1 ULB Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ary ianao, ry zanak'olona, manomboha hira fisaonana mahakasika an'i Tyro, BSB BSB: “Now you, son of man, take up a lament for Tyre.
3 ULB ary lazao amin'i Tyro, izay monina anatin'ireo vavahadin'ny ranomasina, mpandranto ho an'ny vahoaka any amin'ny nosy maro, ny Tompo Yaveh milaza izao aminao: Ry Tyro, efa nilaza ianao hoe: 'Izaho dia tanteraka amin'ny hatsaran-tarehy.' BSB BSB: Tell Tyre, who dwells at the gateway to the sea, merchant of the peoples on many coasts, that this is what the Lord GOD says: You have said, O Tyre, ‘I am perfect in beauty.’
4 ULB Ny fari-taninao dia eny amin'ny fon'ny ranomasina; ireo mpanorina anao efa nahatonga lafatra ny hatsaranao. BSB BSB: Your borders are in the heart of the seas; your builders perfected your beauty.
5 ULB Nataon'izy ireo tamin'ny kipreso avy tany amin'ny tendrombohitra Hermona ny hazo fisakao rehetra; naka sedera avy tany Libanona izy ireo hanaovana andrin-tsambo ho anao. BSB BSB: They constructed all your planking with cypress from Senir. They took a cedar from Lebanon to make a mast for you.
6 ULB Ny fivoinao dia nataon'izy ireo tamin'ny hazo terebintan'i Basana; hazo kipreso avy any Kipra no nanaovan'izy ireo ny tokotanin-tsambonao, sady nopetahany ivoara ireo. BSB BSB: Of oaks from Bashan they made your oars; of wood from the coasts of Cyprus they made your deck, inlaid with ivory.
7 ULB Niloko rongony fotsy avy any Egypta izay tahaka ireo fanevanao ny lainao! BSB BSB: Of embroidered fine linen from Egypt they made your sail, which served as your banner. Of blue and purple from the coasts of Elishah they made your awning.
8 ULB Ireo izay nonina tany Sidona sy Arvada no mpivoinao; ireo olon-kendrin'i Tyro no ao anatinao; izy ireo no mpitondra anao. BSB BSB: The men of Sidon and Arvad were your oarsmen. Your men of skill, O Tyre, were there as your captains.
9 ULB Mpanao asa tanana matihanina indrindra avy any Byblosy no ho mpanentsi-tsambonao; ireo sambo rehetra an-dranomasina sy ireo tantsambony eo aminao dia nitondra ny entam-barotrao ho amin'ny takalo. BSB BSB: The elders of Gebal were aboard as shipwrights, repairing your leaks. All the ships of the sea and their sailors came alongside to barter for your merchandise.
10 ULB Persia, Lydia, ary Libya dia tao amin'ny tafikao, lehilahy mpiadinao. Nanantona ampinga sy aroloha tao aminao izy ireo; nampiseho ny famirapiratanao izy ireo. BSB BSB: Men of Persia, Lydia, and Put served as warriors in your army. They hung their shields and helmets on your walls; they gave you splendor.
11 ULB Ireo lehilahin'i Arvada sy Heleka tao amin'ny tafikao no teo amin'ny rindrinao manodidina anao, ary ny vahoakan'i Gamada no tao amin'ireo tilikambonao. Nanantona ny ampingan'izy ireo teo amin'ny rindrinao nanodidina anao izy ireo! Nameno ny hatsaranao izy ireny. BSB BSB: Men of Arvad and Helech manned your walls all around, and the men of Gammad were in your towers. They hung their shields around your walls; they perfected your beauty.
12 ULB Tarsisy dia namana mpandranto niaraka taminao nohon'ny habetsaky ny harenao hamidy: volafotsy, vy, fanitso, sy firaka. Nividy sy namarotra ny entanao izy ireo! BSB BSB: Tarshish was your merchant because of your great wealth of goods; they exchanged silver, iron, tin, and lead for your wares.
13 ULB Javana, Tobala, sy Meseka—nanakalo andevo sy fitaovana vita amin'ny varahina izy ireo. Nihazona ny entam-barotrao izy ireo. BSB BSB: Javan, Tubal, and Meshech were your merchants. They exchanged slaves and bronze utensils for your merchandise.
14 ULB Bet-togarma no namatsy soavaly, soavaly fitaingina, ary ampondra ho entam-barotrao. BSB BSB: The men of Beth-togarmah exchanged horses, war horses, and mules for your wares.
15 ULB Ireo lehilahin'i Dedana no mpandrantonao eran'ny morontsiraka maro. Entam-barotra no teo an-tananao; namerina tandroka, ivoara, ary hazomainty izy ireo ho fanatitra! BSB BSB: The men of Dedan were your clients; many coastlands were your market; they paid you with ivory tusks and ebony.
16 ULB Syria no mpandranto teo amin'ny vokatrao maro; namatsy emeralda, volomparasy, lamba miloko, lamba madinika, perla, ary vatosoa ho entam-barotrao izy ireo. BSB BSB: Aram was your customer because of your many products; they exchanged turquoise, purple, embroidered work, fine linen, coral, and rubies for your wares.
17 ULB Joda sy ny tanin'Israely dia nanakalo niaraka taminao. Namatsy vary avy tany Minita izy ireo, mofomamy, tantely, diloilo, ary balsama ho entam-barotrao. BSB BSB: Judah and the land of Israel traded with you; they exchanged wheat from Minnith, cakes and honey, oil and balm for your merchandise.
18 ULB Damaskosy dia mpandranto ireo vokatrao rehetra, ireo harenao lehibe rehetra, ary ny divain'i Helbona sy ny volon'ondry fotsin'i Zahara. BSB BSB: Because of your many products and your great wealth of goods, Damascus traded with you wine from Helbon, wool from Zahar,
19 ULB Dana sy Javana avy any Ozala namatsy anao entam-barotra vy voatefy, kanelina, ary veromanitra. Izany dia tonga entam-barotra ho anao. BSB BSB: and casks of wine from Izal for your wares. Wrought iron, cassia, and sweet cane were exchanged for your merchandise.
20 ULB Dedana dia mpandrantonao amin'ny lamba fanao lamban-tsoavaly. BSB BSB: Dedan was your merchant in saddlecloths for riding.
21 ULB Arabia sy ireo mpifehin'i Kedara rehetra no mpandranto niaraka taminao; namatsy anao zanak'ondry, ondry lahy sy osy izy ireo. BSB BSB: Arabia and all the princes of Kedar were your customers, trading in lambs, rams, and goats.
22 ULB Ireo mpandranton'i Seba sy Rama dia tonga mba hivarotra aminao ny zavamanitra tsara indrindra rehetra sy karazam-batosoa sarobidy; namarotra volamena ho an'ny entam-barotrao izy ireo. BSB BSB: The merchants of Sheba and Raamah traded with you; for your wares they exchanged gold, the finest of all spices, and precious stones.
23 ULB Harana, Kane, ary Edena no mpanakalo niaraka taminao, niaraka tamin'i Seba, Asora, sy Kilmada. BSB BSB: Haran, Canneh, and Eden traded with you, and so did the merchants of Sheba, Asshur, and Chilmad.
24 ULB Ireo avy no mpandrantonao nitafy akanjo vita amin'ny lamba volom-parasy marevaka, sy lamba firakotra miloko samihafa, natao petakofehy, ary lamba tsara tenona tao amin'ireo tsenanao. BSB BSB: In your marketplace they traded with you fine garments of blue, embroidered work, and multicolored rugs with cords tightly twisted and knotted.
25 ULB Ireo sambon'i Tarsisy no mpitatitra ny entam-barotrao! Ka dia feno ianao, enta-mavesatra eny amin'ny afovoan'ny ranomasina! BSB BSB: The ships of Tarshish carried your merchandise. And you were filled with heavy cargo in the heart of the sea.
26 ULB Nentin'ireo mpivoinao tany amin'ireo ranomasina midadasika ianao; ny tsio-drivotra tatsinanana no namotika anao tany afovoan'ireny. BSB BSB: Your oarsmen have brought you onto the high seas, but the east wind will shatter you in the heart of the sea.
27 ULB Ny harenao, entam-barotra, sy fitaovana atakalo; ireo tantsambo sy ireo mpitondra sambonao, sy ireo mpiasa an-tsambo; ireo mpandranto ny entam-barotrao sy ireo lehilahy mpiadinao rehetra izay ao aminao, sy ny tarikao rehetra—hilentika any amin'ny lalin'ny ranomasina izy ireny amin'ny andron'ny faharavanao. BSB BSB: Your wealth, wares, and merchandise, your sailors, captains, and shipwrights, your merchants and all the warriors within you, with all the other people on board, will sink into the heart of the sea on the day of your downfall.
28 ULB Hangovitra amin'ny feon-tomanin'ireo mpitondra sambonao ireo tanàna ao an-dranomasina; BSB BSB: The countryside will shake when your sailors cry out.
29 ULB Ireo rehetra mihazona fivoy dia hidina avy eny amin'ny sambon'izy ireo; hijoro eny an-tany ireo tantsambo sy ireo mpitondra sambo rehetra eny amin'ny ranomasina. BSB BSB: All who handle the oars will abandon their ships. The sailors and all the captains of the sea will stand on the shore.
30 ULB Avy eo hampihaino anao ny feony izy ireo ka hidradradradra mafy; hanangom-bovoka eo an-dohany izy ireo. Hihodikodina eo amin'ny lavenona izy ireo. BSB BSB: They will raise their voices for you and cry out bitterly. They will throw dust on their heads and roll in ashes.
31 ULB Hanaratra ny lohany ho sola ho anao izy ireo ka hamehy ny tenany amin'ny lamba fisaonana, ary hitomany mafy eo aminao izy ireo ary hihiaka mafy. BSB BSB: They will shave their heads for you and wrap themselves in sackcloth. They will weep over you with anguish of soul and bitter mourning.
32 ULB Hanandratra ny dradradradram-pitarainany ho anao sy hihira fisaonana eo aminao izy ireo, iza no mitovy amin'i Tyro, izay efa nentina ho amin'ny fahanginana eny afovoan-dranomasina ankehitriny? BSB BSB: As they wail and mourn over you, they will take up a lament for you: ‘Who was ever like Tyre, silenced in the middle of the sea?
33 ULB Rehefa nandeha teny an-tanety avy tany an-dranomasina ny entam-barotrao, dia nahafapo olona maro izany; nampanakarena ireo mpanjakan'ny tany amin'ny haben'ny harenao sy ny entam-barotrao ianao! BSB BSB: When your wares went out to sea, you satisfied many nations. You enriched the kings of the earth with your abundant wealth and merchandise.
34 ULB Saingy rehefa notorotoroin'ny ranomasina, sy ny rano lalina ianao, dia nilentika ny entam-barotrao sy ireo tantsambonao rehetra! BSB BSB: Now you are shattered by the seas in the depths of the waters; your merchandise and the people among you have gone down with you.
35 ULB Rikoriko taminao ireo mponin'ny morontsiraka rehetra, ary tora-kovitry ny horohoro ireo mpanjakany! Nangovitra ny tavan'izy ireo! BSB BSB: All the people of the coastlands are appalled over you. Their kings shudder with fear; their faces are contorted.
36 ULB Misioka anao ireo mpandranton'ny vahoaka; lasa horohoro ianao, ary tsy ho mandrakizay intsony." BSB BSB: Those who trade among the nations hiss at you; you have come to a horrible end and will be no more.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.