1 ULB Raha nijery nankany amin'ny eloelo izay teo an-dohan'ny Kerobima aho; dia nisy zavatra niseho teo ambonin'izy ireo tahaka ny safira manana endrika seza fiandrianana. BSB BSB: And I looked and saw above the expanse, above the heads of the cherubim, the likeness of a throne of sapphire.
2 ULB Avy eo Yaveh niresaka tamin'ilay lehilahy nitafy rongony fotsy ary nanao hoe: "Mandehana eo anelanelan'ireo kodia eo ambanin'ireo Kerobima, dia fenoy amin'ireo vain'afo mirehitra avy eo anelanelan'ny Kerobima ny tananao ary aparitaho eo amin'ny tanàna izy ireo." Dia nandeha ralehilahy raha nijery aho. BSB BSB: And the LORD said to the man clothed in linen, “Go inside the wheelwork beneath the cherubim. Fill your hands with burning coals from among the cherubim and scatter them over the city.” And as I watched, he went in.
3 ULB Dia nijoro teo an-kavanan'ilay trano ny kerobima rehefa niditra ilay lehilahy, ary nisy rahona nameno ny tao anatin'ny kianja. BSB BSB: Now when the man went in, the cherubim were standing on the south side of the temple, and a cloud filled the inner court.
4 ULB Nisandratra avy eo amin'ilay kerobima ny voninahitr'i Yaveh ary nijoro teo an-tokonam-baravaran'ilay trano. Nameno ny trano tamin'ny rahona izany, ary dia feno ny famirapiratan'ny voninahitr'i Yaveh ny kianja. BSB BSB: Then the glory of the LORD rose from above the cherubim and stood over the threshold of the temple. The temple was filled with the cloud, and the court was filled with the brightness of the glory of the LORD.
5 ULB Ny feon'ny helatr'ilay kerobima dia re hatrany ivelan'ny kianja, toy ny feon'Andriamanitra Tsitoha rehefa miteny Izy. BSB BSB: The sound of the wings of the cherubim could be heard as far as the outer court, like the voice of God Almighty when He speaks.
6 ULB Ary rehefa nandidy ilay lehilahy nitafy rongony fotsy Andriamanitra ary nanao hoe: "Mandraisa afo avy eo anelanelan'ireo kodia izay eo amin'ny kerobima," dia niditra ralehilahy ary nitsangana teo akaikin'ny kodia iray. BSB BSB: When the LORD commanded the man clothed in linen, saying, “Take fire from within the wheelwork, from among the cherubim,” the man went in and stood beside a wheel.
7 ULB Nisy kerobima iray naninjitra ny tanany teo anelanelan'ny kerobima ho amin'ny afo izay teo amin'ny kerobima, ary nanandratra sy nametraka izany teo an-tanan'ilay nitafy rongony fotsy. Noraisin-dralehilahy izany ary nandeha nivoaka izy. BSB BSB: Then one of the cherubim reached out his hand and took some of the fire that was among them. And he put it into the hands of the man clothed in linen, who received it and went out.
8 ULB Nahita zavatra toy ny tanan'olona tao ambany elatr'izy ireo aho teo amin'ny kerobima. BSB BSB: (The cherubim appeared to have the form of human hands under their wings.)
9 ULB Ka nijery aho, ary indreo! Kodia efatra no teo akaikin'ilay kerobima—kodia iray teo akaikin'ny isan-kerobima—ary ny endrik'ireo kodia dia tahaka ny vato berila. BSB BSB: Then I looked and saw four wheels beside the cherubim, one wheel beside each cherub. And the wheels gleamed like a beryl stone.
10 ULB Ny endrik'izy ireo dia mitovy endrika amin'ny efatra rehetra amin'izy ireo, tahaka ny kodia mihaona amin'ny kodia hafa. BSB BSB: As for their appearance, all four had the same form, like a wheel within a wheel.
11 ULB Rehefa niala izy ireo, dia niditra tao amin'ireo lalana efatra tsy misy fiolanana amin'ireo lalan-kafa. Fa kosa, na taiza na taiza niatrehan'ny loha, dia narahin'izy ireo izany. Dia tsy niverina tany amin'ny lalan-kafa arak'izay nalehany intsony izy ireo. BSB BSB: When they moved, they would go in any of the four directions, without turning as they moved. For wherever the head faced, the cherubim would go in that direction, without turning as they moved.
12 ULB Ny tenan'izy ireo manontolo—isan'izany ny lamosiny, ireo tanany, ary ireo elany—dia voarakotra maso, ary maso ihany koa no nandrakotra ny kodia efatra manodidina. BSB BSB: Their entire bodies, including their backs, hands, and wings, were full of eyes all around, as were their four wheels.
13 ULB Raha nihaino aho, dia nisy niteny hoe: "mikodiadiava" ireo kodia. BSB BSB: I heard the wheels being called “the whirling wheels.”
14 ULB Nanana tarehy efatra avy izy ireo; ny tarehy voalohany dia tarehin-kerobima, ny tarehy faharoa dia tarehin-dehilahy, ny tarehy fahatelo dia liona, ary ny tareha fahefatra dia tarehina voro-mahery. BSB BSB: Each of the cherubim had four faces: the first face was that of a cherub, the second that of a man, the third that of a lion, and the fourth that of an eagle.
15 ULB Avy eo niainga ilay Kerobima—dia ilay zava-manan'aina izay hitako teo amoron'ny ony Kebara BSB BSB: Then the cherubim rose upward. These were the living creatures I had seen by the River Kebar.
16 ULB Isaky ny nietsika ilay kerobima, dia nandeha teo anilany koa ny kodia, ary isaky ny nanandratra ny elany mba hiainga amin'ny tany ilay kerobima, dia tsy nivily ireo kodia. Mbola nijanona teo anilany ireo. BSB BSB: When the cherubim moved, the wheels moved beside them, and even when they spread their wings to rise from the ground, the wheels did not veer away from their side.
17 ULB Rehefa nijanona ilay kerobima, dia nijanona koa ireo kodia, ary rehefa niainga ireo, dia niainga niaraka tamin'izany koa ireo kodia, satria tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina. BSB BSB: When the cherubim stood still, the wheels also stood still, and when they ascended, the wheels ascended with them, for the spirit of the living creatures was in the wheels.
18 ULB Ary niala tao amin'ny tokonam-baravaran'ny trano ny voninahitr'i Yaveh ka nijanona teo amin'ireo kerobima. BSB BSB: Then the glory of the LORD moved away from the threshold of the temple and stood above the cherubim.
19 ULB Namelatra ny elany ny kerobima ary niainga tamin'ny tany teo imasoko rehefa nivoaka izy ireo, ary nanao mitovy izany teo ankilan'izy ireo ny kodia. Nijanona tao amin'ny fidirana atsinanana mankao amin'ny tranon'i Yaveh izy ireo, ary ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely dia tonga teo amin'izy ireo avy teo ambony. BSB BSB: As I watched, the cherubim lifted their wings and rose up from the ground, with the wheels beside them as they went. And they stopped at the entrance of the east gate of the house of the LORD, with the glory of the God of Israel above them.
20 ULB Ireo no zava-manan'aina izay efa hitako teo ambanin'ilay Andriamanitr'Israely tamin'ireo lakan-drano Kebara, ka fantatro fa kerobima ireo! BSB BSB: These were the living creatures I had seen beneath the God of Israel by the River Kebar, and I knew that they were cherubim.
21 ULB Nanana tarehy efatra avy sy elatra efatra avy izy ireo, ary endrika tanan'olona ambany elatr'izy ireo, BSB BSB: Each had four faces and four wings, with what looked like human hands under their wings.
22 ULB ary ny endrikin'ny tarehiny dia tahaka ny tarehy izay efa hitako tao anaty fahitana tao amin'ny lakan-drano Kebara, ary nandeha nahitsy ny tsirairay avy tamin'izy ireo. BSB BSB: Their faces looked like the faces I had seen by the River Kebar. Each creature went straight ahead.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.