1 ULB Taorian'izay dia nentin'ny lehilahy nivoaka tany amin'ny kianja ivelany tany amin'ny lafiny avaratra aho, ary nentiny tao amin'ny efi-trano tandrifin'ilay kianja ivelany sy ny rindrina avaratra ivelany. BSB BSB: Then the man led me out northward into the outer court, and he brought me to the group of chambers opposite the temple courtyard and the outer wall on the north side.
2 ULB Ireo efi-trano ireo dia zato hakiho ny eo anoloany ary dimampolo hakiho ny sakany. BSB BSB: The building with the door facing north was a hundred cubits long and fifty cubits wide.
3 ULB Ny sasany amin'ireo efitrano ireo dia manatrika ny kianja anatiny ary roapolo hakiho ivelan'ny fitoerana masina. Ambaratongan-trano telo no tao, ary ireo ambony dia nijery ambany amin'ireo ambany ary nisokatra tamin'izy ireo, manana lalantsara. Ny efitrano sasany dia nitzana teo amin'ny kianja ivelany. BSB BSB: Gallery faced gallery in three levels opposite the twenty cubits that belonged to the inner court and opposite the pavement that belonged to the outer court.
4 ULB Lalana folo hakiho no teo amin'ny sakany ary zato hakiho ny sakany no mankeo alohan'ireo efi-trano. Nanatrika ny avaratra ny varavaran'ireo efitrano. BSB BSB: In front of the chambers was an inner walkway ten cubits wide and a hundred cubits long. Their doors were on the north.
5 ULB Fa ireo efitrano ambony dia kelikely, ny lalantsara dia naka toerana malalaka noho ny ambany sy ny afovoan'ny ambaratongan'ny trano be. BSB BSB: Now the upper chambers were smaller because the galleries took more space from the chambers on the lower and middle floors of the building.
6 ULB Fa ireo efitrano any amin'ny rihana fahatelo dia tsy nanana andry, tsy tahaka ireo kianja, izay tokony hanana andry. Koa ny ambaratongan'ny efitrano avo indrindra dia kely habe raha mihoatra amin'ireo efitrano any ambany indrindra sy ireo ambaratonga afovoany. BSB BSB: For they were arranged in three stories, and unlike the courts, they had no pillars. So the upper chambers were set back further than the lower and middle floors.
7 ULB Ny rindrina any ivelany dia nanaraka ny efitra manatrika ny kianja ivelany, ilay kianja izay manoloana ireo efitrano. Izany rindrina izany dia dimampolo hakiho ny halavany. BSB BSB: An outer wall in front of the chambers was fifty cubits long and ran parallel to the chambers and the outer court.
8 ULB Ny halavan'ireo efitranon'ny kianja ivelany dia dimampolo hakiho, ary ireo efitrano manatrika ny fitoerana masina dia zato hakiho ny halavany. BSB BSB: For the chambers on the outer court were fifty cubits long, while those facing the temple were a hundred cubits long.
9 ULB Nisy fidirana teo amin'ny efitrano ambany indrindra mankany amin'ny lafiny atsinanana, miditra avy ao amin'ny kianja ivelany. BSB BSB: And below these chambers was the entrance on the east side as one enters them from the outer court.
10 ULB Nanerana ny rindrin'ny kianja ivelany ao amin'ny lafiny atsinanan'ny kianja ivelany, nanoloana ny kianja anatin'ny fitoerana masina, dia nisy efitrano ihany koa BSB BSB: On the south side along the length of the wall of the outer court were chambers adjoining the courtyard and opposite the building,
11 ULB niaraka tamin'ny lalana nanoloana azy ireo. Izy ireo dia endrik'ireo efitrano amin'ny lafiny avaratra. Nitovy ny halavan'izy ireo sy ny sakany ary ireo fivoahana sy ireo fifanarahana ary ireo varavarana. BSB BSB: with a passageway in front of them, just like the chambers that were on the north. They had the same length and width, with similar exits and dimensions.
12 ULB Teo amin'ny lafiny atsimo no nisy ireo varavarana eo amin'ny efitrano izay mitovy amin'ny eo amin'ny lafiny avaratra. Ny lalana ao anatiny dia nisy varavarana teo amin'ny lohany, ary ilay lalana dia nisokatra ho an'ireo efitrano isan-karazany. Teo amin'ny lafiny atsinanana dia nisy vavahady nankao amin'ny lalana mankany amin'ny farany iray. BSB BSB: And corresponding to the doors of the chambers that were facing south, there was a door in front of the walkway that was parallel to the wall extending eastward.
13 ULB Dia hoy ilay lehilahy tamiko hoe: "Ny efitrano avaratra sy ny efitrano atsimo izay manoloana ny kianja ivelany dia efitrano masina izay hihinanan'ireo mpisorona izay miasa eo akaikin'i Yaveh ny sakafo masina indrindra. Ao no ametrahan'izy ireo ny zavatra izay masina indrindra—ny fanatitra sakafo, ny fanatitra nohon'ny ota, ary ny fanatitra nohon'ny heloka—satria toerana masina io. BSB BSB: Then the man said to me, “The north and south chambers facing the temple courtyard are the holy chambers where the priests who approach the LORD will eat the most holy offerings. There they will place the most holy offerings—the grain offerings, the sin offerings, and the guilt offerings—for the place is holy.
14 ULB Raha miditra ao ny mpisorona, aoka izy ireo tsy hiala ao amin'ny toerana masina ho any kianja ivelany, raha tsy mametraka akaiky ny fitafiana izay nanompoan'izy ireo, satria masina ireo. Koa aoka izy ireo hitafy fitafiana hafa mialoha ny fanatonana olona." BSB BSB: Once the priests have entered the holy area, they must not go out into the outer court until they have left behind the garments in which they minister, for these are holy. They are to put on other clothes before they approach the places that are for the people.”
15 ULB Vitan'ilay lehilahy ny fandrefesana ny tao anatin'ny trano ary nentiny nivoaka tany amin'ny vavahady izay manatrika ny atsinanana aho ary norefesiny ny faritra manodidina rehetra teny. BSB BSB: Now when the man had finished measuring the interior of the temple area, he led me out by the gate that faced east, and he measured the area all around:
16 ULB Nandrefy ny lafiny atsinanana tamin'ny volotara fandrefesana izy—diman-jato hakiho tamin'ny volotara fandrefesana. BSB BSB: With a measuring rod he measured the east side to be five hundred cubits long.
17 ULB Norefesiny ny lafiny avaratra—diman-jato hakiho tamin'ny volotara fandrefesana. BSB BSB: He measured the north side to be five hundred cubits long.
18 ULB Norefesiny ihany koa ny lafiny atsimo—diman-jato hakiho tamin'ny volotara fandrefesana. BSB BSB: He measured the south side to be five hundred cubits long.
19 ULB Navadiny sy norefesiny koa ny lafiny andrefana—diman-jato hakiho tamin'ny volotara fandrefesana. BSB BSB: And he came around and measured the west side to be five hundred cubits long.
20 ULB Norefesiny tamin'ny lafiny efatra izany. Nanana rindrina manodidina azy izany izay diman-jato hakiho ny halavany, ary diman-jato hakiho ny sakany, mba hampisarahana ny masina amin'izay iombonana. BSB BSB: So he measured the area on all four sides. It had a wall all around, five hundred cubits long and five hundred cubits wide, to separate the holy from the common.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.