1 ULB "Ankehitriny ianao, ry zanak'olona, maminania amin'ireo tendrombohitr'Israely ary lazao hoe: 'Ry tendrombohitr'Israely, henoy ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: “And you, son of man, prophesy to the mountains of Israel and say: O mountains of Israel, hear the word of the LORD.
2 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Efa niresaka momba anareo ny fahavalo hoe: "Hia!" ary "Lasa fanananay ireo toerana avo fahagola."' BSB BSB: This is what the Lord GOD says: Because the enemy has said of you, ‘Aha! The ancient heights have become our possession,’
3 ULB Noho izany maminania ary lazao hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Nohon'ny faharavanareo sy nohon'ny fanafihana izay tonga teo aminareo avy any amin'ny lafiny rehetra, dia efa lasa fananan'ireo firenen-kafa ianareo; efa lasa foto-kevitry ny molotra sy ny lela mpanendrikendrika ianareo, ary tantaran'ny olona. BSB BSB: therefore prophesy and declare that this is what the Lord GOD says: Because they have made you desolate and have trampled you on every side, so that you became a possession of the rest of the nations and were taken up in slander by the lips of their talkers,
4 ULB Noho izany, ry tendrombohitr'Israely, henoy ny tenin'ny Tompo Yaveh: Izao no lazain'ny Tompo Yaveh amin'ireo tendrombohitra sy ireo havoana avo, amin'ireo lohasahan-driaka sy ireo lohasaha, amin'ireo mponin'ny faharavana sy ny tanàna haolo izay efa lasa babo sy foto-kevitry ny faniratsirana ho an'ireo firenen-kafa izay manodidina azy ireo— BSB BSB: therefore, O mountains of Israel, hear the word of the Lord GOD. This is what the Lord GOD says to the mountains and hills, to the ravines and valleys, to the desolate ruins and abandoned cities, which have become a spoil and a mockery to the rest of the nations around you.
5 ULB noho izany ny Tompo Yaveh dia milaza izao: Efa niresaka tao amin'ny afom-pahatezerako monohitra ireo firenen-kafa tokoa Aho, manohitra an'i Edoma sy ireo rehetra izay naka ny taniko ho an'ny tenany ho fananana, manohitra ny rehetra izay samy nifaly tao am-pony sy nanao tsinotsinona tao amin'ny fanahin'izy ireo, araka ny nakan'izy ireo ny taniko izay mety hanambaran'izy ireo ny tanin'ahiny ho an'ny tenan'izy ireo.' BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: Surely in My burning zeal I have spoken against the rest of the nations, and against all Edom, who took My land as their own possession with wholehearted joy and utter contempt, so that its pastureland became plunder.
6 ULB Noho izany, maminania amin'ny tanin'Israely ary lazao amin'ireo tendrombohitra sy ireo havoana avo, amin'ny lohasahan-driaka sy ireo lohasaha hoe: 'izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Indro! Anatin'ny fahavinirako sy ny fahatezerako no anambarako izany satria nitondrana ny faniratsiran'ny firenena ianareo. BSB BSB: Therefore, prophesy concerning the land of Israel and tell the mountains and hills, the ravines and valleys, that this is what the Lord GOD says: Behold, I have spoken in My burning zeal because you have endured the reproach of the nations.
7 ULB Noho izany, izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Izaho mihitsy no hanandratra ny tanako hianiana fa ireo firenena izay manodidina anareo dia hitondra ny fahafam-barakany manokana tokoa. BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: I have sworn with an uplifted hand that surely the nations around you will endure reproach of their own.
8 ULB Fa ianareo, ry tendrombohitr'Israely, hitombo sampana sy hamokatra ho an'Israely vahoakako ianareo, satria hiverina aminareo tsy ho ela izy ireo. BSB BSB: But you, O mountains of Israel, will produce branches and bear fruit for My people Israel, for they will soon come home.
9 ULB Fa indro, momba anareo Aho, ary mitondra anareo an-kasitrahana; ho asaina sy ho fafazana amin'ny voa ianareo. BSB BSB: For behold, I am on your side; I will turn toward you, and you will be tilled and sown.
10 ULB Koa hampitombo tendrombohitr'olona eo aminareo Aho ao amin'ny ankohonan'Israely rehetra, izany rehetra izany. Hisy mponina ireo tanàna ary harenina indray ireo rava. BSB BSB: I will multiply the people upon you—the house of Israel in its entirety. The cities will be inhabited and the ruins rebuilt.
11 ULB Hampitombo ny olona sy ny bibidia eo aminareo Aho ry tendrombohitra mba hitombo sy hahavokatra izy ireo. Dia hahatonga anareo hisy mponina tahaka anareo teo aloha Aho, ary ho hambiniko mihoatra noho ireo vitanareo taloha ianareo, hahafantaranareo fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: I will fill you with people and animals, and they will multiply and be fruitful. I will make you as inhabited as you once were, and I will make you prosper more than before. Then you will know that I am the LORD.
12 ULB Hitondra olona Aho, ry Israely vahoakako, mba handeha eo aminareo. Ho fananan'izy ireo ianao, ka ho lovany, ary tsy hahatonga ny zanak'izy ireo ho faty intsony ianao. BSB BSB: Yes, I will cause My people Israel to walk upon you; they will possess you, and you will be their inheritance, and you will no longer deprive them of their children.
13 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Satria izy ireo milaza aminareo hoe: "Mandevona olona ianao, ary efa maty ny zanaky ny firenenao," BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: Because people say to you, ‘You devour men and deprive your nation of its children,’
14 ULB noho izany dia tsy handevona olona intsony ianareo, ary tsy hanao ny firenenareo hisaona ny fahafatesan'izy ireo intsony. Izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: therefore you will no longer devour men or deprive your nation of its children, declares the Lord GOD.
15 ULB Na koa hamela anareo handre ny faniratsiran'ny firenena intsony Aho; tsy hitondra ny henatry ny olona intsony ianareo na hahatonga ny firenenareo ho lavo—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh."' BSB BSB: I will no longer allow the taunts of the nations to be heard against you, and you will no longer endure the reproach of the peoples or cause your nation to stumble, declares the Lord GOD.”
16 ULB Ary dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Again the word of the LORD came to me, saying,
17 ULB "Ry zanak'olona, rehefa nonina tamin'ny taniny ny ankohonan'Israely, dia nandoto izany tamin'ireo fombany sy ireo asany. Ny fomban'izy ireo dia tahaka ny fahalotoan'ny fadimbolan'ny vehivavy eo anoloako. BSB BSB: “Son of man, when the people of Israel lived in their land, they defiled it by their own ways and deeds. Their behavior before Me was like the uncleanness of a woman’s impurity.
18 ULB Koa nararako teo amin'izy ireo ny fahatezerako nohono'ny rà izay nalatsak'izy ireo teo amin'ny tany sy nohon'ny fandotoan'izy ireo izany tamin'ny alalan'ireo sampiny. BSB BSB: So I poured out My wrath upon them because of the blood they had shed on the land, and because they had defiled it with their idols.
19 ULB Naheliko teo amin'ireo firenena izy ireo; naparitaka nanerana ireo tany izy ireo. Notsaraiko araka ireo fombany sy ireo asany izy ireo. BSB BSB: I dispersed them among the nations, and they were scattered throughout the lands. I judged them according to their ways and deeds.
20 ULB Avy eo izy ireo nankany amin'ireo firenena, ary na taiza na taiza nalehan'izy ireo, dia naniratsira ny anarako masina izy ireo rehefa nilaza ny amin'izy ireo ny vahoaka hoe: 'Ireny tokoa ve no vahoakan'i Yaveh? Fa efa nandà ny taniny izy ireo.' BSB BSB: And wherever they went among the nations, they profaned My holy name, because it was said of them, ‘These are the people of the LORD, yet they had to leave His land.’
21 ULB Fa nanana fangoraham-po ho an'ny anarako masina izay efa nolotoin'ny ankohonan'Israely teo amin'ny firenena Aho, raha nandeha tany izy ireo. BSB BSB: But I had concern for My holy name, which the house of Israel had profaned among the nations to which they had gone.
22 ULB Koa lazao amin'ny ankohonan'Israely hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Tsy manao izany nohon'ny aminareo Aho, ry ankohonan'Israely, fa nohon'ny anarako masina, izay efa nolotoinareo teo amin'ireo firenena rehetra izay efa nalehanareo. BSB BSB: Therefore tell the house of Israel that this is what the Lord GOD says: It is not for your sake that I will act, O house of Israel, but for My holy name, which you profaned among the nations to which you went.
23 ULB Fa hanao ny anarako lehibe ho masina Aho, izay efa nolotoinareo teo amin'ireo firenena—teo afovoan'ireo firenena, no naniratsiranareo izany. Ary dia ho fantatry ny firenena fa Izaho no Yaveh—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh —rehefa hitanareo fa masina Aho. BSB BSB: I will show the holiness of My great name, which has been profaned among the nations—the name you have profaned among them. Then the nations will know that I am the LORD, declares the Lord GOD, when I show My holiness in you before their eyes.
24 ULB Ho esoriko avy eo amin'ireo firenena ianareo ary hangoniko avy any amin'ny tany rehetra, dia ho entiko any amin'ny taninareo ianareo. BSB BSB: For I will take you from among the nations and gather you out of all the countries, and I will bring you back into your own land.
25 ULB Avy eo ho fafazako rano madio eo aminareo mba ho voadio amin'ireo fahalotoanareo rehetra ianareo, ary ho dioviko amin'ny sampinareo rehetra ianareo. BSB BSB: I will also sprinkle clean water on you, and you will be clean. I will cleanse you from all your impurities and all your idols.
26 ULB Homeko fo sy fanahy vaovao ianareo ao anatinareo ao, ary halàko amin'ny nofonareo ny fo vato. Fa homeko fo nofo ianareo. BSB BSB: I will give you a new heart and put a new spirit within you; I will remove your heart of stone and give you a heart of flesh.
27 ULB Hametraka ny fanahiko ao aminareo Aho ary hahatonga anareo hanaraka ny lalàko sy hitandrina ny didiko, dia ho ataonareo ireo. BSB BSB: And I will put My Spirit within you and cause you to walk in My statutes and to carefully observe My ordinances.
28 ULB Ary honina ao amin'ny tany izay nomeko ny razambenareo ianareo; ho vahoakako ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo. BSB BSB: Then you will live in the land that I gave your forefathers; you will be My people, and I will be your God.
29 ULB Fa ho avotako avy amin'ny fahalotoanareo rehetra ianareo. Hiantso ny vary sy hampitombo izany Aho. Tsy ho asiako mosary intsony eo aminareo. BSB BSB: I will save you from all your uncleanness. I will summon the grain and make it plentiful, and I will not bring famine upon you.
30 ULB Hampitomboiko ny voan'ny hazo sy ny vokatrin'ny saha mba tsy hitondra ny henatrin'ny mosary eo amin'ny firenena intsony ianareo. BSB BSB: I will also make the fruit of the trees and the crops of the field plentiful, so that you will no longer bear reproach among the nations on account of famine.
31 ULB Dia hahatsiaro ny fomba ratsinareo sy ny asa ratsinareo izay tsy tsara ianareo, ary hampiseho rikoriko eo amin'ny tarehinareo noho ireo fahotanareo sy ireo asa maharikorikonareo ihany ianareo. BSB BSB: Then you will remember your evil ways and wicked deeds, and you will loathe yourselves for your iniquities and abominations.
32 ULB Tsy manao izany nohon'ny aminareo Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—aoka ho fantatrareo izany. Noho izany aoka ho menatra sy afa-baraka nohon'ny fombanareo ianareo, ry ankohonan'Israely. BSB BSB: It is not for your sake that I will act, declares the Lord GOD—let it be known to you. Be ashamed and disgraced for your ways, O house of Israel!
33 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Amin'ny andro izay handiovako anareo amin'ny helokareo rehetra, dia hataoko monina ao amin'ireo tanàna ianareo ary hanamboatra indray ireo toerana rava. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: On the day I cleanse you from all your iniquities, I will cause the cities to be resettled and the ruins to be rebuilt.
34 ULB Fa ho asainareo indray ny tany rava mandra-pahatonga izany ho tsy faharavana eo imason'ireo rehetra izay mandalo intsony. BSB BSB: The desolate land will be cultivated instead of lying desolate in the sight of all who pass through.
35 ULB Dia hilaza izy ireo hoe: "Rava ity tany ity, saingy lasa tahaka ny sahan'i Edena izy; ireo tanàna rava sy ireo rava tsy misy mponina izay nosimbaina dia voaaro mafy sady nonenana ankehitriny." BSB BSB: Then they will say, ‘This land that was desolate has become like the garden of Eden. The cities that were once ruined, desolate, and destroyed are now fortified and inhabited.’
36 ULB Avy eo ireo firenena hafa manodidina anao dia hahafantatra fa Izaho no Yaveh, fa Izaho no nanangana ny rava sy nampamokatra indray ireo toerana foana. Izaho no Yaveh. Efa nambarako izany ary ho ataoko. BSB BSB: Then the nations around you that remain will know that I, the LORD, have rebuilt what was destroyed, and I have replanted what was desolate. I, the LORD, have spoken, and I will do it.
37 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Ho angatahan'ireo ankohonan'Israely indray Aho hoe mba hanao izany ho azy ireo, mba hampitombo azy ireo tahaka ny andian'olona. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: Once again I will hear the plea of the house of Israel and do for them this: I will multiply their people like a flock.
38 ULB Tahaka ny ondry voatokana ho an'ny sorona, tahaka ny ondry any Jerosalema amin'ny fanasany voatondro, dia ho feno andian'olona ireo tanàna rava ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh."' BSB BSB: Like the numerous flocks for sacrifices at Jerusalem during her appointed feasts, so the ruined cities will be filled with flocks of people. Then they will know that I am the LORD.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.