1 ULB Teo amiko ny tanan'i Yaveh, ary nitondra ahy hivoaka tamin'ny alalan'ny Fanahin'i Yaveh Izy ary nametraka ahy teo afovoan'ny lohasaha; feno taolana izany. BSB BSB: The hand of the LORD was upon me, and He brought me out by His Spirit and set me down in the middle of the valley, and it was full of bones.
2 ULB Dia nasainy niodidina teo amin'izany aho. Indro! Maro an'isa tamin'izy ireo no teny amin'ny lohasaha. Indro! Maina be tokoa izy ireo. BSB BSB: He led me all around among them, and I saw a great many bones on the floor of the valley, and indeed, they were very dry.
3 ULB Hoy Izy tamiko hoe: "Ry zanak'olona, afaka miaina indray ve ireto taolana ireto?" Dia hoy aho hoe: "Ry Tompo Yaveh, Ianao irery ihany no mahalala." BSB BSB: Then He asked me, “Son of man, can these bones come to life?” “O Lord GOD,” I replied, “only You know.”
4 ULB Dia niteny tamiko izy hoe: "Maminania amin'ireo taolana ireo ary lazao amin'izy ireo hoe: 'Ry taola-maina. Henoy ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: And He said to me, “Prophesy concerning these bones and tell them, ‘Dry bones, hear the word of the LORD!
5 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh amin'ireo taolana ireo: Indro! hametraka fofon'aina aminao Aho, ary ho velona ianao. BSB BSB: This is what the Lord GOD says to these bones: I will cause breath to enter you, and you will come to life.
6 ULB Hametraka hozatra manerana anao Aho ary hitondra nofo eo aminao. Handrakotra anao amin'ny hoditra Aho ary hanisy fofonaina ao anatinao mba hiaina ianao. Dia ho fantatrao fa Izaho no Yaveh.'" BSB BSB: I will attach tendons to you and make flesh grow upon you and cover you with skin. I will put breath within you so that you will come to life. Then you will know that I am the LORD.’”
7 ULB Ka dia naminany arak'izay nandidiana ahy aho; raha naminany aho, dia indro, nisy feo tonga, izay mangovitra. Dia nifanatona niaraka ireo taolana—taolana amin'ny taolana. BSB BSB: So I prophesied as I had been commanded. And as I prophesied, there was suddenly a noise, a rattling, and the bones came together, bone to bone.
8 ULB Nijery aho ary, indro, teo amin'izy ireo ny hozatra izao, ary nitombo ny nofo ka nandrakotra azy ireo ny hoditra. Fa tsy mbola nisy fofonaina tao amin'izy ireo. BSB BSB: As I looked on, tendons appeared on them, flesh grew, and skin covered them; but there was no breath in them.
9 ULB Dia niteny tamiko Yaveh hoe: "Maminania amin'ny fofonaina, maminania, ry zanak'olona, ary mitenena amin'ny fofonaina hoe: 'Ny Tompo Yaveh miteny izao: Ry fofonaina, tongava avy amin'ny rivotra efatra, ary tsofy ireo izay voavono, mba hahafahan'izy ireo miaina.'" BSB BSB: Then He said to me, “Prophesy to the breath; prophesy, son of man, and tell the breath that this is what the Lord GOD says: Come from the four winds, O breath, and breathe into these slain, so that they may live!”
10 ULB Koa naminany araka izay efa nandidiana ahy aho; tonga tamin'izy ireo ny fofonaina ary velona izy ireo. Avy eo dia nitsangana tamin'ny tongony izy ireo, izay tafika lehibe. BSB BSB: So I prophesied as He had commanded me, and the breath entered them, and they came to life and stood on their feet—a vast army.
11 ULB Dia niteny tamiko Yaveh hoe: "Ry zanak'olona, ankohonan'Israely manontolo ireo taolana ireo. Indro! Hoy izy ireo hoe: 'Nihamaina ireo taolanay, ary lasa ny fanantenanay. Nofongorana izahay.' BSB BSB: Then He said to me, “Son of man, these bones are the whole house of Israel. Look, they are saying, ‘Our bones are dried up, and our hope has perished; we are cut off.’
13 ULB Dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh, rehefa manokatra ny fasanareo sy mitondra anareo hivoaka amin'izy ireo Aho, ry vahoakako. BSB BSB: Then you, My people, will know that I am the LORD, when I open your graves and bring you up from them.
14 ULB Hametraka ny Fanahiko ao aminareo Aho ka ho velona ianareo, ary hampiala sasatra anareo any amin'ny taninareo Aho rehefa fantatrareo fa Izaho no Yaveh. Manambara izany Aho ary hanatanteraka izany—izany no fanambaran'i Yaveh.'" BSB BSB: I will put My Spirit in you and you will live, and I will settle you in your own land. Then you will know that I, the LORD, have spoken, and I will do it, declares the LORD.’”
15 ULB Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Again the word of the LORD came to me, saying,
16 ULB "Koa ankehitriny ianao, ry zanak'olona, mangalà tapa-kazo iray ho an'ny tenanao ary soraty eo amin'izany hoe: 'Ho an'i Joda sy ny vahoakan'Israely, ireo namany.' Dia makà tapa-kazo iray hafa ary soraty eo amin'izany hoe: 'Ho an'i Josefa, ny tapa-kazon'i Efraima, ary ho an'ireo vahoakan'Israely rehetra, ireo namany.' BSB BSB: “And you, son of man, take a single stick and write on it: ‘Belonging to Judah and to the Israelites associated with him.’ Then take another stick and write on it: ‘Belonging to Joseph—the stick of Ephraim—and to all the house of Israel associated with him.’
17 ULB Ento hiaraka ho tapa-kazo iray izy roa ireo, mba ho tonga iray eo an-tananao izy ireo. BSB BSB: Then join them together into one stick, so that they become one in your hand.
18 ULB Rehefa miresaka aminao ireo vahoakanao ary manao hoe: 'Moa tsy hilaza aminay ny dikan'ireo zavatrao ireo ve ianao?' BSB BSB: When your people ask you, ‘Won’t you explain to us what you mean by these?’
19 ULB dia lazao amin'izy ireo hoe: 'Ny Tompo Yaveh miteny izao: Indro! Maka ny tapa-kazon'i Josefa izay eo an-tanan'i Efraima sy ireo fokon'Israely namany Aho ary mampifandray izany amin'ny tapa-kazon'i Joda, mba ho tapa-kazo iray ihany izy ireo, ary ho lasa iray eo an-tanako izy ireo.' BSB BSB: you are to tell them that this is what the Lord GOD says: ‘I will take the stick of Joseph, which is in the hand of Ephraim, and the tribes of Israel associated with him, and I will put them together with the stick of Judah. I will make them into a single stick, and they will become one in My hand.’
20 ULB Hazòny eo an-tananao ireo tapa-kazo izay nosoratanao teo imason'izy ireo. BSB BSB: When the sticks on which you write are in your hand and in full view of the people,
21 ULB Ambarao amin'izy ireo hoe: 'Ny Tompo Yaveh milaza izao: Indro! Handeha haka ireo vahoakan'Israely avy amin'ireo firenena izay nalehan'izy ireo Aho. Hanangona azy ireo avy amin'ireo tany manodidina Aho ary hitondra azy ireo any amin'ny taniny. BSB BSB: you are to tell them that this is what the Lord GOD says: ‘I will take the Israelites out of the nations to which they have gone, and I will gather them from all around and bring them into their own land.
22 ULB Ho ataoko firenena iray any amin'ilay tany izy ireo, eo amin'ireo tendrombohitr'Israely, ary mpanjaka tokana no ho mpanjakan'izy rehetra ireo, ary tsy ho firenena roa intsony izy ireo. Tsy ho voazara ho fanjakana roa intsony izy ireo. BSB BSB: I will make them one nation in the land, on the mountains of Israel, and one king will rule over all of them. Then they will no longer be two nations and will never again be divided into two kingdoms.
23 ULB Ary tsy handoto ny tenan'izy ireo amin'ireo sampiny intsony izy ireo, ireo zavany maharikoriko, na iray amin'ireo fahotany hafa. Fa hamonjy azy ireo amin'ireo nataony tsy am-pinoana izay nanotany Aho, ary hanadio azy ireo, ka ho vahoakako izy ireo ary Izaho ho Andriamaniny. BSB BSB: They will no longer defile themselves with their idols or detestable images, or with any of their transgressions. I will save them from all their apostasies by which they sinned, and I will cleanse them. Then they will be My people, and I will be their God.
24 ULB Davida mpanompoko no ho mpanjakan'izy ireo. Ka mpiandry tokana no ho amin'izy rehetra ireo, ary handeha araka ireo fitsipiko sy hitandrina ireo lalàko ary hankato izany izy ireo. BSB BSB: My servant David will be king over them, and there will be one shepherd for all of them. They will follow My ordinances and keep and observe My statutes.
25 ULB Hipetraka any amin'ny tany izay nomeko an'i Jakoba mpanompoko izy ireo, izay nijanonan'ireo razambenareo. Hitoetra ao anatin'izany mandrakizay izy ireo—izy ireo, ireo zanany, ary ireo zafikeliny, satria Davida mpanompoko no ho lehiben'izy ireo mandrakizay. BSB BSB: They will live in the land that I gave to My servant Jacob, where your fathers lived. They will live there forever with their children and grandchildren, and My servant David will be their prince forever.
26 ULB Hametraka fanekem-pihavanana miaraka amin'izy ireo Aho. Ho fanekena mandrakizay miaraka amin'izy ireo izany. Hametraka azy ireo Aho sy hanamaro azy ireo ary hametraka ny toerako masina eo afovoan'izy ireo mandrakizay. BSB BSB: And I will make a covenant of peace with them; it will be an everlasting covenant. I will establish them and multiply them, and I will set My sanctuary among them forever.
27 ULB Ny toerana fonenako dia hiaraka amin'izy ireo; ho Andriamaniny Aho, ary ho vahoakako izy ireo. BSB BSB: My dwelling place will be with them; I will be their God, and they will be My people.
28 ULB Dia ho fantatr'ireo firenena fa Izaho no Yaveh izay manokana an'Israely, rehefa eo amin'izy ireo mandrakizay ny toerako masina.'" BSB BSB: Then the nations will know that I the LORD sanctify Israel, when My sanctuary is among them forever.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.