1 ULB Tamin'ny taona fahafolo, tamin'ny volana fahafolo tamin'ny andro faharoa ambin'ny folon'ny volana, dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: In the tenth year, on the twelfth day of the tenth month, the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, ampifanatreo amin'i Farao, ilay mpanjakan'i Egypya ny tavanao; maminania manohitra azy sy manohitra an'i Egypta rehetra. BSB BSB: “Son of man, set your face against Pharaoh king of Egypt and prophesy against him and against all Egypt.
3 ULB Ambarao ary lazao hoe: 'Izao no ambaran'ny Tompo Yaveh: Indro! Manohitra anao Aho, ry Farao, mpanjakan'i Egypta. Ianao, ilay biby masiaka lehibe izay miafina eo afovoan'ny renirano, izay manao hoe: "Ahy ny reniranoko. Nataoko ho an'ny tenako izany." BSB BSB: Speak to him and tell him that this is what the Lord GOD says: Behold, I am against you, O Pharaoh king of Egypt, O great monster who lies among his rivers, who says, ‘The Nile is mine; I made it myself.’
4 ULB Hasiako farango ny valanoranonao, ary ny hazandranon'ny Neily dia hamikitra amin'ny kiranao; hampiakariko avy eo afovoan'ny reniranonao miaraka amin'ny hazandranon'ny reniranonao izay mamikitra amin'ny kiranao ianao. BSB BSB: But I will put hooks in your jaws and cause the fish of your streams to cling to your scales. I will haul you up out of your rivers, and all the fish of your streams will cling to your scales.
5 ULB Hatsipiko any an'efitra ianao, ianao sy ny hazandrano rehetra avy ao amin'ny reniranonao. Hianjera ao amin'ny saha ianao; tsy ho hangonina ianao na hampiakarina. Homeko ho sakafo ho an'ireo zava-manan'ain'ny tany sy ho an'ireo voron'ny lanitra ianao. BSB BSB: I will leave you in the desert, you and all the fish of your streams. You will fall on the open field and will not be taken away or gathered for burial. I have given you as food to the beasts of the earth and the birds of the air.
6 ULB Avy eo ny mponin'i Egypta rehetra hahafantatra fa Izaho no Yaveh, satria efa tahona volotara ho an'ny ankohonan'Israely izy ireo. BSB BSB: Then all the people of Egypt will know that I am the LORD. For you were only a staff of reeds to the house of Israel.
7 ULB Rehefa nandray anao teny an-tanany izy ireo, dia tapaka ianao ary nosokafanao ny sorok'izy ireo; ary rehefa niantehitra taminao izy ireo, dia tapaka ianao, ary nampihozohozo ny tongotr'izy ireo ianao. BSB BSB: When Israel took hold of you with their hands, you splintered, tearing all their shoulders; when they leaned on you, you broke, and their backs were wrenched.
8 ULB Noho izany dia izao no ambaran'ny Tompo Yaveh: Indro! Hitondra sabatra hamely anao Aho. Hanapaka ny olona sy ny bibidia eo aminao Aho. BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: I will bring a sword against you and cut off from you man and beast.
9 ULB Koa ho lao sy rava ny tanin'i Egypta. Avy eo dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh, satria ilay dragona lehibe niteny hoe: "Ahy ny renirano, satria izaho no nanao izany." BSB BSB: The land of Egypt will become a desolate wasteland. Then they will know that I am the LORD. Because you said, ‘The Nile is mine; I made it,’
10 ULB Noho izany, indro! Manohitra anao sy ny reniranonao Aho, koa hataoko rava sy foana ny tanin'i Egypta, ary ho tany foana avy any Migdola ka hatrany Syena ary hatramin'ny sisin'i Kosy ianao. BSB BSB: therefore I am against you and against your rivers. I will turn the land of Egypt into a ruin, a desolate wasteland from Migdol to Syene, and as far as the border of Cush.
11 ULB Tsy hisy tongotr'olona handeha amin'izany, ary tsy hisy tongotra bibidia handeha amin'izany. Tsy hisy mponina mandritry ny efa-polo taona izany. BSB BSB: No foot of man or beast will pass through, and it will be uninhabited for forty years.
12 ULB Fa ho ataoko rava eo afovoan'ireo tany tsy misy mponina ny tanin'i Egypta, ary ireo tanànany eo afovoan'ireo tanàna foana dia ho faharavana mandritry ny efa-polo taona; avy eo Egypta haparitako eo amin'ireo firenena, ary haeliko manerana ireo tany izy ireo. BSB BSB: I will make the land of Egypt a desolation among desolate lands, and her cities will lie desolate for forty years among the ruined cities. And I will disperse the Egyptians among the nations and scatter them throughout the countries.
13 ULB Fa izao no ambaran'ny Tompo Yaveh: Rehefa afaka efa-polo taona dia hangoniko avy amin'ireo vahoaka eo amin'ireo izay niparitahan'izy ireo ny Egyptiana. BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: At the end of forty years I will gather the Egyptians from the nations to which they were scattered.
14 ULB Ho averiko ireo haren'i Egypta ary haveriko any amin'ny faritr'i Patrosa, ilay tany niaviany ireo. Avy eo dia ho fanjakana ambany izy ireo any. BSB BSB: I will restore Egypt from captivity and bring them back to the land of Pathros, the land of their origin. There they will be a lowly kingdom.
15 ULB Ho ambany indrindra amin'ireo fanjakana izany, ary tsy ho hasandratra eo amin'ireo firenena intsony. Ho akeleziko izy ireo ka tsy hanapaka eo amin'ireo firenena intsony. BSB BSB: Egypt will be the lowliest of kingdoms and will never again exalt itself above the nations. For I will diminish Egypt so that it will never again rule over the nations.
16 ULB Tsy ho anton'ny tokin'ireo ankohonan'Israely intsony ireo Egyptiana. Fa kosa, ho fampatsiahivana ny heloka izay nataon'Israely rehefa nitodika tamin'i Egypta mba hila fanampiana izy ireo. Avy eo dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Tompo Yaveh.'" BSB BSB: Egypt will never again be an object of trust for the house of Israel, but will remind them of their iniquity in turning to the Egyptians. Then they will know that I am the Lord GOD.”
17 ULB Tamin'ny taona fahafito amby roapolo tamin'ny andro voalohan'ny volana voalohany, dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: In the twenty-seventh year, on the first day of the first month, the word of the LORD came to me, saying,
18 ULB "Ry zanak'olona, Nebokadnezara ilay mpanjakan'i Babylona dia namoaka ny tafiny mba hanao asa mafy manohitra an'i Tyro. Sola avokoa ny loha rehetra, ary niendaka ny soroka rehetra. Nefa izy sy ny tafiny dia tsy nandray karama avy amin'i Tyro tamin'ny asa mafy izay nataony namelezana izany. BSB BSB: “Son of man, Nebuchadnezzar king of Babylon caused his army to labor strenuously against Tyre. Every head was made bald and every shoulder made raw. But he and his army received no wages from Tyre for the labor they expended on it.
19 ULB Noho izany dia izao no ambaran'ny Tompo Yaveh: 'Indro! Homeko an'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona ilay tany, ary ho alainy ny haren'izany, ho baboiny ny fananany, ary ho alainy izay rehetra hitany ao; izany no ho karaman'ireo tafiny. BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: I will give the land of Egypt to Nebuchadnezzar king of Babylon, who will carry off its wealth, seize its spoil, and remove its plunder. This will be the wages for his army.
20 ULB Efa nomeko azy ho karama tamin'ny asa izay nataon'izy ireo ho Ahy ny tanin'i Egypta—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: I have given him the land of Egypt as the reward for his labor, because it was done for Me, declares the Lord GOD.
21 ULB Amin'izany andro izany dia hampitsimoka tandroka ho an'ny ankohonan'Israely Aho, ary hampiteny anao eo afovoan'izy ireo, koa ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh.'" BSB BSB: In that day I will cause a horn to sprout for the house of Israel, and I will open your mouth to speak among them. Then they will know that I am the LORD.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.