1 ULB Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Again the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, maminania ka lazao hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Midradradradrà hoe: "Loza ny andro ho avy." BSB BSB: “Son of man, prophesy and declare that this is what the Lord GOD says: Wail, ‘Alas for that day!’
3 ULB Akaiky ny andro. Akaiky ny andro ho an'i Yaveh. Ho andro mandrahona izany, fotoan'ny fiafarana ho an'ireo firenena. BSB BSB: For the day is near, the Day of the LORD is near. It will be a day of clouds, a time of doom for the nations.
4 ULB Dia hisy sabatra ho avy hanohitra an'i Egypta, ary hisy fangirifiriana ao Kosy rehefa miampatra any Egypta ny vahoaka maty—rehefa maka ny hareny izy ireo, ary rehefa simba ny fotony. BSB BSB: A sword will come against Egypt, and there will be anguish in Cush when the slain fall in Egypt, its wealth is taken away, and its foundations are torn down.
5 ULB Kosy, Lybia, sy Lydia, ary ireo vahiny rehetra, miaraka amin'ny vahoakan'ny fanekena—ho lavon-tsabatra avokoa izy rehetra. BSB BSB: Cush, Put, and Lud, and all the various peoples, as well as Libya and the men of the covenant land, will fall with Egypt by the sword.
6 ULB Izao no lazain'i Yaveh: Noho izany ireo izay manohana an'i Egypta dia ho lavo, ary ny avonavon'ny heriny dia hietry. Hatrany Migdola ka hatrany Syena no hahalavo ireo miaramilany amin'ny sabatra—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: For this is what the LORD says: The allies of Egypt will fall, and her proud strength will collapse. From Migdol to Syene they will fall by the sword within her, declares the Lord GOD.
7 ULB Haharikoriko eo afovoan'ny tany nafoy izy ireo, ary ireo tanànany dia ho eo amin'ireo tanàna rava rehetra. BSB BSB: They will be desolate among desolate lands, and their cities will lie among ruined cities.
8 ULB Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh, raha handoro an'i Egypta Aho, ary rehefa ringana ireo mpanampy azy rehetra. BSB BSB: Then they will know that I am the LORD when I set fire to Egypt and all her helpers are shattered.
9 ULB Amin'izany andro izany dia hisy iraka hivoaka avy eo anoloako amin'ny sambo mba hampihorohoro ny fiarovan'i Kosy, ary hisy fangirifiriana eo amin'izy ireo amin'ny andro fiafarana ratsin'i Egypta. Fa indro! Avy izany. BSB BSB: On that day messengers will go out from Me in ships to frighten Cush out of complacency. Anguish will come upon them on the day of Egypt’s doom. For it is indeed coming.
10 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Hanisy fiafarana ny fahamaroan'i Egypta amin'ny tanan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona Aho. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: I will put an end to the hordes of Egypt by the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon.
11 ULB Izy sy ny tafiny miaraka aminy, ny fampihorohoroana amin'ireo firenena, no ho entina handrava ny tany; hanatsoaka ny sabany hanohitra an'i Egypta ary hameno ny tany amin'ny fatin'olona izy ireo. BSB BSB: He and his people with him, the most ruthless of the nations, will be brought in to destroy the land. They will draw their swords against Egypt and fill the land with the slain.
12 ULB Hamadika ny renirano ho tany maina Aho, ary hivarotra ny tany eo an-tanan'ny olona ratsy fanahy. Amin'ny alalan'ny tanan'ny fahavalo no hanaovako ny tany sy ny fahafenoany ho rava—Izaho, Yaveh, no efa niteny. BSB BSB: I will make the streams dry up and sell the land to the wicked. By the hands of foreigners I will bring desolation upon the land and everything in it. I, the LORD, have spoken.
13 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Hamotika ireo sampy Aho, ary hitondra fiafarana amin'ireo sampy tsy mendrik'i Memfisa. Tsy hisy andriandahy intsony ao amin'ny tany Egypta, ary hametraka fampihorohoroana eo amin'ny tany Egypta Aho. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: I will destroy the idols and put an end to the images in Memphis. There will no longer be a prince in Egypt, and I will instill fear in that land.
14 ULB Dia hataoko lao i Patrosa ary ho dorako i Zoana, ary hampihatra fitsaràna amin'i No Aho. BSB BSB: I will lay waste Pathros, set fire to Zoan, and execute judgment on Thebes.
15 ULB Fa handraraka ny fahatezerako amin'i Sina, ilay fiarovana mafy any Egypta, ary hanapaka ny maro any No Aho. BSB BSB: I will pour out My wrath on Pelusium, the stronghold of Egypt, and cut off the crowds of Thebes.
16 ULB Dia handoro an'i Egypta Aho; ho ory mafy i Sina, ho rava i No, ary hiatrika fahavalo isan'andro i Memfisy. BSB BSB: I will set fire to Egypt, Pelusium will writhe in anguish, Thebes will be split open, and Memphis will face daily distress.
17 ULB Ny tovolahy any Avena sy Pisbeseta dia ho lavon-tsabatra, ary ireo tanànany dia ho lasan-ko babo. BSB BSB: The young men of On and Pi-beseth will fall by the sword, and those cities will go into captivity.
18 ULB Any Tapanesa, dia hihazona ny hazavany ny andro rehefa mamotika ny ziogan'i Egypta ao Aho, ary ho tapitra ny avonavon'ny heriny. Hisy rahona handrakotra azy, ary ireo zanany vavy dia ho lasan-ko babo. BSB BSB: The day will be darkened in Tahpanhes when I break the yoke of Egypt and her proud strength comes to an end. A cloud will cover her, and her daughters will go into captivity.
19 ULB Hampihatra fitsaràna ao Egypta Aho, dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh.'" BSB BSB: So I will execute judgment on Egypt, and they will know that I am the LORD.”
20 ULB Ary tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo, tamin'ny volana voalohany, tamin'ny andro fahafiton'ny volana, dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: In the eleventh year, on the seventh day of the first month, the word of the LORD came to me, saying,
21 ULB "Ry zanak'olona, efa nanapaka ny sandrin'i Farao, mpanjakan'i Egypta Aho. Indro! Tsy nofonosana izany, na nositranina tamin'ny famatorana, mba hampatanjaka tsara izany mba hitan-tsabatra. BSB BSB: “Son of man, I have broken the arm of Pharaoh king of Egypt. See, it has not been bound up for healing, or splinted for strength to hold the sword.
22 ULB Koa izao no lazain'ny Tompo Yaveh: 'Indro, hanohitra an'i Farao, mpanjakan'i Egypta Aho. Fa hanapaka ny sandriny Aho, ilay matanjaka sy ilay tapaka, ary hampilatsaka ny sabatra eny an-tanany. BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: Behold, I am against Pharaoh king of Egypt. I will break his arms, both the strong one and the one already broken, and will make the sword fall from his hand.
23 ULB Haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako eo amin'ny tany izy ireo. BSB BSB: I will disperse the Egyptians among the nations and scatter them throughout the lands.
24 ULB Hatanjahiko ireo sandrin'ny mpanjakan'i Babylona ary hametraka ny sabatro eo amin'ny tanany Aho mba hahafahako manapaka ireo sandrin'i Farao. Hisento eo anoloan'ny mpanjakan'i Babylona amin'ny fisenton'ny olona ho faty izy. BSB BSB: I will strengthen the arms of Babylon’s king and place My sword in his hand, but I will break the arms of Pharaoh, who will groan before him like a mortally wounded man.
25 ULB Fa hampatanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona Aho, raha mbola hiraviravy ny tanan'i Farao. Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh, rehefa mametraka ny sabatro eo amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Babylona Aho; fa hanafika ny tanin'i Egypta amin'izany izy. BSB BSB: I will strengthen the arms of Babylon’s king, but Pharaoh’s arms will fall limp. Then they will know that I am the LORD, when I place My sword in the hand of Babylon’s king, and he wields it against the land of Egypt.
26 ULB Koa haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako manerana ny tany izy ireo. Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh.'" BSB BSB: I will disperse the Egyptians among the nations and scatter them throughout the lands. Then they will know that I am the LORD.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.