1 ULB Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: And the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ianao, ry zanak'olona—izao no lazain'ny Tompo Yaveh amin'ny tanin'Israely." 'Fiafarana! Tonga amin'ireo vazan-tany efatra ny fiafarana. BSB BSB: “O son of man, this is what the Lord GOD says to the land of Israel: ‘The end! The end has come upon the four corners of the land.
3 ULB Ankehitriny dia eo aminao ny fiafarana, satria handefa ny hatezerako aminao Aho, ary hitsara anao araka ireo fombanao; ary hitondra ireo fahavetavetanao rehetra eo aminao Aho. BSB BSB: The end is now upon you, and I will unleash My anger against you. I will judge you according to your ways and repay you for all your abominations.
4 ULB Fa tsy hiantra anao ny masoko, ary tsy hamindra fo anao Aho. Fa kosa, ho entiko eo aminao ireo fombanao, ary ho eo anivonao ireo fahavetavetanao, ka ho fantatrao fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: I will not look on you with pity, nor will I spare you, but I will punish you for your ways and for the abominations among you. Then you will know that I am the LORD.’
5 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Loza! Loza tsy misy toy izany! Indro, ho avy izany. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘Disaster! An unprecedented disaster—behold, it is coming!
6 ULB Ho avy tokoa ny fiafarana. Nifoha hanohitra anao ny fiafarana. Indro, avy izany! BSB BSB: The end has come! The end has come! It has roused itself against you. Behold, it has come!
7 ULB Ho avy aminao izay monina amin'ny tany ny fiafarana ratsinao. Tonga ny fotoana; efa akaiky ny andron'ny faharavana, ary ireo tendrombohitra dia tsy ho faly intsony. BSB BSB: Doom has come to you, O inhabitants of the land. The time has come; the day is near; there is panic on the mountains instead of shouts of joy.
8 ULB Ary tsy ho ela dia handraraka ny hatezerako aminao sy hameno ny havinirako aminao Aho rehefa hitsara anao araka ireo fombanao sy hitondra ireo fahavetavetanao rehetra eo aminao Aho. BSB BSB: Very soon I will pour out My wrath upon you and vent My anger against you; I will judge you according to your ways and repay you for all your abominations.
9 ULB Fa ny masoko dia tsy hijery am-pangorahana, ary tsy hamindra fo anao Aho. Araka izay nataonao, no ho ataoko aminao; ary ireo fahavetavetanao dia ho eo anivonao ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh, ilay iray manasazy anao. BSB BSB: I will not look on you with pity, nor will I spare you, but I will punish you for your ways and for the abominations among you. Then you will know that it is I, the LORD, who strikes the blow.
10 ULB Indro, ny andro! Indro, tonga izany! Ho avy ny fiafarana ratsy! Mandrobona ny rantsan-kazo, mitsimoka ny avonavona! BSB BSB: Behold, the day is here! It has come! Doom has gone out, the rod has budded, arrogance has bloomed.
11 ULB Nitombo teo amin'ny rantsan-kazon'ny faharatsiana ny herisetra—tsy misy amin'izy ireo, ary tsy misy amin'ny vahoakan'izy ireo, tsy misy amin'ireo hareny, ary tsy misy amin'ireo manan-danjan'izy ireo haharitra! BSB BSB: Their violence has grown into a rod to punish their wickedness. None of them will remain: none of their multitude, none of their wealth, and nothing of value.
12 ULB Ho avy ny fotoana; efa manakaiky ny andro. Aza avela hifaly ny mpividy, na ny mpivarotra hisaona, satria eo amin'ny vahoaka rehetra ny hatezerako! BSB BSB: The time has come; the day has arrived. Let the buyer not rejoice and the seller not mourn, for wrath is upon the whole multitude.
13 ULB Fa ny mpivarotra dia tsy hamerina mandrakizay izay efa lafo, raha mbola velona koa izy ireo, satria manohitra ny vahoaka rehetra ilay fahitana. Tsy hiverina izy ireo, satria tsy misy olona mivelona amin'ny fahotany ho atanjahana. BSB BSB: The seller will surely not recover what he sold while both remain alive. For the vision concerning the whole multitude will not be revoked, and because of their iniquity, not one of them will preserve his life.
14 ULB Nitsoka ny trompetra izy ireo ary nanomana ny zavatra rehetra, kanefa tsy misy miroso mba hiady; satria amin'ny vahoaka rehetra ny hatezerako. BSB BSB: They have blown the trumpet and made everything ready, but no one goes to war, for My wrath is upon the whole multitude.
15 ULB Ny sabatra dia amin'ny any ivelany, ary ny areti-mandringana sy ny mosary dia ao anatin'ny trano be. Ireo izay any an-tsaha dia ho fatin'ny sabatra, raha hanimba ireo ao amin'ny tanàna kosa ny mosary sy ny areti-mandringana. BSB BSB: The sword is outside; plague and famine are within. Those in the country will die by the sword, and those in the city will be devoured by famine and plague.
16 ULB Fa ireo sisa velona sasany dia handositra avy eo amin'izy ireo, ary ho any an-tendrombohitra izy ireo. Tahaka ireo voromailala eny amin'ireo lohasaha, dia hitolokoloko izy rehetra—ny olona tsirairay nohon'ny helony avy. BSB BSB: The survivors will escape and live in the mountains, moaning like doves of the valley, each for his own iniquity.
17 ULB Hiozongozona ny tanana rehetra ary halemy tahaka ny rano ny lohalika rehetra, BSB BSB: Every hand will go limp, and every knee will turn to water.
18 ULB ary hanao akanjo fisaonana izy ireo, ary hanarona azy ireo ny horohoro; ary ho eo amin'ny tava rehetra ny henatra, ary ny fahasolàna ho amin'ny lohan'izy rehetra. BSB BSB: They will put on sackcloth, and terror will overwhelm them. Shame will cover all their faces, and all their heads will be shaved.
19 ULB Hanipy ny volafotsin'izy ireo eny amin'ny lalana izy ireo ary ny volamenan'izy ireo dia ho tahaka ny fako. Ny volafotsy sy ny volamenan'izy ireo dia tsy ho afaka hanavotra azy ireo amin'ny andron'ny fahatezeran'i Yaveh. Tsy ho voavonjy ny ain'izy ireo, ary tsy ho voky ny hanoanan'izy ireo, satria ny helony dia lasa vato manafintohina. BSB BSB: They will throw their silver into the streets, and their gold will seem unclean. Their silver and gold cannot save them in the day of the wrath of the LORD. They cannot satisfy their appetites or fill their stomachs with wealth, for it became the stumbling block that brought their iniquity.
20 ULB Amin'ny avonavony no hakan'izy ireo ny hatsaran'ireo firavany voaravaka, ary amin'ireo no hanaovan'izy ireo ny sary fahavetavetan'izy ireo, sy ireo zavatra maharikorikon'izy ireo. Noho izany, dia havadiko ho zavatra maloto aminy ireo zavatra ireo. BSB BSB: His beautiful ornaments they transformed into pride and used them to fashion their vile images and detestable idols. Therefore I will make these into something unclean for them.
21 ULB Avy eo dia hatolotro ho babo eo an-tanan'ireo vahiny ary ho babo eo amin'ireo ratsy fanahin'ny tany ireo zavatra ireo, ka handoto ireo izy ireo. BSB BSB: And I will hand these things over as plunder to foreigners and loot to the wicked of the earth, who will defile them.
22 ULB Dia hanodina ny tavako amin'izy ireo Aho rehefa mandoto ny toerana sarobidiko izy ireo; hiditra ao ireo jiolahy ka handoto izany. BSB BSB: I will turn My face away from them, and they will defile My treasured place. Violent men will enter it, and they will defile it.
23 ULB Manaova rojo, satria ny tany dia feno ny fitsaran'ny rà, ary ny tanàna dia feno herisetra. BSB BSB: Forge the chain, for the land is full of crimes of bloodshed, and the city is full of violence.
24 ULB Koa hitondra ireo ratsy fanahy indrindra amin'ireo firenena Aho, ary ho fananan'izy ireo ny tranony, ary hamarana ny avonavon'ny mahery Aho, fa ho voaloto ireo toera-masin'izy ireo! BSB BSB: So I will bring the most wicked of nations to take possession of their houses. I will end the pride of the mighty, and their holy places will be profaned.
25 ULB Ho avy ny tahotra! Hitady fiadanana izy ireo, kanefa tsy hisy izany. BSB BSB: Anguish is coming! They will seek peace, but find none.
26 ULB Loza miampy loza no ho avy, ary hisy tsaho miampy tsaho. Dia hitady fahitana avy amin'ny mpaminany izy ireo, kanefa ny lalàna dia ho simba avy amin'ireo mpisorona ary ny torohevitra avy amin'ireo zokiolona. BSB BSB: Disaster upon disaster will come, and rumor after rumor. Then they will seek a vision from a prophet, but instruction from the priests will perish, as will counsel from the elders.
27 ULB Ny mpanjaka dia hisaona ary ny andrian-dahy hitafy famoizam-po, raha toa ka hangovitry ny tahotra ny tanan'ireo vahoakan'ny tany. Araka ny fomban'izy ireo ihany no hanaovako izany amin'izy ireo! Hitsara azy ireo araka ny fanaony Aho mandra-pahafantaran'izy ireo fa Izaho no Yaveh."' BSB BSB: The king will mourn, the prince will be clothed with despair, and the hands of the people of the land will tremble. I will deal with them according to their conduct, and I will judge them by their own standards. Then they will know that I am the LORD.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.