1 ULB Ary nampanao fanadihadiana tao amin'ny trano firaketana tao Babylona i Dariosy Mpanjaka. BSB BSB: Thus King Darius ordered a search of the archives stored in the treasury of Babylon.
2 ULB Tao amin'ny tanàna voaaron'i Akmeta ao Mediana no nahitana horonan-taratasy iray; izao no voarakitra tao: BSB BSB: And a scroll was found in the fortress of Ecbatana, in the province of Media, with the following written on it: Memorandum:
3 ULB "Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy Mpanjaka, dia namoaka didy momban'ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema i Kyrosy hoe: 'Aoka hatsangana indray ny trano mba ho toeran'ny sorona, aoka hapetraka ny fototra iorenany, aoka ho enimpolo hakiho ny haavony, ary enimpolo hakiho ny sakany, BSB BSB: In the first year of King Cyrus, he issued a decree concerning the house of God in Jerusalem: Let the house be rebuilt as a place for offering sacrifices, and let its foundations be firmly laid. It is to be sixty cubits high and sixty cubits wide,
4 ULB miaraka amin'ny vato lehibe telo andalana sy hazo vaovao iray andalana, ary aoka ny vidiny haloa amin'ny tranon'ny mpanjaka. BSB BSB: with three layers of cut stones and one of timbers. The costs are to be paid from the royal treasury.
5 ULB Ary ento miverina ny fitaovana volamena sy volafotsy izay an'ny tranon'Andriamanitra, izay nentin'i Nebokadnezara avy tany amin'ny tempoly any Jerosalema nankany Babylona ary avereno ao amin'ny tempoly any Jerosalema. Ianao no hametraka ireo ao an-tranon'Andriamanitra.' BSB BSB: Furthermore, the gold and silver articles of the house of God, which Nebuchadnezzar took from the temple in Jerusalem and carried to Babylon, must also be returned to the temple in Jerusalem and deposited in the house of God.
6 ULB Ary Tatenay, governoran'ny Faritra Andafin'ny Ony, Setara Bozenay, ary ireo mpiara-miasa izay any amin'ny Faritra Andafin'ny Ony, miataha lavitra! BSB BSB: Therefore Darius decreed: To Tattenai governor of the region west of the Euphrates, Shethar-bozenai, and your associates and officials in the region: You must stay away from that place!
7 ULB Avelao ny asa amin'ity trano ity ho an'Andriamanitra irery ihany. Ny governora sy ireo loholona Jiosy no hanangana ity tranon'Andriamanitra ity amin'izany toerana izany. BSB BSB: Leave this work on the house of God alone. Let the governor and elders of the Jews rebuild this house of God on its original site.
8 ULB Mandidy ny tsy maintsy hanaovanareo izao ho an'ireo loholona Jiosy izay manangana izao tranon'Andriamanitra izao aho: Ny vola avy amin'ny hetran'ny mpanjaka avy any andafin'ny Ony no hampiasaina hanakaramana ireo lehilahy ireo mba tsy hanajanonan'izy ireo ny asany. BSB BSB: I hereby decree what you must do for these elders of the Jews who are rebuilding this house of God: The cost is to be paid in full to these men from the royal treasury out of the taxes of the provinces west of the Euphrates, so that the work will not be hindered.
9 ULB Na inona na inona ilaina— zanak'omby, ondry lahy, na zanak'ondry ho an'ny fanatitra dorana ho an'ny Andriamanitry ny Lanitra, vary, sira, divay, na diloilo araka ny didin'ireo mpisorona ao Jerosalema— dia omeo azy ireo isan'andro tsy tapaka ireo zavatra ireo. BSB BSB: Whatever is needed—young bulls, rams, and lambs for burnt offerings to the God of heaven, as well as wheat, salt, wine, and oil, as requested by the priests in Jerusalem—must be given to them daily without fail.
10 ULB Ataovy izany mba hitondran'izy ireo ny fanatitra ho an'ny Andriamanitry ny Lanitra ka hivavaka ho ahy, mpanjaka, sy ireo zanako. BSB BSB: Then they will be able to offer sacrifices of a sweet aroma to the God of heaven and to pray for the lives of the king and his sons.
11 ULB Ary mandidy aho fa na iza na iza mandika io lalàna io, dia tsy maintsy hanesorana andry iray eo amin'ny tranony ary tsy maintsy hahantona amin'izany izy. Ary tsy maintsy ho lasa fako mivangongo noho izany ny tranony. BSB BSB: I also decree that if any man interferes with this directive, a beam is to be torn from his house and raised up, and he is to be impaled on it. And his own house shall be made a pile of rubble for this offense.
12 ULB Ary Andriamanitra izay nahatonga ny anarany hitoetra teo anie handringana izay mpanjaka na olona izay manandra-tanana hanova izany lalàna izany, na hanimba izany tranon'Andriamanitra ao Jerosalema izany. Izaho, Dariosy, no mandidy izany. Aoka hatao am-pahazotoana izany!" BSB BSB: May God, who has caused His Name to dwell there, overthrow any king or people who lifts a hand to alter this decree or to destroy this house of God in Jerusalem. I, Darius, have issued the decree. Let it be carried out with diligence.
13 ULB Ary nohon'ny lalàna nalefan'i Dariosy mpanjaka, i Tatenay, ilay governoran'ny Faritra Andafin'ny Ony, sy Setara Bozenay sy ireo mpiara-miasa aminy, dia nanao izay rehetra nandidian'i Dariosy Mpanjaka. BSB BSB: In response, Tattenai the governor of the region west of the Euphrates, Shethar-bozenai, and their associates diligently carried out what King Darius had decreed.
14 ULB Ka dia nanangana araka izay natoron'i Hagay sy Zakaria tamin'ny faminaniana ireo loholona Jiosy. Natsangan'izy ireo araka ny didin'ny Andriamanitr'Israely sy Kyrosy, Dariosy, ary Artaksersesy, mpanjakan'i Persia izany. BSB BSB: So the Jewish elders built and prospered through the prophesying of Haggai the prophet and Zechariah son of Iddo. They finished building according to the command of the God of Israel and the decrees of Cyrus, Darius, and Artaxerxes, kings of Persia.
15 ULB Dia vita ny trano tamin'ny andro fahatelon'ny volana Adara, tamin'ny taona fahenina nanjakan'i Dariosy Mpanjaka. BSB BSB: And this temple was completed on the third day of the month of Adar, in the sixth year of the reign of King Darius.
16 ULB Nankalaza ny fanokanana izany tranon'Andriamanitra izany tamin'ny fifaliana ny vahoaka Israelita, ireo mpisorona, ireo Levita, ary ireo sisa tamin'ireo babo. BSB BSB: Then the people of Israel—the priests, the Levites, and the rest of the exiles—celebrated the dedication of the house of God with joy.
17 ULB Nanolotra omby zato, ondry lahy zato, ary zanak'ondry efajato ho an'ny fanokanana ny tranon'Andriamanitra izy ireo. Osy lahy roa ambin'ny folo ihany koa no natolotra ho fanatitra nohon'ny ota ho an'Israely rehetra, iray isaky ny foko tany Israely. BSB BSB: For the dedication of the house of God they offered a hundred bulls, two hundred rams, four hundred lambs, and a sin offering for all Israel of twelve male goats, one for each tribe of Israel.
18 ULB Nanendry ireo mpisorona sy Levita tamin'ny fizaràn'asa ho an'ny fanompoana an'Andriamanitra ao Jerosalema ihany koa izy ireo, araka ny voasoratra tao amin'ny Bokin'i Mosesy. BSB BSB: They also appointed the priests by their divisions and the Levites by their groups to the service of God in Jerusalem, according to what is written in the Book of Moses.
19 ULB Ary ireo izay avy tany an-tsesitany dia nankalaza ny Paska tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany. BSB BSB: On the fourteenth day of the first month, the exiles kept the Passover.
20 ULB Ireo mpisorona sy ny Levita rehetra dia nanadio ny tenany ary namono ny soron'ny Paska ho an'ireo izay avy tany an-tsesitany rehetra, anisan'izany izy ireo. BSB BSB: All the priests and Levites had purified themselves and were ceremonially clean. And the Levites slaughtered the Passover lamb for all the exiles, for their priestly brothers, and for themselves.
21 ULB Ny vahoaka Israelita izay nihinana tamin'ny henan'ny Paska dia ireo izay niverina avy tany an-tsesitany sy nanasaraka ny tenany tamin'ny fahalotoan'ny vahoakan'ny tany ary nitady an'i Yaveh, Andriamanitr'Israely. BSB BSB: The Israelites who had returned from exile ate it, together with all who had separated themselves from the uncleanness of the peoples of the land to seek the LORD, the God of Israel.
22 ULB Nankalaza tamin'ny fifaliana ny Firavoravoan'ny Mofo tsy misy masirasira nandritry ny fito andro izy ireo, satria i Yaveh dia efa nitondra fifaliana tamin'izy ireo ary nanova ny fon'ny mpanjakan'i Asyria mba hampatanjaka ny tanan'izy ireo tamin'ny asan'ny tranony, dia ilay tranon'ny Andriamanitr'Israely. BSB BSB: For seven days they kept the Feast of Unleavened Bread with joy, because the LORD had made them joyful and turned the heart of the king of Assyria toward them to strengthen their hands in the work on the house of the God of Israel.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.