1 ULB Ireto avy ny taranak'ireo zanaka lahin'i Noa, dia i Sema, Hama sy Jafeta. Niteraka zaza lahy izy ireo taorian'ny safo-drano. BSB BSB: This is the account of Noah’s sons Shem, Ham, and Japheth, who also had sons after the flood.
2 ULB Ireo zanaka lahin'i Jafeta dia i Gomera, Magoga, Maday, Javana, Tobala, Meseka, sy Tirasa. BSB BSB: The sons of Japheth: Gomer, Magog, Madai, Javan, Tubal, Meshech, and Tiras.
3 ULB Ireo zanaka lahin'i Gomera dia i Askenaza, Rifata sy Togarma. BSB BSB: The sons of Gomer: Ashkenaz, Riphath, and Togarmah.
4 ULB Ireo zanaka lahin'i Javana kosa dia i Elisaha, Tarsisy, Kitima, sy Dodanita. BSB BSB: And the sons of Javan: Elishah, Tarshish, the Kittites, and the Rodanites.
5 ULB Nanomboka teo ny nizarazaran'ireo olon'ny moron-tsiraka ary samy nankany amin'ny taniny avy izy ireo, samy nanana ny fiteniny avy, araka ny fokon'izy ireo, araka ny firenen'izy ireo. BSB BSB: From these, the maritime peoples separated into their territories, according to their languages, by clans within their nations.
6 ULB Ireo zanaka lahin'i Hama dia i Kosy, Mizraima, Pota ary Kanana. BSB BSB: The sons of Ham: Cush, Mizraim, Put, and Canaan.
7 ULB Ireo zanaka lahin'i Kosy dia i Seba, Havila, Sabta, Ragama ary Sabteka. Ireo zanaka lahin'i Ragama kosa dia Seba sy Dedana. BSB BSB: The sons of Cush: Seba, Havilah, Sabtah, Raamah, and Sabteca. And the sons of Raamah: Sheba and Dedan.
8 ULB Kosy dia niteraka an'i Nimroda, izay lehilahy mpandresy voalohany tety an-tany. BSB BSB: Cush was the father of Nimrod, who began to be a mighty one on the earth.
9 ULB Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan'i Yaveh. Izany no nilazana hoe: '"Toa an'i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan'i Yaveh." BSB BSB: He was a mighty hunter before the LORD; so it is said, “Like Nimrod, a mighty hunter before the LORD.”
10 ULB Ireo ivon'ny fanjakany voalohany dia Babela, Ereka, Akada, Kalne, izay tao amin'ny tany Sinara. BSB BSB: His kingdom began in Babylon, Erech, Accad, and Calneh, in the land of Shinar.
11 ULB Niala tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria ary nanorina an'i Ninive, Rehobot-ira sy Kala BSB BSB: From that land he went forth into Assyria, where he built Nineveh, Rehoboth-Ir, Calah,
12 ULB ary Resena, izay teo anelanelan'i Ninive sy Kala. Tanàna lehibe izany. BSB BSB: and Resen, which is between Nineveh and the great city of Calah.
13 ULB Mizraima niteraka ny Lodita, ny Anamita, ny Lehabita, ny Naftohita, BSB BSB: Mizraim was the father of the Ludites, the Anamites, the Lehabites, the Naphtuhites,
14 ULB ny Patrosita, ny Kaslohita (avy amin'ireo no niavian'ny Filistina), ary ny Kaftorita. BSB BSB: the Pathrusites, the Casluhites (from whom the Philistines came), and the Caphtorites.
15 ULB Kanana niteraka an'i Sidona, lahimatoany, sy Heta, BSB BSB: And Canaan was the father of Sidon his firstborn, and of the Hittites,
16 ULB ary koa ireo Jebosita, ireo Amorita, ireo Girgasita, BSB BSB: the Jebusites, the Amorites, the Girgashites,
17 ULB ireo Hivita, ireo Arkita, ireo Sinita, BSB BSB: the Hivites, the Arkites, the Sinites,
18 ULB ireo Arvadita, ireo Zemarita, sy ireo Hamatita. Taty aoriana dia niely ny fokon'ireo Kananita. BSB BSB: the Arvadites, the Zemarites, and the Hamathites. Later the Canaanite clans were scattered,
19 ULB Ny faritany Kananita dia nanomboka teo Sidona, mitohy mankany Gerara ka hatrany Gaza, ary ny iray izay mankany Sodoma, Gomora, Adma, ary Zeboima, ka hatrany Lasa. BSB BSB: and the borders of Canaan extended from Sidon toward Gerar as far as Gaza, and then toward Sodom, Gomorrah, Admah, and Zeboiim, as far as Lasha.
20 ULB Ireo no zanak'i Hama, araka ny fokon'izy ireo, araka ny fiteniny avy, tao amin'ny tanin'izy ireo, ary tao amin'ny firenen'izy ireo. BSB BSB: These are the sons of Ham according to their clans, languages, lands, and nations.
21 ULB Niteraka zaza lahy ihany koa i Sema, ilay zokin'i Jafeta lahimatoa. Razamben'ireo olona rehetra avy ao Ebera ihany koa i Sema. BSB BSB: And sons were also born to Shem, the older brother of Japheth; Shem was the forefather of all the sons of Eber.
22 ULB Ireo zanaka lahin'i Sema dia i Elama, Asyra, Arpaksada, Loda ary Arama. BSB BSB: The sons of Shem: Elam, Asshur, Arphaxad, Lud, and Aram.
23 ULB Ireo zanaka lahin'i Arama dia i Oza, Hola, Gatera ary Masy. BSB BSB: The sons of Aram: Uz, Hul, Gether, and Mash.
24 ULB Ary Arpaksada niteraka an'i Sela, ary Sela niteraka an'i Ebera. BSB BSB: Arphaxad was the father of Shelah, and Shelah was the father of Eber.
25 ULB Nanana zanaka roa lahy i Ebera. Ny anaran'ny iray dia i Palega satria tamin'ny androny dia voazara ny tany. Joktana no anaran'ny rahalahiny. BSB BSB: Two sons were born to Eber: One was named Peleg, because in his days the earth was divided, and his brother was named Joktan.
26 ULB Joktana niteraka an'i Almodada, Salefa, Hazarmaveta, Jera, BSB BSB: And Joktan was the father of Almodad, Sheleph, Hazarmaveth, Jerah,
27 ULB Hadorama, Hozala, Dykla, BSB BSB: Hadoram, Uzal, Diklah,
28 ULB Obala, Abimaela, Sheba, BSB BSB: Obal, Abimael, Sheba,
29 ULB Ofira, Havila ary Jobaba. Ireo rehetra ireo dia zanaka lahin'i Joktana. BSB BSB: Ophir, Havilah, and Jobab. All these were sons of Joktan.
30 ULB Ny faritanin'izy ireo dia nanomboka teo Mesa, hatrany Sefara, tendrombohitra atsinanana. BSB BSB: Their territory extended from Mesha to Sephar, in the eastern hill country.
31 ULB Ireo no zanaka lahin'i Sema, araka ny foko sy ny fitenin'izy ireo, tao amin'ny tanin'izy ireo, araka ny firenen'izy ireo. BSB BSB: These are the sons of Shem, according to their clans, languages, lands, and nations.
32 ULB Ireo no fokon'ireo zanak'i Noa, araka ny firazanan'izy ireo, araka ny firenen'izy ireo. Avy amin'ireo no nampisaraka ireo firenena ka niparitaka nanerana ny tany tao aorian'ny safo-drano. BSB BSB: All these are the clans of Noah’s sons, according to their generations and nations. From these the nations of the earth spread out after the flood.