1 ULB Ireto avy ireo mpitarika ny fianakavian'ny razamben'izy ireo izay nandao an'i Babylona niaraka tamiko nandritry ny fanjakan'i Artaksersesy. BSB BSB: These are the family heads and genealogical records of those who returned with me from Babylon during the reign of King Artaxerxes:
2 ULB Amin'ny taranak'i Finehasa, dia i Gersona. Amin'ny taranak'i Itamara, dia i Daniela. Amin'ny taranak'i Davida, dia i Hatosy, BSB BSB: from the descendants of Phinehas, Gershom; from the descendants of Ithamar, Daniel; from the descendants of David, Hattush
3 ULB izay avy amin'ny taranak'i Sekania, izay avy amin'ny taranak'i Parosy; ary Zakaria, ary nisy lehilahy 150 voatanisa tao amin'ny rakitry ny tetiarany niaraka taminy. BSB BSB: of the descendants of Shecaniah; from the descendants of Parosh, Zechariah, and with him were registered 150 men;
4 ULB Amin'ny taranak'i Pahata-moaba, dia Elihoenay zanaka lahin'i Zerahia ary niaraka taminy dia nisy roanjato lahy. BSB BSB: from the descendants of Pahath-Moab, Eliehoenai son of Zerahiah, and with him 200 men;
5 ULB Amin'ny taranak'i Sekania, dia Beni-Jahaziela ary niaraka taminy nisy telonjato lahy. BSB BSB: from the descendants of Zattu, Shecaniah son of Jahaziel, and with him 300 men;
6 ULB Amin'ny taranak'i Adina, dia Ebeda zanaka lahin'i Jonatana ary niaraka taminy nisy dimampolo lahy voatanisa. BSB BSB: from the descendants of Adin, Ebed son of Jonathan, and with him 50 men;
7 ULB Amin'ny taranak'i Elama, dia Jesaia zanaka lahin'i Atalia ary niaraka taminy nisy fitopolo lahy voatanisa. BSB BSB: from the descendants of Elam, Jeshaiah son of Athaliah, and with him 70 men;
8 ULB Amin'ny taranak'i Sefatia, dia Zebadia zanaka lahin'i Mikaela ary niaraka taminy nisy valopolo lahy voatanisa. BSB BSB: from the descendants of Shephatiah, Zebadiah son of Michael, and with him 80 men;
9 ULB Amin'ny taranak'i Joaba, dia Obadia zanaka lahin'i Jehiela ary niaraka taminy nisy 218 lahy voatanisa. BSB BSB: from the descendants of Joab, Obadiah son of Jehiel, and with him 218 men;
10 ULB Amin'ny taranak'i Selomita zanak'i Josifia dia nisy 160 lahy voatanisa niaraka taminy. BSB BSB: from the descendants of Bani, Shelomith son of Josiphiah, and with him 160 men;
11 ULB Amin'ny taranak'i Bebay, dia Zakaria zanaka lahin'i Bebay ary nisy valo amby roapolo lahy voatanisa niaraka taminy. BSB BSB: from the descendants of Bebai, Zechariah son of Bebai, and with him 28 men;
12 ULB Amin'ny taranak'i Azgada, dia Johanana zanaka lahin'i Hakatana ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka taminy. Ireo izay avy amin'ny taranak'i Adonikama no tonga taty aoriana. BSB BSB: from the descendants of Azgad, Johanan son of Hakkatan, and with him 110 men;
13 ULB Ireto avy ny anaran'izy ireo: Elifeleta, Jeiela, Semaia, ary niaraka tamin'izy ireo nisy enimpolo lahy. BSB BSB: from the later descendants of Adonikam, these were their names: Eliphelet, Jeiel, and Shemaiah, and with them 60 men;
14 ULB Amin'ny taranak'i Bigvay, dia Otahy sy Zaboda ary nisy fitopolo lahy voatanisa niaraka taminy. BSB BSB: and from the descendants of Bigvai, both Uthai and Zaccur, and with them 70 men.
15 ULB Nangoniko ireo mpandeha tao amin'ny lakan-drano izay mankany Ahava, ary nitoby hateloana teo izahay. Nanadihady ny vahoaka sy ireo mpisorona aho, nefa tsy nahita taranak'i Levy tao mihitsy. BSB BSB: Now I assembled these exiles at the canal that flows to Ahava, and we camped there three days. And when I searched among the people and priests, I found no Levites there.
16 ULB Dia nampiantso an'i Eliezera, Ariela, Semaia, Elnatana, Jariba, sy Elnatana sy Natana, Zakaria, ary Mesolama—izay mpitarika—ary an'i Joariba sy Elnatana—izay mpampianatra aho. BSB BSB: Then I summoned the leaders: Eliezer, Ariel, Shemaiah, Elnathan, Jarib, Elnathan, Nathan, Zechariah, and Meshullam, as well as the teachers Joiarib and Elnathan.
17 ULB Manaraka izany dia nirahiko ho any amin'Ido, mpitarika any Kasifia izy ireo. Nambarako azy ireo izay ho lazaina amin'Ido sy ireo havany, ireo mpanompon'ny tempoly mipetraka any Kasifia, dia ny, mba handefasana mpanompo ho an'ny tranon'Andriamanitra ho aty aminay. BSB BSB: And I sent them to Iddo, the leader at Casiphia, with a message for him and his kinsmen, the temple servants at Casiphia, that they should bring to us ministers for the house of our God.
18 ULB Dia nandefa lehilahy iray antsoina hoe Serebia, lehilahy malina taminay tamin'ny tanana tsaran'Andriamanitray izy ireo. Izy dia taranak'i Maly zanaka lahin'i Levy zanak'Israely. BSB BSB: And since the gracious hand of our God was upon us, they brought us Sherebiah—a man of insight from the descendants of Mahli son of Levi, the son of Israel—along with his sons and brothers, 18 men;
19 ULB Tonga niaraka tamin'ny zanaka lahy sy rahalahy valo ambin'ny folo izy. Tonga niaraka taminy i Hasabia. Nisy an'i Jesaia, iray amin'ireo zanaka lahin'i Merary, niaraka tamin'ireo rahalahiny sy ny zanaka lahin'izy ireo ihany koa izy ireo, roapolo lahy ny fitambarany. BSB BSB: also Hashabiah, together with Jeshaiah, from the descendants of Merari, and his brothers and their sons, 20 men.
20 ULB Amin'ireo izay notendrena hanompo ao an-tempoly, izay nomen'i Davida sy ireo manam-boninahiny mba hanompo an'ireo Levita dia: 220, samy notendrena tamin'ny anarany avy. BSB BSB: They also brought 220 of the temple servants, all designated by name. David and the officials had appointed them to assist the Levites.
21 ULB Dia nanambara fifadian-kanina tao amin'ny Lakan-drano Ahava aho mba hanetry ny tenanay eo anatrehan'Andriamanitra, mba hitady lala-mahitsy avy Aminy ho anay, ny zaza madinikay, ary ireo fanananay rehetra. BSB BSB: And there by the Ahava Canal I proclaimed a fast, so that we might humble ourselves before our God and ask Him for a safe journey for us and our children, with all our possessions.
22 ULB Menatra ny hangataka tafika na mpitaingin-tsoavaly tamin'ny mpanjaka mba hiaro anay amin'ireo fahavalo teny an-dalàna aho, satria efa niteny tamin'ny mpanjaka izahay hoe: 'Ny tanan'Andriamanitray dia eo amin'ny rehetra izay mitady Azy amin'ny tsara, fa ny heriny sy ny hatezerany dia eo amin'ny rehetra izay manadino Azy.' BSB BSB: For I was ashamed to ask the king for an escort of soldiers and horsemen to protect us from our enemies on the road, since we had told him, “The hand of our God is gracious to all who seek Him, but His great anger is against all who forsake Him.”
23 ULB Koa nifady hanina sy nitady an'Andriamanitra momba izany izahay, ary niangavy taminy. BSB BSB: So we fasted and petitioned our God about this, and He granted our request.
24 ULB Manaraka izany dia nifantina lehilahy roa ambin'ny folo tamin'ireo manam-boninahitry ny fisoronana aho: Serebia, Hasabia, ary folo tamin'ny rahalahin'izy ireo. BSB BSB: Then I set apart twelve of the leading priests, together with Sherebiah, Hashabiah, and ten of their brothers,
25 ULB Nandanja volafotsy, volamena, ary zavatra sy fanatitra ho an'ny tranon'Andriamanitra izay natolotry ny mpanjaka, ireo mpanolo-tsainy sy manam-boninahiny, sy ireo izay natolotry ny Israely rehetra maimaim-poana ho azy ireo aho. BSB BSB: and I weighed out to them the contribution of silver and gold and the articles that the king, his counselors, his leaders, and all the Israelites there had offered for the house of our God.
26 ULB Dia nandanja talenta volafotsy 650, talenta zavatra volafotsy zato, talenta volamena zato, BSB BSB: I weighed out into their hands 650 talents of silver, articles of silver weighing 100 talents, 100 talents of gold,
27 ULB lovia volamena roapolo izay nisanda darika arivo, ary fanaka varahina roa nangirana tsara izay sarobidy toy ny volamena teo am-pelantanan'izy ireo aho. BSB BSB: 20 gold bowls valued at 1,000 darics, and two articles of fine polished bronze, as precious as gold.
28 ULB Dia hoy aho tamin'izy ireo hoe: "Natokana ho an'i Yaveh ianareo, ary ireto zavatra ireto ihany koa, sy ny volafotsy ary ny volamena dia fanati-tsitrapo ho an'i Yaveh, Andriamanitry ny razambenareo. BSB BSB: Then I told them, “You are holy to the LORD, and these articles are holy. The silver and gold are a freewill offering to the LORD, the God of your fathers.
29 ULB Ambeno ireo ary tandremo mandra-pandanjanareo izany eo anatrehan'ny manam-boninahitry ny fisoronana, Levita, ary ireo mpitarika ny fokon-drazan'Israely any Jerosalema ao amin'ireo efitry ny tranon' Andriamanitra." BSB BSB: Guard them carefully until you weigh them out in the chambers of the house of the LORD in Jerusalem before the leading priests, Levites, and heads of the Israelite families.”
30 ULB Nanaiky ny volafotsy, volamena, sy ireo zavatra voalanja ireo mpisorona sy ireo Levita mba hitondrana izany any Jerosalema, ao an-tranon'ny Andriamanitray. BSB BSB: So the priests and Levites took charge of the silver and gold and sacred articles that had been weighed out to be taken to the house of our God in Jerusalem.
31 ULB Nivoaka avy tao amin'ny Lakan-dranon'i Ahava izahay tamin'ny andro faharoa ambin'ny folon'ny volana voalohany mba handeha ho any Jerosalema. Teo aminay ny tanan'ny Andriamanitray; niaro anay tamin'ny tanan'ny fahavalo sy ireo olona izay naniry ny hanafika anay tampoka teny an-dalana Izy. BSB BSB: On the twelfth day of the first month we set out from the Ahava Canal to go to Jerusalem, and the hand of our God was upon us to protect us from the hands of the enemies and bandits along the way.
32 ULB Dia niditra tany Jerosalema izahay ary nitoetra tao nandritry ny hateloana. BSB BSB: So we arrived at Jerusalem and rested there for three days.
33 ULB Ary tamin'ny andro fahefatra dia nolanjaina tao an-tranon'ny Andriamanitray teo an-tanan'i Meremota zanaka lahin'i Oria mpisorona ny volafotsy, volamena, sy ireo zavatra, ary niaraka taminy Eleazara zanaka lahin'i Finehasa, Jozabada zanaka lahin'i Jesoa, ary Noadia zanaka lahin'i Binoy ilay Levita. BSB BSB: On the fourth day, in the house of our God, we weighed out the silver and gold and sacred articles into the hand of Meremoth son of Uriah, the priest. Eleazar son of Phinehas was with him, along with the Levites Jozabad son of Jeshua and Noadiah son of Binnui.
34 ULB Voafaritra ny isa sy ny lanjan'ny zavatra rehetra. Nosoratana avokoa ny lanja rehetra tamin'izany fotoana izany. BSB BSB: Everything was verified by number and weight, and the total weight was recorded at that time.
35 ULB Ireo olona izay niverina avy amin'ny fahababoana, ny olona voasesy tany, dia nanolotra fanatitra dorana ho an'ilay Andriamanitr'Israely: omby roa ambin'ny folo ho an'Israely rehetra, ondry lahy enina amby sivifolo, zanak'ondry fito amby fitopolo, ary osy lahy roa ambin'ny folo ho fanatitra nohon'ny fahotana. Fanatitra dorana ho an'i Yaveh ireo rehetra ireo. BSB BSB: Then the exiles who had returned from captivity sacrificed burnt offerings to the God of Israel: 12 bulls for all Israel, 96 rams, 77 lambs, and a sin offering of 12 male goats. All this was a burnt offering to the LORD.
36 ULB Dia nomen'izy ireo ho an'ireo manam-boninahitry ny mpanjaka ambony sy ireo governora tany amin'ny Faritra Andafin'ny Ony ny lalàn'ny mpanjaka, ary nanampy ny vahoaka sy ny tranon'Andriamanitra izy ireo. BSB BSB: They also delivered the king’s edicts to the royal satraps and governors of the region west of the Euphrates, who proceeded to assist the people and the house of God.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.