1 ULB Avy eo ilay lehilahy nitondra ahy ho any amin'ny toerana masin'ilay tempoly ary nandrefy ireo tolam-baravarana—enina hakiho ny sakany amin'ny lafiny rehetra. BSB BSB: Then the man brought me into the outer sanctuary and measured the side pillars to be six cubits wide on each side.
2 ULB Ny sakan'ilay tolam-baravarana dia folo hakiho; dimy hakiho ny halavan'ny rindrina amin'ny lafiny tsirairay. Avy eo ilay lehilahy nandrefy ny refin'ilay fitoerana masina—efapolo hakiho ny halavany ary roapolo hakiho ny sakany. BSB BSB: The width of the entrance was ten cubits, and the sides of the entrance were five cubits on each side. He also measured the length of the outer sanctuary to be forty cubits, and the width to be twenty cubits.
3 ULB Avy eo ilay lehilahy nandeha tany amin'ilay toerana masina indrindra ary nandrefy ny tolam-baravarana—roa hakiho, ary enina hakiho ny sakan'ilay varavarana. Fito hakiho ny sakan'ny rindrina amin'ny lafiny rehetra. BSB BSB: And he went into the inner sanctuary and measured the side pillars at the entrance to be two cubits wide. The entrance was six cubits wide, and the walls on each side were seven cubits wide.
4 ULB Avy eo nandrefy ny halavan'ilay efitra izy—roapolo hakiho. Ny sakany—roapolo hakiho eo anoloan'ny efitrano lehiben'ny tempoly. Dia hoy izy tamiko hoe: "Ity ny toerana masina indrindra." BSB BSB: Then he measured the room adjacent to the inner sanctuary to be twenty cubits long and twenty cubits wide. And he said to me, “This is the Most Holy Place.”
5 ULB Avy eo ilay lehilahy nandrefy ny rindrin'ilay trano—enina hakiho ny hateviny. Ny sakan'ny lafin'ny efitra tsirairay manodidina ny trano dia efatra hakiho. BSB BSB: Next he measured the wall of the temple to be six cubits thick, and the width of each side room around the temple was four cubits.
6 ULB Nisy paosin-trano nifanongoa telo, efitra iray ambonin'ny iray hafa, efitra telopolo isakin'ny ambaratonga. Nisy rindrina avo nanodidina ny rindrin'ny trano, mba hanohana ireo lafin'ny efitra rehetra, satria tsy nisy tohana napetraka teo amin'ny rindrin'ilay trano. BSB BSB: The side rooms were arranged one above another in three levels of thirty rooms each. There were ledges all around the wall of the temple to serve as supports for the side rooms, so that the supports would not be fastened into the wall of the temple itself.
7 ULB Koa niha-nalalaka ireo lafin'ny efitra ary nandeha nihodikodina niakatra, satria nihodikodina niha-avo nanodidina rehetra ilay trano; niha-nalalaka ireo efitra arakarakin'ny niakarany, ary nisy tohatra niakatra nakany amin'ny ambaratonga avo indrindra, amin'ny alalan'ny ambaratonga afovoany. BSB BSB: The side rooms surrounding the temple widened at each successive level, because the structure surrounding the temple ascended by stages corresponding to the narrowing of the temple wall as it rose upward. And so a stairway went up from the lowest story to the highest, through the middle one.
8 ULB Avy eo nahita tokontany nasandratra nanodidina ny trano rehetra aho, ilay fototra ho an'ny paosin-trano; nirefy eran'ny volotara ny halavan'izany—enina hakiho. BSB BSB: I saw that the temple had a raised base all around it, forming the foundation of the side rooms. It was the full length of a rod, six long cubits.
9 ULB Ny sakan'ilay rindrin'ny paosin-trano any ivelany dia dimy hakiho. Nisy toerana malalaka teo ivelan'ireo efitra ao amin'ny fitoerana masina ireo. BSB BSB: The outer wall of the side rooms was five cubits thick, and the open area between the side rooms of the temple
10 ULB Teo amin'ny lafiny ilan'io toerana malalaka io dia nisy ny paosin-trano ivelany an'ny mpisorona; roapolo hakiho ny sakan'io toerana io manodidina ny fitoerana masina rehetra. BSB BSB: and the outer chambers was twenty cubits wide all around the temple.
11 ULB Nisy varavarana teo amin'ny paosin-trano mankany amin'ny toerana malalaka hafa—varavarana iray teo amin'ny lafiny avaratra, ary ny iray hafa teo amin'ny ilany atsimo. Dimy hakiho ny sakan'io toerana malalaka io manodidina rehetra. BSB BSB: The side rooms opened into this area, with one entrance on the north and another on the south. The open area was five cubits wide all around.
12 ULB Ary ilay trano lehibe izay nanatrika ilay kianja teo amin'ny lafiny andrefana dia fitopolo hakiho ny sakany. Dimy hakiho ny refin'ny hatevin'ny rindriny manodidina rehetra, ary sivifolo hakiho ny halavany. BSB BSB: Now the building that faced the temple courtyard on the west was seventy cubits wide, and the wall of the building was five cubits thick all around, with a length of ninety cubits.
13 ULB Avy eo ilay lehilahy nandrefy ilay fitoerana masina—zato hakiho ny halavany. Ary ilay trano voatokana, ny rindriny, sy ny kianja dia nirefy zato hakiho ihany koa ny halavany. BSB BSB: Then he measured the temple to be a hundred cubits long, and the temple courtyard and the building with its walls were also a hundred cubits long.
14 ULB Zato hakiho ihany koa ny sakan'ny anoloan'ny kianja eo anoloan'ilay fitoerana masina. BSB BSB: The width of the temple courtyard on the east, including the front of the temple, was a hundred cubits.
15 ULB Avy eo ilay lehilahy nandrefy ny halavan'ny trano tao aorian'ilay fitoerana masina, teo andrefany, ary ireo lalantsara ivelany amin'ny andaniny roa—zato hakiho. Ilay fitoerana masina sy ny lavarangana, BSB BSB: Next he measured the length of the building facing the temple courtyard at the rear of the temple, including its galleries on each side; it was a hundred cubits. The outer sanctuary, the inner sanctuary, and the porticoes facing the court,
16 ULB ireo rindrina anatiny sy ireo varavarakely, isan'izany ireo varavarakely makarakara, ary ireo lalantsara ivelany manodidina ireo ambaratonga telo, dia samy natao tamin'ny hazo avokoa. BSB BSB: as well as the thresholds and the beveled windows and the galleries all around with their three levels opposite the threshold, were overlaid with wood on all sides. They were paneled from the ground to the windows, and the windows were covered.
17 ULB Eo ambonin'ny lalantsara mankao amin'ny fitoerana masina anatiny sy ny elanelan'ireo rindrina dia nisy hazo rofia natao sary sokitra. BSB BSB: In the space above the outside of the entrance to the inner sanctuary on all the walls, spaced evenly around the inner and outer sanctuary,
18 ULB Voaravaka kerobima sy hazo rofia izany; miaraka amin'ny hazo rofia eo anelanelan'ny kerobima tsirairay, ary ny kerobima tsirairay dia nanana tarehy roa: BSB BSB: were alternating carved cherubim and palm trees. Each cherub had two faces:
19 ULB tarehin-dehilahy iray manatrika hazo rofia ny eo amin'ny andaniny, ary tarehina liona tanora mijery manatrika hazo rofia ny eo amin'ny ankilany. Voasokitra manodidina ny trano rehetra ireo. BSB BSB: the face of a man was toward the palm tree on one side, and the face of a young lion was toward the palm tree on the other side. They were carved all the way around the temple.
20 ULB Avy eo amin'ny tany mankany ambonin'ny vavahady, dia nisy kerobima sy hazo rofia voasokitra teo amin'ny rindrina ivelan'ny trano. BSB BSB: Cherubim and palm trees were carved on the wall of the outer sanctuary from the floor to the space above the entrance.
21 ULB Efa-joro ny tolan'ny toerana masina. Ny endrik'ireo dia toy ny endriky BSB BSB: The outer sanctuary had a rectangular doorframe, and the doorframe of the sanctuary was similar.
22 ULB ny alitara vita amin'ny hazo anoloan'ilay toerana masina, izay telo hakiho ny haavony ary roa hakiho ny halavany amin'ny lafiny tsirairay. Ny zorony, fotony, ary ny rafitrany dia vita tamin'ny hazo. Avy eo ilay lehilahy niteny tamiko hoe: "Ity no latabatra izay mijoro eo anatrehan'i Yaveh." BSB BSB: There was an altar of wood three cubits high and two cubits square. Its corners, base, and sides were of wood. And the man told me, “This is the table that is before the LORD.”
23 ULB Nisy varavarana roa ho an'ilay toerana masina sy ilay toerana masina indrindra. BSB BSB: Both the outer sanctuary and the inner sanctuary had double doors,
24 ULB Ireo varavarana ireo dia samy kopa-droa, lela-varavarana roa amin'ny varavarana iray ary lela-varavarana roa amin'ny iray hafa. BSB BSB: and each door had two swinging panels. There were two panels for one door and two for the other.
25 ULB Voasokitra teo amin'izy ireo—teo amin'ireo varavaran'ilay toerana masina—ny kerobima sy hazo rofia tahaka ny nandravahana an'ireo rindrina, ary nisy tafo hazo teo amin'ny lavarangana eo anoloana. BSB BSB: Cherubim and palm trees like those on the walls were carved on the doors of the outer sanctuary, and there was a wooden canopy outside, on the front of the portico.
26 ULB Nisy varavarakely makarakara sy hazo rofia teo amin'ny lafin'ny lavarangana rehetra. Ireo no paosin-tranon'ilay trano, ary nanana tafo mihoatra ihany koa ireo. BSB BSB: There were beveled windows and palm trees on the sidewalls of the portico. The side rooms of the temple also had canopies.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.