1 ULB Raha mbola nivavaka sy niaiky heloka i Ezra, dia nitomany izy ary niankohoka teo anoloan'ny tranon'Andriamanitra. Lehilahy Israelita, zaza aman-behivavy maro be no nitangorona teo aminy, fa nitomany mafy dia mafy ireo olona. BSB BSB: While Ezra prayed and made this confession, weeping and falling facedown before the house of God, a very large assembly of Israelites—men, women, and children—gathered around him, and the people wept bitterly as well.
2 ULB Hoy i Sekania zanaka lahin'i Jehiela taranak'i Elama tamin'i Ezra hoe: "Efa tsy nahatoky tamin'Andriamanintray izahay ary nanambady ireo vehivavy hafa firenena avy tamin'ny vahoakan'ireo tany hafa. Kanefa na dia eo aza izany, dia mbola misy fanantenana ho an'Israely. BSB BSB: Then Shecaniah son of Jehiel, an Elamite, said to Ezra: “We have been unfaithful to our God by marrying foreign women from the people of the land, yet in spite of this, there is hope for Israel.
3 ULB Koa aoka izahay hanao fifanekena amin'ny Andriamanintray mba handroaka ireo vehivavy rehetra sy ireo zanany araka ireo toromariky ny Tompo sy ny toromarik'ireo izay nihorohoro tamin'ireo didin'ny Andriamanintsika, ary aoka izany ho tanteraka araka ny lalàna. BSB BSB: So now let us make a covenant before our God to send away all the foreign wives and their children, according to the counsel of my lord and of those who tremble at the command of our God. Let it be done according to the Law.
4 ULB Mitsangàna, fa izany zavatra izany dia ho tanterahinao, ary izahay dia miaraka aminao. Mahereza ary ataovy izany." BSB BSB: Get up, for this matter is your responsibility, and we will support you. Be strong and take action!”
5 ULB Koa nitsangana i Ezra ary nasainy nampanantena ireo manam-boninahitry ny fisoronana, ireo Levita, ary ny Israely rehetra mba hanao toy izany. Koa dia nanao fianianana manetriketrika izy rehetra. BSB BSB: So Ezra got up and made the leading priests, Levites, and all Israel take an oath to do what had been said. And they took the oath.
6 ULB Avy eo nitsangana avy teo anoloan'ny tranon'Andriamanitra i Ezra ary nandeha tao amin'ny efitr'i Johanana zanaka lahin'i Eliasiba. Tsy mba nihinana mofo na nisotro rano izy, satria nisaona ny hakelin'ny finoan'ireo izay efa tao amin'ny fahababoana izy. BSB BSB: Then Ezra withdrew from before the house of God and walked to the chamber of Jehohanan son of Eliashib. And while he stayed there, he ate no food and drank no water, because he was mourning over the unfaithfulness of the exiles.
7 ULB Koa nandefa teny tany Joda sy Jerosalema ho an'ireo olona niverina avy tany an-tsesitany izy ireo mba hivory ao Jerosalema. BSB BSB: And a proclamation was issued throughout Judah and Jerusalem that all the exiles should gather at Jerusalem.
8 ULB Izay rehetra tsy tonga tao anatin'ny telo andro araka ireo toromarika avy amin'ireo manam-pahefana sy loholona dia nesorina tamin'izy ireo ny fananan'izy ireo rehetra ary nalàna tsy ho ao amin'ny fikambanam-ben'ireo izay niverina avy any an-tsesitany. BSB BSB: Whoever failed to appear within three days would forfeit all his property, according to the counsel of the leaders and elders, and would himself be expelled from the assembly of the exiles.
9 ULB Koa nivory tao Jerosalema nandritry ny telo andro ny lehilahy avy any Joda sy Benjamina rehetra. Izany dia tamin'ny volana fahasivy ary tamin'ny andro faharoapolon'ny volana. Nijoro teo amin'ny kianja malalaka nanoloana ny tranon'Andriamanitra ny olona rehetra ary nangovitra noho ilay teny sy ny orana. BSB BSB: So within the three days, all the men of Judah and Benjamin assembled in Jerusalem, and on the twentieth day of the ninth month, all the people sat in the square at the house of God, trembling regarding this matter and because of the heavy rain.
10 ULB Nitsangana i Ezra mpisorona ary niteny hoe: "Efa namadika ianareo. Nanambady ireo vehivavy hafa firenena ianareo ary nampitombo ny helok'Israely. BSB BSB: Then Ezra the priest stood up and said to them, “You have been unfaithful by marrying foreign women, adding to the guilt of Israel.
11 ULB Fa ankehitriny dia miderà an'i Yaveh, Andriamanitr'ireo razambenareo, ary ataovy ny sitrapony. Misaraha amin'ny olona tompon-tany sy amin'ireo vehivavy hafa firenena." BSB BSB: Now, therefore, make a confession to the LORD, the God of your fathers, and do His will. Separate yourselves from the people of the land and from your foreign wives.”
12 ULB Namaly tamin'ny feo avo ny fivondronana rehetra hoe: "Hanao araka izay nolazainao izahay. BSB BSB: And the whole assembly responded in a loud voice: “Truly we must do as you say!
13 ULB Na izany aza, maro ireo olona, ary vanim-potoanan'ny orana izao. Tsy manana hery hijoro ety ivelany izahay, ary izany dia tsy asa iray na roa andro fotsiny, satria efa nanao heloka lehibe tamin'izany raharaha izany izahay. BSB BSB: But there are many people here, and it is the rainy season. We are not able to stay out in the open. Nor is this the work of one or two days, for we have transgressed greatly in this matter.
14 ULB Koa aoka ny mpanapakay hisolo-tena ny fiangonana rehetra. Aoka izay namela ireo vehivavy avy amin'ny firenena hafa hipetraka amin'ny tanànantsika ho tonga amin'ny fotoana izay ho tondroina miaraka amin'ireo loholon'ny tanàna sy ireo mpitsara ao amin'ny tanàna mandra-pialan'ny firehetan'ny hatezeran'ny Andriamanitsika amintsika." BSB BSB: Let our leaders represent the whole assembly. Then let everyone in our towns who has married a foreign woman come at an appointed time, together with the elders and judges of each town, until the fierce anger of our God in this matter is turned away from us.”
15 ULB Nanohitra izany i Jonatana zanaka lahin'i Asahela sy Jahaza zanaka lahin'i Tikva, ary nanohana azy ireo i Mesolama sy Sabetahy Levita. BSB BSB: (Only Jonathan son of Asahel and Jahzeiah son of Tikvah, supported by Meshullam and Shabbethai the Levite, opposed this plan.)
16 ULB Koa nanao izany ireo olona niverina avy tany an-tsesitany. Ezra mpisorona dia nifidy ireo lehilahy, ireo mpitarika tao amin'ireo foko sy fianakavian'ireo razamben'izy ireo—tamin'ny anaran'izy rehetra, ary nandinika ny raharaha tamin'ny andro voalohany tamin'ny fahafolon'ny volana izy ireo. BSB BSB: So the exiles did as proposed. Ezra the priest selected men who were family heads, each of them identified by name, to represent their families. On the first day of the tenth month they launched the investigation,
17 ULB Tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany dia nahavita namantatra izay lehilahy niara-nipetraka tamin'ny vehivavy hafa firenena izy ireo. BSB BSB: and by the first day of the first month they had dealt with all the men who had married foreign women.
18 ULB Nisy tamin'ireo taranak'ireo mpisorona no nanambady vehivavy hafa firenena. Tamin'ny taranak'i Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka sy ireo rahalahiny dia nisy an'i Mahaseia, Eliezera, Jariba, sy Gedalia. BSB BSB: Among the descendants of the priests who had married foreign women were found these descendants of Jeshua son of Jozadak and his brothers: Maaseiah, Eliezer, Jarib, and Gedaliah.
19 ULB Koa dia tapa-kevitra ny handroaka ireo vadiny izy ireo. Satria meloka izy ireo, dia nanolotra ondry lahy tamin'ireo ondriny izy ireo nohon'ny helok'izy ireo. BSB BSB: They pledged to send their wives away, and for their guilt they presented a ram from the flock as a guilt offering.
20 ULB Tamin'ireo taranak'Imera dia: i Hanany sy Zebadia. BSB BSB: From the descendants of Immer: Hanani and Zebadiah.
21 ULB Tamin'ireo taranak'i Harima: i Mahaseia, Elia, Semaia, Jehiela, ary Ozia. BSB BSB: From the descendants of Harim: Maaseiah, Elijah, Shemaiah, Jehiel, and Uzziah.
22 ULB Tamin'ireo taranak'i Pasora: i Elioenay, Mahaseia, Ismaela, Netanela, Jozabada, ary Elasa. BSB BSB: From the descendants of Pashhur: Elioenai, Maaseiah, Ishmael, Nethanel, Jozabad, and Elasah.
23 ULB Tamin'ireo Levita dia: i Jozabada, Simey, Kelaia—izay, Kelita, Petahia, Joda. BSB BSB: Among the Levites: Jozabad, Shimei, Kelaiah (that is, Kelita), Pethahiah, Judah, and Eliezer.
24 ULB Tamin'ireo mpihira: i Eliasiba. Tamin'ireo mpiandry vavahady dia: i Saloma, Talema, ary Ory. BSB BSB: From the singers: Eliashib. From the gatekeepers: Shallum, Telem, and Uri.
25 ULB Tamin'ireo Israelita sisa—tamin'ireo taranak'i Parosa dia: i Ramia, Jizia, Malkia, Miamina, Eleazara, Malkia, ary Benaia. BSB BSB: And among the other Israelites, from the descendants of Parosh: Ramiah, Izziah, Malchijah, Mijamin, Eleazar, Malchijah, and Benaiah.
26 ULB Tamin'ireo taranak'i Elama dia: i Matania, Zakaria, Jehiela, Abdia, Jeremota, ary i Elia. BSB BSB: From the descendants of Elam: Mattaniah, Zechariah, Jehiel, Abdi, Jeremoth, and Elijah.
27 ULB Tamin'ireo taranak'i Zato dia: i Elioenay, Eliasiba, Matania, Jeremota, Zabada, ary Aziza. BSB BSB: From the descendants of Zattu: Elioenai, Eliashib, Mattaniah, Jeremoth, Zabad, and Aziza.
28 ULB Tamin'ireo taranak'i Bebay dia: i Johanana, Hanania, Zabay, ary Atlay. BSB BSB: From the descendants of Bebai: Jehohanan, Hananiah, Zabbai, and Athlai.
29 ULB Tamin'ireo taranak'i Bany dia: i Mesolama, Maloka, Adaia, Jasoba, ary Seala Jeremota. BSB BSB: From the descendants of Bani: Meshullam, Malluch, Adaiah, Jashub, Sheal, and Jeremoth.
30 ULB Tamin'ny taranak'i Pahata Moaba dia: i Adna, Kelala, Benaia, Mahaseia, Matania, Bezaiela, Binoy, ary Manase. BSB BSB: From the descendants of Pahath-moab: Adna, Chelal, Benaiah, Maaseiah, Mattaniah, Bezalel, Binnui, and Manasseh.
31 ULB Tamin'ny taranak'i Harima dia: i Eliezera, Jisia, Malkia, Semaia, Simeona, BSB BSB: From the descendants of Harim: Eliezer, Isshijah, Malchijah, Shemaiah, Shimeon,
32 ULB Benjamina, Maloka, ary Semaria. BSB BSB: Benjamin, Malluch, and Shemariah.
33 ULB Tamin'ny taranak'i Hasoma dia: i Matenay, Matata, Zabada, Elifeleta, Jeremay, Manase, ary Simey. BSB BSB: From the descendants of Hashum: Mattenai, Mattattah, Zabad, Eliphelet, Jeremai, Manasseh, and Shimei.
34 ULB Tamin'ny taranak'i Bany dia: i Maday, Amrama, Oela, BSB BSB: From the descendants of Bani: Maadai, Amram, Uel,
35 ULB Benaia, Bedeia, Keloho, BSB BSB: Benaiah, Bedeiah, Cheluhi,
36 ULB Vania, Meremota, Eliasiba, BSB BSB: Vaniah, Meremoth, Eliashib,
37 ULB Matania, Matenay, ary Jasao. BSB BSB: Mattaniah, Mattenai, and Jaasu.
38 ULB Tamin'ny taranak'i Binoy dia: i Simey, BSB BSB: From the descendants of Binnui: Shimei,
39 ULB Selemia, Natana, Adaia, BSB BSB: Shelemiah, Nathan, Adaiah,
40 ULB Maknadebay, Sasay, Saray, BSB BSB: Machnadebai, Shashai, Sharai,
41 ULB Azarela, Selemia, Semaria, BSB BSB: Azarel, Shelemiah, Shemariah,
42 ULB Saloma, Amaria, ary i Josefa. BSB BSB: Shallum, Amariah, and Joseph.
43 ULB Tamin'ny taranak'i Nebo dia: i Jeiela, Matitia, Zabada, Zebina, Ido, Joela, ary Benaia. BSB BSB: And from the descendants of Nebo: Jeiel, Mattithiah, Zabad, Zebina, Jaddai, Joel, and Benaiah.
44 ULB Ireo rehetra ireo dia nanambady vehivavy hafa firenena ary nanan-janaka tamin'ny sasany tamin'izy ireo. BSB BSB: All these men had married foreign women, and some of them had children by these wives.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.