1 ULB Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, nanao hoe BSB BSB: Then the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB : "Ry zanak'olona, atodiho amin'ny vahoaka Amonita ny tavanao ary maminania manohitra azy ireo. BSB BSB: “Son of man, set your face against the Ammonites and prophesy against them.
3 ULB Lazao amin'ny vahoaka Amonita hoe: 'Henoy ny tenin'ny Tompo Yaveh. Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Satria ianao niteny hoe: "Hià!" teo amin'ny fitoerako masina raha nozimbazimbaina izany, ary nanohitra ny tanin'Israely raha lao izany, ary nanohitra ny ankohonan'i Joda raha lasa sesin-tany izy ireo, BSB BSB: Tell the Ammonites to hear the word of the Lord GOD, for this is what the Lord GOD says: ‘Because you exclaimed, “Aha!” when My sanctuary was profaned, when the land of Israel was laid waste, and when the house of Judah went into exile,
4 ULB noho izany, indro, omeko ho an'ny vahoaka any atsinanana ho fananan'izy ireo ianao. Hanorina toby hanohitra anao izy ireo ary hanorina ny lain'izy ireo eo aminao. Hohanin'izy ireo ny vokatrao ary ho sotroiny ny ronononao. BSB BSB: therefore I will indeed give you as a possession to the people of the East. They will set up their camps and pitch their tents among you. They will eat your fruit and drink your milk.
5 ULB Hataoko fihinanam-bilon'ny rameva i Raba ary ny vahoaka Amonita ho sahan'ny ondry aman'osy. Ary dia ho fantatrao fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: I will make Rabbah a pasture for camels, and Ammon a resting place for sheep. Then you will know that I am the LORD.’
6 ULB Fa ny Tompo Yaveh milaza izao: "Nitehatehan-tanana sy nigado-tongotra ianao, ary niravoravo tamin'ny fanamavoana rehetra teo aminao hanoherana ny tanin'Israely. BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: ‘Because you clapped your hands and stomped your feet and rejoiced over the land of Israel with a heart full of contempt,
7 ULB Noho izany, indro! Hamely anao amin'ny tanako Aho ary hanolotra anao ho babon'ireo firenena. Ho fongorako tsy ho eo amin'ny vahoaka ianao ary haringako tsy ho eo amin'ireo firenena! Ho ravaiko ianao, dia ho fantatrao fa Izaho no Yaveh.' BSB BSB: therefore I will indeed stretch out My hand against you and give you as plunder to the nations. I will cut you off from the peoples and exterminate you from the countries. I will destroy you, and you will know that I am the LORD.’
8 ULB Ny Tompo Yaveh milaza izao: 'Satria Moaba sy Seira niteny hoe: "Indro! Ny ankohonan'i Joda dia toy ny firenena hafa rehetra." BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘Because Moab and Seir said, “Look, the house of Judah is like all the other nations,”
9 ULB Noho izany, indro! Ho sokafako ny fefin'i Moaba, manomboka eo amin'ireo tanànany eo amin'ny fari-tany—ny hatsaran'i Beti-jesimota, Bala-meona, ary Kiriataima— BSB BSB: therefore I will indeed expose the flank of Moab beginning with its frontier cities—Beth-jeshimoth, Baal-meon, and Kiriathaim—the glory of the land.
10 ULB mankany amin'ny vahoaka avy any atsinanana izay nanohitra ny vahoaka Amonita. Hafoiko ho toy ny fananana izy ireo mba tsy ho tadidy eo amin'ireo firenena ny vahoaka Amonita. BSB BSB: I will give it along with the Ammonites as a possession to the people of the East, so that the Ammonites will no longer be remembered among the nations.
11 ULB Koa hanao fitsarana manohitra an'i Moaba Aho, ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh.' BSB BSB: So I will execute judgments on Moab, and they will know that I am the LORD.’
12 ULB Ny Tompo Yaveh milaza izao: 'Edoma dia namaly faty nanohitra ny ankohonan'i Joda ary nanao ratsy tamin'ny nanaovana izany. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘Because Edom acted vengefully against the house of Judah, and in so doing incurred grievous guilt,
13 ULB Noho izany, ny Tompo Yaveh milaza hoe: Hamely an'i Edoma amin'ny tanako Aho ary handringana ny olona rehetra sy ny biby ao. Hataoko toerana rava, nafoy, hatrany Temana ka hatrany Dedana ireo. Ho lavon-tsabatra izy ireo. BSB BSB: therefore this is what the Lord GOD says: I will stretch out My hand against Edom and cut off from it both man and beast. I will make it a wasteland, and from Teman to Dedan they will fall by the sword.
14 ULB Hataoko eo amin'i Edoma ny valifatiko amin'ny alalan'ny tanan'Israely vahoakako, ary ho ataon'izy ireo amin'i Edoma araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako, ary ho fantatr'izy ireo ny valifatiko—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh.' BSB BSB: I will take My vengeance on Edom by the hand of My people Israel, and they will deal with Edom according to My anger and wrath. Then they will know My vengeance, declares the Lord GOD.’
15 ULB Ny Tompo Yaveh milaza izao: 'Ireo Filistina dia namaly faty tamin'ny lolom-po ary tao anatin'izy ireo dia niezaka nandrava an'i Joda foana. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘Because the Philistines acted in vengeance, taking vengeance with malice of soul to destroy Judah with ancient hostility,
16 ULB Koa izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Indro! Haninjitra ny tanako eo amin'ireo Filistina Aho, ary ho fongorako ny Keretita ary ho ravaiko izay sisa tavela eny amoron-dranomasina. BSB BSB: therefore this is what the Lord GOD says: Behold, I will stretch out My hand against the Philistines, and I will cut off the Cherethites and destroy the remnant along the coast.
17 ULB Fa hanao famaliana lehibe hanohitra azy ireo Aho amin'ny fahaviniran'ny asa fanasaziana, mba ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh, rehefa mamaly faty azy ireo Aho."' BSB BSB: I will execute great vengeance against them with furious reproof. Then they will know that I am the LORD, when I lay My vengeance upon them.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.