1 ULB Ary Hagay mpaminany sy Zakaria zanaka lahin'Ido mpaminany dia naminany tamin'ny anaran'ny Andriamanitr'Israely tamin'ireo Jiosy tao Joda sy Jerosalema. BSB BSB: Later, the prophets Haggai and Zechariah son of Iddo prophesied to the Jews in Judah and Jerusalem in the name of the God of Israel, who was over them.
2 ULB Nitsangana Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela sy Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka ary nanomboka nanamboatra ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema niaraka tamin'ireo mpaminany izay nampahery azy ireo. BSB BSB: Then Zerubbabel son of Shealtiel and Jeshua son of Jozadak rose up and began to rebuild the house of God in Jerusalem. And the prophets of God were with them, helping them.
3 ULB Avy eo i Tatenay governoran'ny Faritany tany Andafin'ny Ony, Setara Bozenay, ary ireo mpiara-dia aminy dia tonga ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Iza no nandidy anareo hanamboatra io trano io sy hamita ireo manda ireo?" BSB BSB: At that time Tattenai the governor of the region west of the Euphrates, Shethar-bozenai, and their associates went to the Jews and asked, “Who authorized you to rebuild this temple and restore this structure?”
4 ULB Hoy ihany koa izy ireo hoe: "Iza avy no anaran'ireo lehilahy nanamboatra io trano io? BSB BSB: They also asked, “What are the names of the men who are constructing this building?”
5 ULB Fa ny mason'Andriamanitra dia teo amin'ireo loholona Jiosy ary tsy nanakana azy ireo ny fahavalon'izy ireo. Niandry taratasy ho lasa any amin'ny mpanjaka sy lalàna hiverina amin'izy ireo mahakasika izany izy ireo. BSB BSB: But the eye of their God was on the elders of the Jews, so that they were not stopped until a report was sent to Darius and written instructions about this matter were returned.
6 ULB Ity no dika mitovin'ilay taratasin'i Tatenay, governoran'ny Faritany tany Andafin'ny Ony, sy Setara Bozenay ary ireo mpiara-miasa taminy tany amin'ny Faritany tany Andafin'ny Ony, izay nalefan'izy ireo ho an'i Dariosy mpanjaka. BSB BSB: This is the text of the letter that Tattenai the governor of the region west of the Euphrates, Shethar-bozenai, and their associates, the officials in the region, sent to King Darius.
7 ULB Nandefa tatitra izy ireo, nanoratra izao ho an'i Dariosy mpanjaka hoe: "Ho anao anie ny fiadanana rehetra. BSB BSB: The report they sent him read as follows: To King Darius: All peace.
8 ULB Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa izahay dia nankany Joda ho any amin'ny tranon'Andriamanitra lehibe. Izany dia haorina amin'ireo vato vaventy sy hazo matevina apetraka amin'ireo manda. Efa atao tsara mihitsy ny asa ary mandroso tsara eo am-pelatanan'izy ireo. BSB BSB: Let it be known to the king that we went into the province of Judah, to the house of the great God. The people are rebuilding it with large stones and placing timbers in the walls. This work is being carried out diligently and is prospering in their hands.
9 ULB Nanontany ireo loholona izahay hoe: 'Iza no nanome anareo lalàna hanamboatra io trano io sy ireo manda ireo?' BSB BSB: So we questioned the elders and asked, “Who authorized you to rebuild this temple and restore this structure?”
10 ULB Nanontany ny anaran'izy ireo ihany koa izahay mba hahafantaranao ny anaran'ny lehilahy tsirairay avy izay nitarika azy ireo. BSB BSB: We also asked for their names, so that we could write down the names of their leaders for your information.
11 ULB Namaly izy ireo ary nanao hoe: 'Izahay dia mpanompon'ilay Iray izay Andriamanitry ny lanitra sy ny tany, ary izahay dia mamerina manangana ny trano izay namboarina taona maro tany aloha rehefa nanorina izany ny mpanjaka lehiben'Israely ary nahavita izany. BSB BSB: And this is the answer they returned: “We are servants of the God of heaven and earth, and we are rebuilding the temple that was built many years ago, which a great king of Israel built and completed.
12 ULB Na izany aza, rehefa nampatezitra an'ilay Andriamanitry ny lanitra ny razambenay, dia natolony teo am-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona izy ireo, izay nandrava io trano io ary naka ny olona ho sesitany tany Babylona. BSB BSB: But since our fathers angered the God of heaven, He delivered them into the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon, the Chaldean who destroyed this temple and carried away the people to Babylon.
13 ULB Kanefa, tamin'ny taona voalohany naha-mpanjakan'i Babylona an'i Kyrosy, dia namoaka didy hanamboarana ny tranon'Andriamanitra indray i Kyrosy. BSB BSB: In the first year of his reign, however, Cyrus king of Babylon issued a decree to rebuild this house of God.
14 ULB Naverin'i Kyrosy mpanjaka ihany koa ireo zavatra volamena sy volafotsy tao an-tranon'Andriamanitra izay nentin'i Nebokadnezara avy tao amin'ny tempoly tao Jerosalema ho any amin'ny tempoly tao Babylona. Ireo dia naveriny tamin'i Sesbazara, izay nataony ho governora. BSB BSB: He also removed from the temple of Babylon the gold and silver articles belonging to the house of God, which Nebuchadnezzar had taken and carried there from the temple in Jerusalem. King Cyrus gave these articles to a man named Sheshbazzar, whom he appointed governor
15 ULB Hoy izy taminy hoe: "Raiso ireo zavatra ireo. Mandehana ary hapetraho ao amin'ny tempoly ao Jerosalema ireo. Aoka ny tranon'Andriamanitra ho hatsangana any." BSB BSB: and instructed, ‘Take these articles, put them in the temple in Jerusalem, and let the house of God be rebuilt on its original site.’
16 ULB Ary tonga io Sesbazara io ka nametraka ny fototry ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema; ary namboarina izany, fa tsy mbola vita tanteraka.' BSB BSB: So this Sheshbazzar came and laid the foundation of the house of God in Jerusalem, and from that time until now it has been under construction, but it has not yet been completed.”
17 ULB Ary raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ho zahana ao amin'ny trano firaketana ao Babylona raha misy didy hanamboarana ilay tranon'Andriamanitra ao Jerosalema avy tamin'i Kyrosy mpanjaka ao. Dia aoka ny mpanjaka handefa ny fanapaha-keviny aminay. BSB BSB: Now, therefore, if it pleases the king, let a search be made of the royal archives in Babylon to see if King Cyrus did indeed issue a decree to rebuild the house of God in Jerusalem. Then let the king send us his decision in this matter.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.