilay hamama. Dia araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izany. BSB BSB: Then they fastened to it a blue cord to mount it on the turban, just as the LORD had commanded Moses.
32 ULB Koa dia vita ny asa fanaovana tabernakely, ilay trano lay fihaonana. Nataon'ny vahoakan'Israely ny zava-drehetra. Narahin'izy ireo ny torolalana rehetra izay nomen'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: So all the work for the tabernacle, the Tent of Meeting, was completed. The Israelites did everything just as the LORD had commanded Moses.
33 ULB Nentin'izy ireo tamin'i Mosesy ilay tabernakely—ny lay sy ireo fitaovany rehetra, ny jiangrafiny, ny rafiny, ny barany, ny tsangatsangany, ny faladiany, BSB BSB: Then they brought the tabernacle to Moses: the tent with all its furnishings, its clasps, its frames, its crossbars, and its posts and bases;
34 ULB ny fandrakofana vita amin'ny hoditr'ondry lahy miloko mena, ny fandrakofana vita ami'ny hoditra lambodriaka, ary ny lamba anafenana BSB BSB: the covering of ram skins dyed red, the covering of fine leather, and the veil of the covering;
35 ULB ny fiaran'ny vavolombelona, ary koa ny bao sy ny saronam-pamonjena. BSB BSB: the ark of the Testimony with its poles and the mercy seat;
36 ULB Nentin'izy ireo ny latabatra, ny fanaka rehetra, sy ny mofon'ny fanatrehana; BSB BSB: the table with all its utensils and the Bread of the Presence;
37 ULB ny fanaovan-jiro volamena tsy miharo ary ireo jiro tao amin'ny toerany, miaraka amin'ireo fitaovany sy ireo solika fanao amin'ny jiro; BSB BSB: the pure gold lampstand with its row of lamps and all its utensils, as well as the oil for the light;
38 ULB ny alitara volamena, ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manim-pofona, ny fefy lamban'ny fidirana ao amin'ny tabernakely; BSB BSB: the gold altar, the anointing oil, the fragrant incense, and the curtain for the entrance to the tent;
39 ULB ny alitara varahina miaraka amin'ny varahina makarakarany sy ny baony ary ny fanaka sy ny koveta lehibe miaraka amin'ny faladiany. BSB BSB: the bronze altar with its bronze grating, its poles, and all its utensils; the basin with its stand;
40 ULB Nentin'izy ireo ny fefy lamba ho an'ny kianja miaraka amin'ny tsangatsangany sy ny faladiany; ary ny lamba ho an'ny fidirana eo an-kianja; ireo tady sy ny fihantonan'ny lay; ary ny fitaovam-piasana rehetra entina hanompoana ny tabernakely, ny trano lay fihaonana. BSB BSB: the curtains of the courtyard with its posts and bases; the curtain for the gate of the courtyard, its ropes and tent pegs, and all the equipment for the service of the tabernacle, the Tent of Meeting;
41 ULB Nentin'izy ireo ny akanjo voatenona mba hanompoana ao amin'ny toerana masina, ny akanjo masina ho an'i Arona mpisorona, sy ireo zanany lahy, mba hanompoan'izy ireo ho mpisorona. BSB BSB: and the woven garments for ministering in the sanctuary, both the holy garments for Aaron the priest and the garments for his sons to serve as priests.
42 ULB Noho izany dia nataon'ireo vahoakan'Israely avokoa ny asa rehetra araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. BSB BSB: The Israelites had done all the work just as the LORD had commanded Moses.
43 ULB Nandinika ireo asa rehetra i Mosesy, ary indro, vitan'izy ireo izany. Araka izay nandidian'i Yaveh, dia toy izany ny fomba nanaovan'izy ireo izany. Ary dia nitso-drano azy ireo Mosesy. BSB BSB: And Moses inspected all the work and saw that they had accomplished it just as the LORD had commanded. So Moses blessed them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.