1 ULB Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: And the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, lazao amin'ny mpanapak'i Tyro hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Miavonavona ny fonao! Hoy ianao hoe: "andriamanitra aho! Hipetraka eo amin'ny sezan'ireo andriamanitra eo afovoan'ny ranomasina aho!" Na dia olona aza ianao fa tsy andriamanitra, dia manao ny fonao ho tahaka ny fon'ny andriamanitra ianao; BSB BSB: “Son of man, tell the ruler of Tyre that this is what the Lord GOD says: Your heart is proud, and you have said, ‘I am a god; I sit in the seat of gods in the heart of the sea.’ Yet you are a man and not a god, though you have regarded your heart as that of a god.
3 ULB mihevitra ianao fa hendry noho Daniela, ary tsy misy tsiambaratelo mampitolagaga anao! BSB BSB: Behold, you are wiser than Daniel; no secret is hidden from you!
4 ULB Nampanan-karena ny tenanao tamin'ny fahendrena sy fahaiza-manao ianao, ary nahazo volamena sy volafotsy tao amin'ireo fitehirizan-drakitrao! BSB BSB: By your wisdom and understanding you have gained your wealth and amassed gold and silver for your treasuries.
5 ULB Tamin'ny fahendrena sy tamin'ny varotrao, dia nampitombo ny harenao ianao, ka miavonavona ny fonao noho ireo harenao. BSB BSB: By your great skill in trading you have increased your wealth, but your heart has grown proud because of it.
6 ULB Noho izany, ny Tompo Yaveh milaza izao: "Satria nanao ny fonao ho tahaka ny fon'ny andriamanitra ianao, BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: Because you regard your heart as the heart of a god,
7 ULB dia hitondra vahiny hanohitra anao Aho, lehilahy mampihorohoro avy amin'ireo firenena hafa. Hitondra ireo sabany hamely ny hatsaran'ny fahendrenao izy ireo, ary tsy hanamasina ny famirapiratanao. BSB BSB: behold, I will bring foreigners against you, the most ruthless of nations. They will draw their swords against the beauty of your wisdom and will defile your splendor.
8 ULB Handefa anao hidina any amin'ny lavaka izy ireo, ary ho faty amin'ny fahafatesan'ireo izay maty any afovoan'ny ranomasina ianao. BSB BSB: They will bring you down to the Pit, and you will die a violent death in the heart of the seas.
9 ULB Moa ve hiteny marina ianao hoe: "andriamanitra aho" amin'ny tavan'ireo izay mamono anao? Olona ianao fa tsy Andriamanitra, ary ho eo an-tanan'izay mandefona anao ianao. BSB BSB: Will you still say, ‘I am a god,’ in the presence of those who slay you? You will be only a man, not a god, in the hands of those who wound you.
10 ULB Ho faty tahaka ny fahafatesan'ny tsy voafora amin'ny alalan'ny tanan'ireo vahiny ianao, fa nanambara izany Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh.'" BSB BSB: You will die the death of the uncircumcised at the hands of foreigners. For I have spoken, declares the Lord GOD.”
11 ULB Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Again the word of the LORD came to me, saying,
12 ULB "Ry zanak'olona, manandrata hira fisaonana ho an'ny mpanjakan'i Tyro ary lazao aminy hoe: 'Ny Tompo Yaveh miteny izao: ianao no modelin'ny fahatanterahana, feno fahendrena ary lafatra amin'ny hatsaran-tarehy. BSB BSB: “Son of man, take up a lament for the king of Tyre and tell him that this is what the Lord GOD says: ‘You were the seal of perfection, full of wisdom and perfect in beauty.
13 ULB Tao Edena, ilay sahan' Andriamanitra ianao. Mandrakotra anao ireo vato sarobidy rehetra: robina, topazy, emeralda, krysolita, onyksa, jaspy, safira, karneola, ary ny beryla. Vita amin'ny volamena ireo toeranao sy ireo tendrombohitrao. Tamin'ny andro namoronana anao no efa nanomanana izany. BSB BSB: You were in Eden, the garden of God. Every kind of precious stone adorned you: ruby, topaz, and diamond, beryl, onyx, and jasper, sapphire, turquoise, and emerald. Your mountings and settings were crafted in gold, prepared on the day of your creation.
14 ULB Nametraka anao teo ambonin'ny tendrombohitra masin'Andriamanitra tahaka ilay Kerobima voahosotro hiambina ny olombelona Aho. Teo afovoan'ireo vato mirehitra izay handehananao ianao. BSB BSB: You were anointed as a guardian cherub, for I had ordained you. You were on the holy mountain of God; you walked among the fiery stones.
15 ULB Nanana tsy fivadihana tamin'ireo lalanao ianao nanomboka tamin'ny andro izay namoronana anao ka hatramin'ny nahitana ny tsy rariny tao aminao. BSB BSB: From the day you were created you were blameless in your ways—until wickedness was found in you.
16 ULB Tamin'ny alalan'ireo varotra lehibe dia lasa feno herisetra ianao, ary noho izany dia nanota ianao. Ka nariako hiala amin'ny tendrombohitr'Andriamanitra ianao, tahaka ny iray izay voaloto, ary noravaiko ianao, ry mpiandry kerobima, ary nentiko avy teo amin'ireo vato mirehitra ianao. BSB BSB: By the vastness of your trade, you were filled with violence, and you sinned. So I drove you in disgrace from the mountain of God, and I banished you, O guardian cherub, from among the fiery stones.
17 ULB Niavonavona ny fonao niaraka tamin'ny hatsaranao; nanimba ny fahendrenao ianao nohon'ny famirapiratanao. Nandefa anao hidina amin'ny tany Aho. Nametraka anao ho eo alohan'ireo mpanjaka Aho mba hahafahan'izy ireo mahita anao. BSB BSB: Your heart grew proud of your beauty; you corrupted your wisdom because of your splendor; so I cast you to the earth; I made you a spectacle before kings.
18 ULB Noho ireo fahotanao maro be sy ireo raharahanao tsy marina, dia nandoto ireo fitoeranao masina ianao. Ka nampivoaka afo avy aminao Aho; handevona anao izany. Hamadika anao ho lavenona eo imason'ireo rehetra izay mijery anao Aho. BSB BSB: By the multitude of your iniquities and the dishonesty of your trading you have profaned your sanctuaries. So I made fire come from within you, and it consumed you. I reduced you to ashes on the ground in the eyes of all who saw you.
19 ULB Ireo rehetra izay nahafantatra anao teo amin'ny vahoaka dia hangovitra aminao; hihorohoro izy ireo, ary tsy ho mandrakizay intsony ianao.'" BSB BSB: All the nations who know you are appalled over you. You have come to a horrible end and will be no more.’”
20 ULB Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to me, saying,
21 ULB "Ry zanak'olona, atodiho any amin'i Sidona ny tavanao ary maminania manohitra azy. BSB BSB: “Son of man, set your face against Sidon and prophesy against her.
22 ULB Mitenena hoe: "Ny Tompo Yaveh miteny izao: Indro! Manohitra anao Aho, ry Sidona! Fa homem-boninahitra eo afovoanao Aho ka ho fantatry ny vahoakanao fa Izaho no Yaveh rehefa manatanteraka ny fitsarana aminao Aho. Haseho ho masina eo aminao Aho. BSB BSB: And you are to declare that this is what the Lord GOD says: ‘Behold, I am against you, O Sidon, and I will be glorified within you. They will know that I am the LORD when I execute judgments against her and demonstrate My holiness through her.
23 ULB Hampivoaka areti-mandringana aminao sy rà eny amin'ireo lalanao Aho, ary ny faty dia hianjera eo afovoanao. Rehefa ho avy hanohitra anao avy any amin'ny manodidina rehetra ny sabatra, dia ho fantatrao fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: I will send a plague against her and shed blood in her streets; the slain will fall within her, while the sword is against her on every side. Then they will know that I am the LORD.
24 ULB Dia tsy hisy roy mampahory sy tsilo mampanaintaina ho an'ny taranak'Israely intsony avy amin'ireo rehetra izay manodidina azy ka manao tsinontsinona ny vahoakany, ka dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Tompo Yaveh!' BSB BSB: For the people of Israel will no longer face a pricking brier or a painful thorn from all around them who treat them with contempt. Then they will know that I am the Lord GOD.’
25 ULB Hoy ny Tompo Yaveh hoe: 'Rehefa manangona ny taranak'Israely avy amin'ny vahoaka tamin'izay nampielezana azy ireo Aho, ary rehefa voatokana eo amin'izy ireo Aho, mba hahafahan'ireo firenena mahita, dia hanao ireo fonenan'izy ireo ao amin'ny tany izay nomeko an'i Jakoba mpanompoko izy ireo. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘When I gather the house of Israel from the peoples among whom they have been scattered, I will show Myself holy among them in the sight of the nations. Then they will dwell in their own land, which I have given to My servant Jacob.
26 ULB Dia hiaina am-pilaminana ao aminy izy ireo ary hanangana trano, hanao ireo tanim-boaloboka, ary hiaina am-pilaminana rehefa manatanteraka fitsarana amin'ireo rehetra izay avy amin'ny manodidina nanao tsinontsinona azy ireo; ka ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Andriamanitr'izy ireo!'" BSB BSB: And there they will dwell securely, build houses, and plant vineyards. They will dwell securely when I execute judgments against all those around them who treat them with contempt. Then they will know that I am the LORD their God.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.