1 ULB Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Again the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, nisy vehivavy roa, iray reny. BSB BSB: “Son of man, there were two women, daughters of the same mother,
3 ULB Nanao toy ny mpivaro-tena tany Egypta tamin'ny fotoan'ny fahatanorany izy ireo. Nanao toy ny mpivaro-tena izy ireo tany. Ny tratran'izy ireo dia nofihinina ary ny nonony virijiny dia nosafosafoina tany. BSB BSB: and they played in Egypt, prostituting themselves from their youth. Their breasts were fondled there, and their virgin bosoms caressed.
4 ULB Ny anaran'izy ireo dia Ohola—ny zokiny—ary Oholiba—ny zandriny. Dia lasako izy ireo ary niteraka zazalahy sy zazavavy. Izao no dikan'ny anaran'izy ireo: Ohola dia midika hoe Samaria, ary Oholiba dia midika hoe Jerosalema. BSB BSB: The older was named Oholah, and her sister was named Oholibah. They became Mine and gave birth to sons and daughters. As for their identities, Oholah is Samaria, and Oholibah is Jerusalem.
5 ULB Nefa mbola nanao toy ny mpivaro-tena ihany i Ohola na dia Ahy aza izy; nila ireo malalany, ireo Asyriana izay nanjaka, BSB BSB: Oholah prostituted herself while she was still Mine. She lusted after her lovers, the Assyrians—warriors
6 ULB ny governora izay niakanjo volomparasy, ary ireo manamboninahiny, izay matanjaka sy tsara tarehy izy, izy rehetra dia mitaingin-tsoavaly avokoa. BSB BSB: clothed in blue, governors and commanders, all desirable young men, horsemen mounted on steeds.
7 ULB Dia nanolotra ny tenany toy ny mpivaro-tena tamin'izy ireo, tamin'ny lehilahin'i Asyria tsara indrindra rehetra izy, ka nandoto tena tamin'ny olon-drehetra izay nilainy—sy tamin'ny sampin'izy ireo rehetra izy. BSB BSB: She offered sexual favors to all the elite of Assyria. She defiled herself with all the idols of those for whom she lusted.
8 ULB Fa tsy navelany tany Egypta ny fitondran-tenany toy ny mpivaro-tena, raha niara-nandry taminy izy ireo fony izy mbola tovovavy, raha vao nanomboka nanafosafo ny tratrany virijiny izy ireo, raha vao nanomboka nandraraka ny fijangajangany taminy izy ireo. BSB BSB: She did not give up the prostitution she began in Egypt, when men slept with her in her youth, caressed her virgin bosom, and poured out their lust upon her.
9 ULB Koa dia natolotro teo an-tanan'ireo malalany, teo an-tanan'ireo Asyriana izay nilainy izy. BSB BSB: Therefore I delivered her into the hands of her lovers, the Assyrians for whom she lusted.
10 ULB Nampitanjaka azy izy ireo. Nalainy ireo zanany lahy sy ny zanany vavy, ary novonoin'izy ireo tamin'ny sabatra izy, dia tonga henatra ho an'ny vehivavy hafa izy, ka notsarain'izy ireo. BSB BSB: They exposed her nakedness, seized her sons and daughters, and put her to the sword. Thus she became a byword among women, and they executed judgment against her.
11 ULB Hitan'i Oholiba rahavaviny izany, saingy nanana filàna tamim-paniriana bebe kokoa aza izy ary nijangajanga kokoa noho ny rahavaviny aza. BSB BSB: Her sister Oholibah saw this, yet in her lust and prostitution she was more depraved than her sister.
12 ULB Nila ireo Asyriana, ireo governora sy ireo manamboninahitra nanjaka izay niakanjo manaitra, izay lehilahy mitaingin-tsoavaly izy. Lehilahy matanjaka sy tsara tarehy avokoa izy rehetra. BSB BSB: She too lusted after the Assyrians—governors and commanders, warriors dressed in splendor, horsemen riding on steeds, all desirable young men.
13 ULB Hitako fa nandoto ny tenany izy. Nitovizan'izy mirahavavy izany. BSB BSB: And I saw that she too had defiled herself; both of them had taken the same path.
14 ULB Dia nampitombo ny fivarotan-tenany bebe kokoa aza izy. Nahita lehilahy natao sary sikotra tamin'ny rindrina izy, dia sarin'ireo Kaldeana nolokoina mena, BSB BSB: But Oholibah carried her prostitution even further. She saw the men portrayed on the wall, images of the Chaldeans, engraved in vermilion,
15 ULB manao fehikibo eo am-balahany, sy hamama misy rambony eo an-dohany. Izy rehetra dia niendrika toy ny manamboninahitry ny tokon-kalesy, tahaka ireo zanakalahin'i Babylona, izay teratany Kaldeana. BSB BSB: wearing belts on their waists and flowing turbans on their heads; all of them looked like officers of the Babylonians in Chaldea, the land of their birth.
16 ULB Vantany vao nahita azy ireo ny masony, dia nila azy ireo, ka dia nandefa iraka tany amin'izy ireo tany Kaldea izy. BSB BSB: At the sight of them, she lusted for them and sent messengers to them in Chaldea.
17 ULB Dia tonga teo aminy sy teo amin'ny fandrian'ny filàny ireo Babyloniana, ka nandoto azy tamin'ny fijangajangany. Tamin'izay nataony dia voaloto izy, koa dia nihodina niala teo amin'izy ireo tamin'ny rikoriko izy. BSB BSB: Then the Babylonians came to her, to the bed of love, and in their lust they defiled her. But after she had been defiled by them, she turned away in disgust.
18 ULB Nampiseho ny fivarotan-tenany izy ary naneho ny vatany mitanjaka, ka dia niala taminy ny fanahiko, tahaka ny nialan'ny fanahiko tamin'ny rahavaviny. BSB BSB: When Oholibah openly prostituted herself and exposed her nakedness, I turned away from her in disgust, just as I had turned away from her sister.
19 ULB Dia nivaro-tena bebe kokoa izy, raha nahatadidy sy naka tahaka ireo andron'ny fahatanorany, fony izy nanao toy ny mpivaro-tena tany amin'ny tany Egypta. BSB BSB: Yet she multiplied her promiscuity, remembering the days of her youth, when she had prostituted herself in the land of Egypt
20 ULB Koa dia nila ireo malalany izy, izay tahaka ny an'ireo boriky ny faritra saro-padin'izy ireo, ary izay tahaka ny an'ireo soavaly ny ranon'ainy. BSB BSB: and lusted after their lovers, whose genitals were like those of donkeys and whose emission was like that of stallions.
21 ULB Izany no nanalanao baraka ny fahatanoranao, raha nanafosafo ny nononao sy namihina ny tratranao tanora ireo Egyptiana. BSB BSB: So you revisited the indecency of your youth, when the Egyptians caressed your bosom and pressed your young breasts.
22 ULB Noho izany, ry Oholiba, izao no lazain'ny Tompo Yaveh: 'Indro! Hampivadihako aminao ireo malalanao. Ireo izay nialanao, hataoko manohitra anao amin'ny lafiny rehetra izy ireo: BSB BSB: Therefore, Oholibah, this is what the Lord GOD says: ‘I will incite your lovers against you, those from whom you turned away in disgust. And I will bring them against you from every side—
23 ULB dia ireo Babyloniana sy ireo Kaldeana rehetra, Pekoda, Soa, ary Koa, sy ireo Asyriana rehetra miaraka aminy, matanjaka, lehilahy tsara tarehy, ireo governora sy mpifehy, izy rehetra dia manamboninahitra avokoa sady lehilahy malaza, mitaingin-tsoavaly avokoa izy rehetra. BSB BSB: the Babylonians and all the Chaldeans, the men of Pekod, Shoa, and Koa, and all the Assyrians with them—all desirable young men, governors and commanders, officers and men of renown, mounted on horses.
24 ULB Hanohitra anao amin'ny fitaovam-piadiana, sy amin'ny kalesy sy kodia, ary amin'ny vahoaka maro be izy ireo. Hametraka ampinga lehibe, ampinga kely, ary aroloha hanohitra anareo any amin'ny manodidina izy ireo. Homeko hirika hamaizana anao izy ireo, ka hanafay anao amin'ireo fanaony. BSB BSB: They will come against you with a host of peoples, with weapons, chariots, and wagons. They will array themselves against you on every side with buckler and shield and helmet. I will delegate judgment to them, and they will punish you according to their own standards.
25 ULB Fa hataoko eo aminareo ny hatezeran'ny hasarota-piaroko, ka hamely anao amin'ny fahavinirana. Hanapaka ny oronao sy ny sofinao izy ireo, ary ho fatin'ny sabatra ny sisa velona aminao. Ho alain'izy ireo ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, ary ho levon'ny afo ny sisa velona aminao. BSB BSB: And I will set My jealous rage against you, and they will deal with you in fury. They will cut off your noses and ears, and your survivors will fall by the sword. They will seize your sons and daughters, and your remnant will be consumed by fire.
26 ULB Hanala ny akanjonao izy ireo ary haka ny firavakao rehetra. BSB BSB: They will strip off your clothes and take your fine jewelry.
27 ULB Koa hanala ny fitondran-tena mahamenatrao aminao sy ny fivarotan-tenanao ao amin'ny tany Egypta Aho. Tsy hampiandrandra ny masonao am-paniriana any amin'izy ireo ianao, ary tsy hihevitra ny amin'i Egypta intsony.' BSB BSB: So I will put an end to your indecency and prostitution, which began in the land of Egypt, and you will not lift your eyes to them or remember Egypt anymore.’
28 ULB Fa izao no lazain'ny Tompo Yaveh: 'Indro! Hatolotro eo an-tanan'ireo izay mankahala anao ianao, miverina eo an-tanan'ireo izay efa nialanao. BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: ‘Surely I will deliver you into the hands of those you hate, from whom you turned away in disgust.
29 ULB Hamely anao am-pankahalana tokoa izy ireo; haka ny fanananao rehetra sy hamela anao hitanjaka sy tsy mikapa izy ireo. Haharihary ny fahamenaran'ny fitanjahan'ny fivarotan-tenanao, dia ireo fitondran-tena mahamenatrao sy ny fijangajanganao. BSB BSB: They will treat you with hatred, take all for which you have worked, and leave you naked and bare, so that the shame of your prostitution will be exposed. Your indecency and promiscuity
30 ULB Ireo zavatra ireo dia hatao aminao amin'ny fanaovanao toy ny mpivaro-tena, filàna tamin'ireo firenena izay nahatonga anao haloto tamin'ireo sampiny. BSB BSB: have brought these things upon you, because you have prostituted yourself with the nations and defiled yourself with their idols.
31 ULB Nandeha tamin'ny lalan'ny rahavavinao ianao, koa hataoko eo an-tananao ny kapoakin'ny famaizana azy.' BSB BSB: Because you have followed the path of your sister, I will put her cup into your hand.’
32 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: 'Hisotro ny kapoakan'ny rahavavinao izay lalina sy lehibe ianao. Ho tonga fihomehezana sy foto-pihomehezana ianao—feno hipoka izany kapoaka izany. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘You will drink your sister’s cup, a cup deep and wide. It will bring scorn and derision, for it holds so much.
33 ULB Ho vonton'ny hamamoana sy alahelo ianao, dia ny kapoaky ny horohoro sy fandravana; ny kapoakan'i Samaria rahavavinao. BSB BSB: You will be filled with drunkenness and grief, with a cup of devastation and desolation, the cup of your sister Samaria.
34 ULB Hisotro izany ianao ka handany izany; dia hanorotoro izany ianao ka handritra ny tratranao amin'ireo potiny. Fa efa nanambara izany Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh.' BSB BSB: You will drink it and drain it; you will dash it to pieces, and tear your breasts. For I have spoken,’ declares the Lord GOD.
35 ULB Koa, izao no lazain'ny Tompo Yaveh: 'Satria efa nanadino Ahy sy nanary Ahy tao ivohonao ianao, dia ho toy izany koa no hizakanao ny vokatry ny fitondran-tena mahamenatrao sy ny fijangajanganao.'" BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: ‘Because you have forgotten Me and have cast Me behind your back, you must bear the consequences of your indecency and prostitution.’”
36 ULB Hoy Yaveh tamiko: "Ry zanak'olona, hitsara an'i Ohola sy Oholiba ve ianao? Koa asehoy azy ireo ary ny fomba maharikorikony, BSB BSB: Then the LORD said to me: “Son of man, will you pass judgment against Oholah and Oholibah? Then declare to them their abominations.
37 ULB satria efa nijangajanga izy ireo, ary satria misy rà eo an-tanany. Nijangajanga tamin'ireo sampiny izy ireo, ary nandefa ny zanany lahy tao anaty afo aza izy ireo, ho sakafo ho an'ireo sampiny. BSB BSB: For they have committed adultery, and blood is on their hands. They have committed adultery with their idols. They have even sacrificed their children, whom they bore to Me, in the fire as food for their idols.
38 ULB Dia nanohy nanao izao tamiko izy ireo: Nandoto ny fitoerako masina izy ireo, ary tamin'izany andro izany ihany no nandotoany ny Sabatako. BSB BSB: They have also done this to Me: On that very same day, they defiled My sanctuary and profaned My Sabbaths.
39 ULB Fa rehefa namono ireo zanany ho an'ireo sampy izy ireo, dia tonga teo amin'ny fitoerako masina tamin'izany andro izany ihany mba handoto izany! Koa indro! Izany no nataon'izy ireo tamiko teo afovoan'ny tranoko. BSB BSB: On the very day they slaughtered their children for their idols, they entered My sanctuary to profane it. Yes, they did this inside My house.
40 ULB Nandefa lehilahy izay avy lavitra ianao, dia izay nandefasana mpitondra hafatra—indro ankehitriny. Tonga tokoa izy ireo, ireo izay nandronao, nandokoanao ny masonao, sy nanaingoanao firavaka ny tenanao. BSB BSB: Furthermore, you sisters sent messengers for men who came from afar; and behold, when they arrived, you bathed for them, painted your eyes, and adorned yourself with jewelry.
41 ULB Teo no nipetrahanao tamin'ny fandriana tsara sy teo an-databatra voalamina teo anoloan'izany izay nametrahanao ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko. BSB BSB: You sat on a couch of luxury with a table spread before it, on which you had set My incense and My oil,
42 ULB Koa nanodidina azy ny feon-tabataban'ny vahoaka; anisan'izany ny karazan-dehilahy rehetra, na dia Sabeana aza dia nentina avy tany an'efitra, ka nasian'izy ireo haba ny tanany ary satroboninahitra tsara tarehy ny lohany. BSB BSB: accompanied by the sound of a carefree crowd. Drunkards were brought in from the desert along with men from the rabble, who put bracelets on your wrists and beautiful crowns on your head.
43 ULB Dia niteny ny aminy izay tontan'ny fijangajangana aho hoe: 'Ho fijangajangana aminy izy ireo ankehitriny, ary izy amin'izy ireo.' BSB BSB: Then I said of her who had grown old in adulteries: ‘Now let them use her as a prostitute, for that is all she is!’
44 ULB Nankao aminy izy ireo ka niara-nandry taminy toy ny lehilahy miditra mba hiaraka amin'ny mpivaro-tena. Izany no nandrian'izy ireo niaraka tamin'i Ohola sy Oholiba, izay vehivavy ratsy fitondran-tena. BSB BSB: And they slept with her as with a prostitute; they slept with Oholah and Oholibah, those lewd women.
45 ULB Nefa ny olo-marina hitsara sy hanafay azy ireo tahaka ny vehivavy janga, ka hanafay azy ireo amin'ny famaizana ho an'ireo izay nandatsa-drà, satria vehivavy janga izy ireo sady eo an-tanan'izy ireo ny rà. BSB BSB: But righteous men will sentence them to the punishment of those who commit adultery and bloodshed, because they are adulteresses with blood on their hands.
46 ULB Koa izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Hanangana vahoaka maro hanohitra azy ireo sy hanolotra azy ireo ho ampihorohoroina sy robaina Aho. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘Bring a mob against them and consign them to terror and plunder.
47 ULB Ary izany vahoaka izany dia hitora-bato azy ireo sy hanapaka azy ireo amin'ny sabany. Hamono ireo zanakareo lahy sy ireo zanakareo vavy izy ireo ka handoro ny tranon'izy ireo. BSB BSB: The mob will stone them and cut them down with their swords. They will kill their sons and daughters and burn down their houses.
48 ULB Fa hanala ny fitondran-tena mahamenatr'izy ireo amin'ny tany Aho ary hananatra ny vehivavy rehetra mba tsy hijangajangan'izy ireo intsony. BSB BSB: So I will put an end to indecency in the land, and all the women will be admonished not to imitate your behavior.
49 ULB Koa ho apetrany aminareo ny fitondran-tena mahamenatreo. Hizaka ny heloky ny fahotanareo tamin'ireo sampinareo ianareo, ary izany no hahalalanareo fa Izaho no Tompo Yaveh." BSB BSB: They will repay you for your indecency, and you will bear the consequences of your sins of idolatry. Then you will know that I am the Lord GOD.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.