1 ULB Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Moreover, the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, ampanatreho ny Tendrombohitra Seïra ny tavanao ary maminania manohitra izany. BSB BSB: “Son of man, set your face against Mount Seir and prophesy against it,
3 ULB Lazao amin'izany hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Indro! Manohitra anao Aho, ry Tendrombohitra Seïra, ary hamely anao amin'ny tanako Aho ary hanao anao ho lao sy horohoro. BSB BSB: and declare that this is what the Lord GOD says: Behold, I am against you, O Mount Seir. I will stretch out My hand against you and make you a desolate waste.
4 ULB Ho ataoko rava ireo tanànanareo, ary ianareo dia ho lasa faharavàna; avy eo dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: I will turn your cities into ruins, and you will become a desolation. Then you will know that I am the LORD.
5 ULB Satria fahavalo teo amin'ny vahoakan'Israely mandrakariva ianareo, ary satria nandefa azy ireo teo an-tanan'ny sabatra ianareo tamin'ny fotoan'ny fahorian'izy ireo, tamin'ny fotoan'ny naha-lehibe ny sazin'izy ireo. BSB BSB: Because you harbored an ancient hatred and delivered the Israelites over to the sword in the time of their disaster at the final stage of their punishment,
6 ULB Noho izany, raha mbola velona koa Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—dia hanomana anareo ho amin'ny fandatsahan-drà Aho, ary hanenjika anareo ny fandatsahan-drà! Satria tsy nankahalainareo ny fandatsahan-drà, dia hanenjika anareo ny fandatsahan-drà. BSB BSB: therefore as surely as I live, declares the Lord GOD, I will give you over to bloodshed and it will pursue you. Since you did not hate bloodshed, it will pursue you.
7 ULB Ho ataoko faharavana tanteraka ny Tendrombohitra Seïra rehefa hanala avy amin'izany izay rehetra mandalo eo sy miverina eo amin'izany Aho. BSB BSB: I will make Mount Seir a desolate waste and will cut off from it those who come and go.
8 ULB Dia ho fenoiko amin'ny lohan'izy ireo ny tendrombohitr'izany. Ireo havoana avonareo sy ireo lohasaha ary ireo loharanonareo rehetra—ireo izay matin'ny sabatra dia hianjera ao amin'ireo. BSB BSB: I will fill its mountains with the slain; those killed by the sword will fall on your hills, in your valleys, and in all your ravines.
9 ULB Ho ataoko faharavana mandrakizay ianareo. Tsy hisy mponina ireo tanànanareo, fa ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: I will make you a perpetual desolation, and your cities will not be inhabited. Then you will know that I am the LORD.
10 ULB Ianao efa nilaza hoe: "Ireo firenena roa ireo sy ireo tany roa ireo dia ho ahy, ka hanana azy ireo ho fananana isika," na dia niaraka tamin'izy ireo aza i Yaveh. BSB BSB: Because you have said, ‘These two nations and countries will be ours, and we will possess them,’ even though the LORD was there,
11 ULB Noho izany, raha mbola velona koa Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—dia hanao araka ny hatezeranao sy araka ny fialonana izay nanananao tamin'ny fankahalanao an'Israely Aho, ary haneho ny tenako amin'izy ireo Aho rehefa mitsara anao. BSB BSB: therefore as surely as I live, declares the Lord GOD, I will treat you according to the anger and jealousy you showed in your hatred against them, and I will make Myself known among them when I judge you.
12 ULB Ka ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh. Efa nandre ireo faniratsirana izay noteneninareo tamin'ireo tendrombohitr'Israely Aho, rehefa niteny ianareo hoe: "Efa rava izy ireo; efa nomena teo aminay mba ho arapaka izy ireo." BSB BSB: Then you will know that I, the LORD, have heard every contemptuous word you uttered against the mountains of Israel when you said, ‘They are desolate; they are given to us to devour!’
13 ULB Efa nanandratra ny tenanareo tamiko tamin'izay nolazainareo ianareo, ary nampitombo ireo teny nanoheranareo Ahy; ary reko izany rehetra izany. BSB BSB: You boasted against Me with your mouth and multiplied your words against Me. I heard it Myself!
14 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Ho ataoko rava ianareo, raha mbola mifaly ny tany manontolo. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: While the whole earth rejoices, I will make you desolate.
15 ULB Raha mbola mifaly eo amin'ny lovan'ny olon'Israely nohon'ny faharavany ianareo, dia ho ataoko aminareo koa izany. Ho tonga faharavana ianao, ry Tendrombohitra Seïra, ary Edoma rehetra—izany rehetra izany! Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh."" BSB BSB: As you rejoiced when the inheritance of the house of Israel became desolate, so will I do to you. You will become a desolation, O Mount Seir, and so will all of Edom. Then they will know that I am the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.