1 ULB Ary taorian'izany, nandritry ny nanjakan'i Artaksersesy mpanjakan'i Persia, dia niakatra avy tany Babylona i Ezra. Ireo razamben'i Ezra dia i Seraia, Azaria, Hilklay, BSB BSB: Many years later, during the reign of Artaxerxes king of Persia, Ezra son of Seraiah, the son of Azariah, the son of Hilkiah,
2 ULB Saloma, Zadoka, Ahitoba BSB BSB: the son of Shallum, the son of Zadok, the son of Ahitub,
3 ULB Amaria, Azaria, Meraiota, BSB BSB: the son of Amariah, the son of Azariah, the son of Meraioth,
4 ULB Zerahia, Ozy, Boky, BSB BSB: the son of Zerahiah, the son of Uzzi, the son of Bukki,
5 ULB Abisoa, Finehasa, Eleazara, izay zanaka lahin'i Arona mpisoronabe. BSB BSB: the son of Abishua, the son of Phinehas, the son of Eleazar, the son of Aaron the chief priest—
6 ULB Niakatra avy tany Babylona i Ezra ary izy dia mpanora-dalàna mahay tsara ny lalàn'i Mosesy, izay efa nomen'i Yaveh, Andriamanitr'Israely. Nomen'ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahany satria nomban'ny tanan'i Yaveh izy. BSB BSB: this Ezra came up from Babylon. He was a scribe skilled in the Law of Moses, which the LORD, the God of Israel, had given. The king had granted Ezra all his requests, for the hand of the LORD his God was upon him.
7 ULB Ny sasany tamin'ireo taranak'Israely sy ireo mpisorona, Levita, mpihiran'ny tempoly, mpiambina vavahady, ary ireo izay notendrena hanompo tao an-tempoly dia niakatra tany Jerosalema ihany koa tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Artaksersesy Mpanjaka. BSB BSB: So in the seventh year of King Artaxerxes, he went up to Jerusalem with some of the Israelites, including priests, Levites, singers, gatekeepers, and temple servants.
8 ULB Dia tonga tany Jerosalema tamin'ny volana fahadimy tamin'io taona io ihany izy. BSB BSB: Ezra arrived in Jerusalem in the fifth month of the seventh year of the king.
9 ULB Niala tao Babylona tamin'ny andro voalohan'ny volana voalohany izy. Tamin'ny andro voalohan'ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema, satria nomban'ny tanana tsaran'Andriamanitra izy. BSB BSB: He had begun the journey from Babylon on the first day of the first month, and he arrived in Jerusalem on the first day of the fifth month, for the gracious hand of his God was upon him.
10 ULB I Ezra dia nametraka ny fony mba hianatra, hanatanteraka, ary hampianatra ireo fitsipika sy ireo didin'ny lalàn'i Yaveh. BSB BSB: For Ezra had set his heart to study the Law of the LORD, to practice it, and to teach its statutes and ordinances in Israel.
12 ULB "Artaksersesy Mpanjakan'ny mpanjaka, ho an'i Ezra mpisorona, mpanora-dalàn'ny lalàn'Andriamanitry ny lanitra. BSB BSB: Artaxerxes, king of kings. To Ezra the priest, the scribe of the Law of the God of heaven: Greetings.
13 ULB Izaho dia mandidy fa ny olona rehetra avy any Israely ao amin'ny fanjakako miaraka amin'ireo mpisorona sy ireo Levitan'izy ireo izay maniry ny andeha ho any Jerosalema, dia afaka miaraka aminao. BSB BSB: I hereby decree that any volunteers among the Israelites in my kingdom, including the priests and Levites, may go up with you to Jerusalem.
14 ULB Izaho, mpanjaka, sy ireo mpanolotsaiko fito, dia maniraka anareo rehetra mba hanontany mahakasika an'i Joda sy Jerosalema araka ny lalàn'Andriamanitra, izay eo an-tananao. BSB BSB: You are sent by the king and his seven counselors to evaluate Judah and Jerusalem according to the Law of your God, which is in your hand.
15 ULB Tsy maintsy entinareo ny volafotsy sy ny volamena izay efa natolotr'izy ireo an-kalalahana tamin'ny Andriamanitr'Israely, izay any Jerosalema ny fonenany. BSB BSB: Moreover, you are to take with you the silver and gold that the king and his counselors have freely offered to the God of Israel, whose dwelling is in Jerusalem,
16 ULB Omeo an-kalalahana ny volafotsy sy ny volamena rehetra izay nomen'ny Babylona rehetra niaraka tamin'izay efa natolotry ny vahoaka sy ireo mpisorona an-kalalahana ho an'ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema. BSB BSB: together with all the silver and gold you may find in all the province of Babylon, as well as the freewill offerings of the people and priests to the house of their God in Jerusalem.
17 ULB Koa mividiana omby, ondry lahy sy zanak'ondry, ary fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina maro be. Atolory eo amin'ny alitara izay ao amin'ny tranon'ny Andriamanitrao any Jerosalema ireo. BSB BSB: With this money, therefore, you are to buy as many bulls, rams, and lambs as needed, together with their grain offerings and drink offerings, and offer them on the altar at the house of your God in Jerusalem.
18 ULB Ireo ambina volafotsy sy volamena dia anaovy izay hitanao fa tsara ho anao sy ireo rahalahinao, mba hampifaly ny Andriamanitrao. BSB BSB: You and your brothers may do whatever seems best with the rest of the silver and gold, according to the will of your God.
19 ULB Apetraho eo anatrehany ho an'ny asa fanompoana ao amin'ny tranon'Andriamanitrao any Jerosalema ireo zavatra izay nomena anao an-kalalahana. BSB BSB: You must deliver to the God of Jerusalem all the articles given to you for the service of the house of your God.
20 ULB Izay zavatra hafa rehetra ilaina ho an'ny tranon'ny Andriamanitrao takianao, dia alaivo ao amin'ny fitehirizan-drakitro ny vidin'izany. BSB BSB: And if anything else is needed for the house of your God that you may have occasion to supply, you may pay for it from the royal treasury.
21 ULB Izaho, Artaksersesy Mpanjaka, dia manao didy ho an'ireo mpitahiry vola any amin'ny Faritany Andafin'ny Ony, fa ny zavatra rehetra izay angatahin'i Ezra aminao dia tokony homena manontolo, hatramin'ny talenta volafotsy zato, vary zato kora, divay zato bata, ary diloilo zato bata, BSB BSB: I, King Artaxerxes, decree to all the treasurers west of the Euphrates: Whatever Ezra the priest, the scribe of the Law of the God of heaven, may require of you, it must be provided promptly,
22 ULB ary koa sira tsy misy fetrany. BSB BSB: up to a hundred talents of silver, a hundred cors of wheat, a hundred baths of wine, a hundred baths of olive oil, and salt without limit.
23 ULB Izay zavatra rehetra avy amin'ny didin'ny Andriamanitry ny Lanitra, dia ataovy miaraka amin'ny fanoloran-tena ho an'ny tranony izany. Fa nahoana ny fahatezerany no ho tonga eo amin'ny fanjakako sy ireo zanako lahy? BSB BSB: Whatever is commanded by the God of heaven must be done diligently for His house. For why should wrath fall on the realm of the king and his sons?
24 ULB Ampahafantarinay azy ireo ny mahakasika anao izay tsy hitaky haba na hetra amin'ireo mpisorona rehetra, ireo Levita, ireo mpitendry zava-maneno, ireo mpiambina vavahady, na eo amin'ny vahoaka notendrena ho amin'ny asan'ny tempoly ary ireo mpanompon'ny tranon'izany Andriamanitra izany. BSB BSB: And be advised that you have no authority to impose tribute, duty, or toll on any of the priests, Levites, singers, doorkeepers, temple servants, or other servants of this house of God.
25 ULB Ry Ezra, amin'ny fahendrena izay efa nomen'Andriamanitra anao, dia manendre mpitsara sy olona lalin-tsaina hanompo ireo vahoaka rehetra any amin'ny Faritany Andafin'ny Ony, ary hanompo ny olona izay mahafantatra ny lalàn'Andriamanitrao. Mampianara ireo izay tsy mahalala ny lalàna ihany koa. BSB BSB: And you, Ezra, according to the wisdom of your God, which you possess, are to appoint magistrates and judges to judge all the people west of the Euphrates—all who know the laws of your God. And you are to teach these laws to anyone who does not know them.
26 ULB Sazio ny olona izay tsy mankatoa tanteraka ny lalàn' Andriamanitra na ny lalàn'ny mpanjaka, na amin'ny alalan'ny fahafatesana, na fandroahana, fanagiazana ny fananan'izy ireo, na fanagadrana. BSB BSB: If anyone does not keep the law of your God and the law of the king, let a strict judgment be executed against him, whether death, banishment, confiscation of property, or imprisonment.
27 ULB Miderà an'i Yaveh, Andriamanitry ny razantsika, izay nametraka izany rehetra izany tao am-pon'ny mpanjaka mba hanomezam-boninahitra ny tranon'i Yaveh any Jerosalema, BSB BSB: Blessed be the LORD, the God of our fathers, who has put into the heart of the king to so honor the house of the LORD in Jerusalem,
28 ULB ary izay namone ny fanekena mahatoky tamiko teo anatrehan'ny mpanjaka, ireo mpanolo-tsainy, ary ireo manam-pahefany mahery rehetra. Efa nampatanjahana tamin'ny alalan'ny tanan'i Yaveh Adriamanitro aho, ary nanangona mpitarika avy amin'Israely mba hiaraka amiko. BSB BSB: and who has shown me favor before the king, his counselors, and all his powerful officials. And because the hand of the LORD my God was upon me, I took courage and gathered the leaders of Israel to return with me.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.