1 ULB Ireto avy ny anaran'ireo foko. Hahazo anjara-tany iray ny fokon'i Dana, ny fari-tanin'izany dia hipaka hatrany amin'ny sisin-tanin'Israely manamorona ny lalan'i htlona sy Lebo Hamata. Ny sisin-tanin'izany dia hitohy hatrany Hazar-enana ary manaraka ny sisin-tanin'i Damaskosy mianatsimo ary hatrany Hamata. Ny fari-tanin'i Dana dia manomboka avy any atsinanan'ny lalana rehetra mankany amin'ny Ranomasina Lehibe. BSB BSB: “Now these are the names of the tribes: At the northern frontier, Dan will have one portion bordering the road of Hethlon to Lebo-hamath and running on to Hazar-enan on the border of Damascus with Hamath to the north, and extending from the east side to the west side.
2 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Dana, hatrany amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Asera. BSB BSB: Asher will have one portion bordering the territory of Dan from east to west.
3 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Asera hatrany amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Naftaly. BSB BSB: Naphtali will have one portion bordering the territory of Asher from east to west.
4 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Naftaly hatrany amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Manase. BSB BSB: Manasseh will have one portion bordering the territory of Naphtali from east to west.
5 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Manase hatrany amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Efraima. BSB BSB: Ephraim will have one portion bordering the territory of Manasseh from east to west.
6 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Efraima hatrany amin'ny ilany atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Robena. BSB BSB: Reuben will have one portion bordering the territory of Ephraim from east to west.
7 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Robena hatrany amin'ny ilany atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Joda. BSB BSB: Judah will have one portion bordering the territory of Reuben from east to west.
8 ULB Ny fanolorana ny tany izay hataonao dia hanaraka ny fari-tanin'i Joda sy hihitatra avy any amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana; ho dimy arivo sy roa alina hakiho ny sakany. Ny halavan'izany dia mifandraika amin'ny anjaran'ny foko iray hatrany amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana, ary ho eo afovoan'izany ny tempoly. BSB BSB: Bordering the territory of Judah, from east to west, will be the portion you are to set apart. It will be 25,000 cubits wide, and the length of a tribal portion from east to west. In the center will be the sanctuary.
9 ULB Izany tany izay hatolotrao an'i Yaveh izany dia ho dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary iray alina hakiho ny sakany. BSB BSB: The special portion you set apart to the LORD shall be 25,000 cubits long and 10,000 cubits wide.
10 ULB Ireto avy no ho andraikitry ny anjara-tany masina: ireo mpisorona dia hanana tany voatendry ho azy ireo mirefy dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavan'ny lafiny avaratra; iray alina hakiho ny sakan'ny lafiny andrefana; iray alina hakiho ny sakan'ny lafiny atsinanana; ary dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavan'ny lafiny atsimo, miaraka amin'ny toerana masin'i Yaveh eo afovoan'izany. BSB BSB: This will be the holy portion for the priests. It will be 25,000 cubits long on the north side, 10,000 cubits wide on the west side, 10,000 cubits wide on the east side, and 25,000 cubits long on the south side. In the center will be the sanctuary of the LORD.
11 ULB Izany dia ho an'ny fanokanana ireo mpisoron'ny taranak'i Zadoka, izay efa nanompo Ahy tamim-pahatokiana, sy tsy nandeha tamin'ny lalan-diso fony nandeha tamin'ny lalan-diso ny vahoakan'Israely, tahaka ny nataon'ireo Levita. BSB BSB: It will be for the consecrated priests, the descendants of Zadok, who kept My charge and did not go astray as the Levites did when the Israelites went astray.
12 ULB Ny fanatitra ho azy ireo dia ho anjara avy amin'ity tany masina indrindra ity, mihitatra hatrany amin'ny faritanin'ireo Levita. BSB BSB: It will be a special portion for them set apart from the land, a most holy portion adjacent to the territory of the Levites.
13 ULB Ny tanin'ireo Levita manamorona ny fari-tany miaraka amin'ny tanin'ny mpisorona dia ho dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary iray alina hakio ny sakany. Ny halavan'ny velaran-tany manontolo roa dia ho dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary roa alina hakiho ny sakany. BSB BSB: Bordering the territory of the priests, the Levites shall have an area 25,000 cubits long and 10,000 cubits wide. The whole length will be 25,000 cubits, and the width 10,000 cubits.
14 ULB Tsy mahazo mivarotra na manakalo izany izy ireo; tsy misy azo sarahina amin'ireo velaran-taniny ireo voaloham-bokatry ny tanin'Israely, fa masina ho an'i Yaveh izany rehetra izany. BSB BSB: They must not sell or exchange any of it, and they must not transfer this best part of the land, for it is holy to the LORD.
15 ULB Ny tany sisa tavela, dimy arivo hakiho ny sakany ary dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany, dia hiaraha-mampiasa ho an'ny tanàna, ny trano, ary ireo tany fihinanam-bilona; ho eo afovoan'izany ny tanàna. BSB BSB: The remaining area, 5,000 cubits wide and 25,000 cubits long, will be for common use by the city, for houses, and for pastureland. The city will be in the center of it
16 ULB Ireto avy no ho refin'ny tanàna: 4. 500 hakiho ny halavan'ny lafiny avaratra; 4. 500 hakiho ny halavan'ny lafiny atsimo; 4. 500 hakiho ny halavan'ny lafiny atsinana; ary 4. 500 hakiho ny halavan'ny lafiny andrefana. BSB BSB: and will have these measurements: 4,500 cubits on the north side, 4,500 cubits on the south side, 4,500 cubits on the east side, and 4,500 cubits on the west side.
17 ULB Ary hisy hady mianavaratra ho an'ny tanàna, 250 hakiho ny halaliny; eo amin'ny atsimo, 250 hakiho ny halaliny; eo amin'ny atsinanana, 250 hakiho ny halaliny, ary eo amin'ny andrefana, 250 hakiho ny halaliny. BSB BSB: The pastureland of the city will extend 250 cubits to the north, 250 cubits to the south, 250 cubits to the east, and 250 cubits to the west.
18 ULB Ary ny faritra ambin'ny fanatitra masina dia hahatratra iray alina hakiho miatsinanana ary iray alina hakiho miakandrefana. Hihitatra manaraka ny faritanin'ny fanatitra masina izany ary ho sakafon'ireo izay miasa ao an-tanàna ny vokatr'izany. BSB BSB: The remainder of the length bordering the holy portion and running adjacent to it will be 10,000 cubits on the east side and 10,000 cubits on the west side. Its produce will supply food for the workers of the city.
19 ULB Ny vahoaka izay miasa ao an-tanàna, ny vahoakan'ny foko rehetran'Israely, no hiasa izany tany izany. BSB BSB: The workers of the city who cultivate it will come from all the tribes of Israel.
20 ULB Ny zara-tany rehetra dia mirefy dimy arivo sy roa alina hakiho tora-droa. Amin'izany fomba izany no hanaovanareo ilay tany fanatitra masina tany, miaraka amin'ny tanin'ilay tanàna. BSB BSB: The entire portion will be a square, 25,000 cubits by 25,000 cubits. You are to set apart the holy portion, along with the city property.
21 ULB Ny ambin'ny tany eo amin'ny andaniny sy ankilan'ilay fanatitra masina sy ny faritry ny tanàna dia ho an'ny andriandahy. Ny velaran-tanin'ny andriandahy any atsinanana dia hahatratra dimy arivo sy roa alina hakiho manomboka eo amin'ny fari-tanin'ilay fanatitra masina ka hatrany amin'ny sisin-tany atsinanana—ary ny velaran'ny any atsinanana dia hahatratra dimy arivo sy roa alina hakiho hatrany amin'ny sisin-tany andrefana. Ho eo anelanelany ilay fanatitra masina, ary ny toerana masin'ny tempoly dia ho eo afovoan'izany. BSB BSB: The remaining area on both sides of the holy portion and of the property of the city will belong to the prince. He will own the land adjacent to the tribal portions, extending eastward from the 25,000 cubits of the holy district toward the eastern border, and westward from the 25,000 cubits to the western border. And in the center of them will be the holy portion and the sanctuary of the temple.
22 ULB Ny tany mihitatra avy eo amin'ny fananan'ireo Levita sy ny faritry ny tanàna eo afovoany dia ho an'ny andriandahy; ho eo anelanelan'ny sisin-tanin'i Joda sy ny sisin-tanin'i Benjamina izany—io tany io dia ho an'ny andriandahy. BSB BSB: So the Levitical property and the city property will lie in the center of the area belonging to the prince—the area between the borders of Judah and Benjamin.
23 ULB Raha ny amin'ireo foko ambiny, ny anjaran'izy ireo ihany koa dia ho avy any atsinanana ka hatrany andrefana. Hahazo anjara iray i Benjamina. BSB BSB: As for the rest of the tribes: Benjamin will have one portion extending from the east side to the west side.
24 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Benjamina hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, no ho anjara iray ho an'i Simeona. BSB BSB: Simeon will have one portion bordering the territory of Benjamin from east to west.
25 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'i Simeona hatrany amin'ny ilany atsinanana ka hatrany andrefana, dia hahazo anjara iray i Isakara. BSB BSB: Issachar will have one portion bordering the territory of Simeon from east to west.
26 ULB Mifanila amin'ny fari-tanin'Isakara hatrany amin'ny lafiny atsinanana ka hatrany andrefana, dia hahazo anjara iray i Zebolona. BSB BSB: Zebulun will have one portion bordering the territory of Issachar from east to west.
27 ULB Any atsimon'ny fari-tanin'i Zebolona, hatrany andrefana ka hatrany atsinanana, dia ho tanin'i Gada—anjara-tany iray. BSB BSB: And Gad will have one portion bordering the territory of Zebulun from east to west.
28 ULB Ny fari-tany atsimon'i Gada dia hihitatra manomboka any Tamara ka hatrany amin'ireo ranon'i Meriba-kadesa, ary tonga hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Egypta, ary hatrany amin'ny Ranomasina Lehibe. BSB BSB: The southern border of Gad will run from Tamar to the waters of Meribath-kadesh, then along the Brook of Egypt and out to the Great Sea.
29 ULB Izany ilay tany izay hilokanareo; ho lovan'ny fokon'Israely izany. Ireo dia ho anjaran'izy ireo. Izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: This is the land you are to allot as an inheritance to the tribes of Israel, and these will be their portions,” declares the Lord GOD.
30 ULB Ireto no ho fivoahana avy ao an-tanàna: amin'ny lafiny avaratra, izay hirefy 4. 500 hakiho ny halavany, BSB BSB: “These will be the exits of the city: Beginning on the north side, which will be 4,500 cubits long,
31 ULB dia hisy vavahady telo, nantsoina avy tamin'ireo fokon'Israely: vavahady iray ho an'i Robena, vavahady iray ho an'i Joda, ary vavahady iray ho an'i Levy. BSB BSB: the gates of the city will be named after the tribes of Israel. On the north side there will be three gates: the gate of Reuben, the gate of Judah, and the gate of Levi.
32 ULB Eo amin'ny lafiny atsinanana, izay hirefy 4. 500 hakiho ny halavany, dia hisy vavahady telo: vavahady iray ho an'i Josefa, vavahady iray ho an'i Benjamina, ary vavahady iray ho an'i Dana. BSB BSB: On the east side, which will be 4,500 cubits long, there will be three gates: the gate of Joseph, the gate of Benjamin, and the gate of Dan.
33 ULB Amin'ny lafiny atsinanana, izay hirefy 4. 500 hakiho ny halavany, dia hisy vavahady telo: vavahady iray ho an'i Simeona, vavahady iray ho an'Isakara, ary vavahady iray ho an'i Zebolona. BSB BSB: On the south side, which will be 4,500 cubits long, there will be three gates: the gate of Simeon, the gate of Issachar, and the gate of Zebulun.
34 ULB Eo amin'ny lafiny andrefana, izay hirefy 4. 500 hakiho, dia hisy vavahady telo: vavahady iray ho an'i Gada, vavahady iray ho an'i Asera, ary vavahady iray ho an'i Naftaly. BSB BSB: And on the west side, which will be 4,500 cubits long, there will be three gates: the gate of Gad, the gate of Asher, and the gate of Naphtali.
35 ULB Valo arivo sy iray alina hakiho ny refy manodidina ny tanàna; manomboka amin'io andro io, dia ho antsoina hoe "Yaveh No Ao" ny anaran'ilay tanàna. BSB BSB: The perimeter of the city will be 18,000 cubits, and from that day on the name of the city will be: THE LORD IS THERE.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.