2 ULB Indro, izaho, Paoly, miteny aminareo fa raha mamela ny tenanareo ho foraina ianareo, dia tsy hahasoa anareo amin'ny fomba rehetra Kristy. BSB BSB: Take notice: I, Paul, tell you that if you let yourselves be circumcised, Christ will be of no value to you at all.
3 ULB Mijoro vavolombelona amin'ny olona tsirairay izay mamela ny tenany ho voafora indray aho fa voatery hanaraka ny lalàna rehetra izy. BSB BSB: Again I testify to every man who gets himself circumcised that he is obligated to obey the whole law.
4 ULB Tafasaraka tamin'i Kristy ianareo, izay te ho hamarinina amin'ny lalàna; ary tsy miaina fahasoavana intsony ianareo. BSB BSB: You who are trying to be justified by the law have been severed from Christ; you have fallen away from grace.
5 ULB Fa amin'ny alalan'ny Fanahy, amin'ny finoana, no hiandrasantsika fatratra ny fanantenana ny fahamarinana. BSB BSB: But by faith we eagerly await through the Spirit the hope of righteousness.
7 ULB Fa nihazakazaka tsara ianareo. Iza no nisakana anareo amin'ny fankatoavana ny marina? BSB BSB: You were running so well. Who has obstructed you from obeying the truth?
8 ULB Izany fandresen-dahatra izany dia tsy avy aminy ilay niantso anareo. BSB BSB: Such persuasion does not come from the One who calls you.
9 ULB Lalivay kely no mampitombo ny koba rehetra. BSB BSB: A little leaven works through the whole batch of dough.
10 ULB Fa matoky ny Tompo aho fa tsy handray fomba fijery hafa ianareo. Fa ny iray izay mampikorontana anareo no hanefa ny sazy, na iza izy na iza. BSB BSB: I am confident in the Lord that you will take no other view. The one who is troubling you will bear the judgment, whoever he may be.
11 ULB Ry rahalahy, raha mbola mitory ny amin'ny famorana aho, nahoana aho no mbola enjehina? Amin'izany dia ho afaka tokoa ny fahatafintohinan'ny hazo fijaliana. BSB BSB: Now, brothers, if I am still preaching circumcision, why am I still being persecuted? In that case the offense of the cross has been abolished.
12 ULB Fa ho an'ireo izay manakorontana anareo, enga anie ka hanapaka ny tenany izy ireo! BSB BSB: As for those who are agitating you, I wish they would proceed to emasculate themselves!
13 ULB Fa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy. Nefa aza ampiasaina ho irika amin'ny filan'ny nofo ny fahafahanareo; fa kosa, amin'ny alalan'ny fitiavana dia mifanompoa. BSB BSB: For you, brothers, were called to freedom; but do not use your freedom as an opportunity for the flesh. Rather, serve one another in love.
14 ULB Fa ny lalàna rehetra dia tanteraka ao amin'ny didy iray; ao amin'ny hoe: "Tsy maintsy mitia ny namanao tahaka ny tenanao ianao." BSB BSB: The entire law is fulfilled in a single decree: “Love your neighbor as yourself.”
15 ULB Fa raha mifanaikitra sy mifampihinana ianareo, dia mitandrema sao hifandringana. BSB BSB: But if you keep on biting and devouring one another, watch out, or you will be consumed by one another.
16 ULB Fa hoy aho, mandehana araka ny Fanahy dia tsy hahatanteraka izay filan'ny nofo ianareo. BSB BSB: So I say, walk by the Spirit, and you will not gratify the desires of the flesh.
17 ULB Fa manohitra ny Fanahy ny filan'ny nofo, ary manohitra ny filan'ny nofo ny fanirian'ny Fanahy. Fa mifanohitra ireo, mba tsy hahafahanareo manao izay zavatra tianareo. BSB BSB: For the flesh craves what is contrary to the Spirit, and the Spirit what is contrary to the flesh. They are opposed to each other, so that you do not do what you want.
18 ULB Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo dia tsy ho ambanin'ny lalàna. BSB BSB: But if you are led by the Spirit, you are not under the law.
19 ULB Ankehitriny dia miharihary ny asan'ny filan'ny nofo: fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, BSB BSB: The acts of the flesh are obvious: sexual immorality, impurity, and debauchery;
20 ULB fanompoan-tsampy, famosaviana, fankahalana, fifandirana, fahasarotam-piaro, fipoahan'ny fahatezerana, fifandrafiana, fisaraham-bazana, fizarazarana, BSB BSB: idolatry and sorcery; hatred, discord, jealousy, and rage; rivalries, divisions, factions,
21 ULB fialonana, fahamamoana, fanakorontanana, ary ny zavatra mitovy amin'izany. Mampitandrina anareo aho, tahaka ny efa nampitandremako anareo taloha, fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra ireo izay mampihatra ireo zavatra ireo. BSB BSB: and envy; drunkenness, orgies, and the like. I warn you, as I did before, that those who practice such things will not inherit the kingdom of God.
22 ULB Fa ny vokatry ny Fanahy dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, faharetana, hatsaram-panahy, fanaovan-tsoa, finoana, BSB BSB: But the fruit of the Spirit is love, joy, peace, patience, kindness, goodness, faithfulness,
23 ULB fahalemem-panahy, ary fahafehezan-tena; tsy misy lalàna manohitra zavatra tahaka izany. BSB BSB: gentleness, and self-control. Against such things there is no law.
24 ULB Ireo izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny toetra feno fahotany niaraka tamin'ny fahafinaretany sy ny filany. BSB BSB: Those who belong to Christ Jesus have crucified the flesh with its passions and desires.
25 ULB Raha miaina amin'ny Fanahy isika, aoka handeha amin'ny Fanahy ihany koa. BSB BSB: Since we live by the Spirit, let us walk in step with the Spirit.
26 ULB Aoka isika tsy ho lasa mpieboebo, mifandrangitra, ary mifampialona. BSB BSB: Let us not become conceited, provoking and envying one another.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.