1 ULB Avy eo Andriamanitra nitso-drano an'i Noa sy ireo zanany lahy, ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Maroa fara, mihabetsaha, ary mamenoa ny tany. BSB BSB: And God blessed Noah and his sons and said to them, “Be fruitful and multiply and fill the earth.
2 ULB Ny tahotra sy ny horohoro anao dia ho eo amin'ireo biby izay miaina ambonin'ny tany, ny voron'ny habakabaka, eo amin'ny zava-drehetra izay mandeha any ambanin'ny tany, ary amin'ny hazan-dranomasina rehetra. Atolotra eo an-tananao ireo. BSB BSB: The fear and dread of you will fall on every living creature on the earth, every bird of the air, every creature that crawls on the ground, and all the fish of the sea. They are delivered into your hand.
3 ULB Ny zava-drehetra izay miaina dia ho ataonareo sakafo. Ankehitriny Aho dia manolotra anareo ny zava-drehetra tahaka ny nanomezako anareo ireo zava-maniry maitso. BSB BSB: Everything that lives and moves will be food for you; just as I gave you the green plants, I now give you all things.
4 ULB Saingy ianareo dia tsy tokony hihinana hena miaraka amin'ny ainy_izany dia ny ràny_ ao anatiny. BSB BSB: But you must not eat meat with its lifeblood still in it.
5 ULB Fa ho an'ny rànareo, ny aina izay ao anatin'ny rànareo, dia hitaky ny vidiny Aho. Avy amin'ny tanan'ireo biby no hitakiko izany. Avy amin'ny tanan'ny olona izay namono ny rahalahiny no hitakiko ny saran'ny fiainan'izany olona izany. BSB BSB: And surely I will require the life of any man or beast by whose hand your lifeblood is shed. I will demand an accounting from anyone who takes the life of his fellow man:
6 ULB Na iza na iza mandatsaka ain'ny olona iray, dia olona no andatsaka ny ainy, fa tamin'ny endrik'Andriamanitra no nanamboarany ny olona. BSB BSB: Whoever sheds the blood of man, by man his blood will be shed; for in His own image God has made mankind.
7 ULB Raha ny aminareo, dia maroa fara ary mitomboa, miparitaha manerana ny tany ary mitomboa eo amin'izany." BSB BSB: But as for you, be fruitful and multiply; spread out across the earth and multiply upon it.”
9 ULB "Raha ny Amiko, dia henoy! Hanamafy ny fanekena nataoko taminareo sy ny taranakareo ao aorianareo Aho, BSB BSB: “Behold, I now establish My covenant with you and your descendants after you,
10 ULB sy ireo biby manan'aina izay miaraka aminareo, ireo vorona, biby fiompy, ary ireo zava-manan'aina rehetra ambonin'ny tany miaraka aminareo, hatramin'ireo rehetra izay avy tao amin'ny sambo-fiara, hatramin'ny zava-manan'aina rehetra ambonin'ny tany. BSB BSB: and with every living creature that was with you—the birds, the livestock, and every beast of the earth—every living thing that came out of the ark.
11 ULB Izao Aho dia hanamafy ny fanekeko nataoko taminareo, fa tsy hisy safo-drano hamotika ny nofo rehetra intsony. Ary tsy hisy safo-drano handrava ny tany intsony." BSB BSB: And I establish My covenant with you: Never again will all life be cut off by the waters of a flood; never again will there be a flood to destroy the earth.”
12 ULB Hoy Andriamanitra hoe: "Izao no famantarana an'ilay fanekena izay ataoko eo Amiko sy eo aminareo ary ireo zava-manan'aina miaraka aminareo, ho an'ireo taranaka ho avy: BSB BSB: And God said, “This is the sign of the covenant I am making between Me and you and every living creature with you, a covenant for all generations to come:
13 ULB efa nametraka avana teny amin'ny rahona Aho, ary izany no ho famantarana ny fanekena eo Amiko sy ny tany. BSB BSB: I have set My rainbow in the clouds, and it will be a sign of the covenant between Me and the earth.
14 ULB Izany dia hitranga rehefa handrakotra ny tany amin'ny rahona Aho ary ho tazana eny amin'ny rahona ny avana, BSB BSB: Whenever I form clouds over the earth and the rainbow appears in the clouds,
15 ULB avy eo dia ho tsaroako ny fanekeko, izay nisy tamiko sy taminareo ary ireo zava-manan'ainan'ny nofo rehetra. Tsy ho tonga safo-drano hanimba ny nofo rehetra intsony ireo rano. BSB BSB: I will remember My covenant between Me and you and every living creature of every kind. Never again will the waters become a flood to destroy all life.
16 ULB Ny avana dia ho eny amin'ireo rahona ary hahita izany Aho, mba hahatsiarovana ny fanekena teo amin'Andriamanitra sy ireo zava-manan'ain'ny nofo rehetra izay eny ambonin'ny tany." BSB BSB: And whenever the rainbow appears in the clouds, I will see it and remember the everlasting covenant between God and every living creature of every kind that is on the earth.”
17 ULB Avy eo Andriamanitra niteny tamin'i Noa hoe: "Io no famantarana an'ilay fanekena nataoko tamin'ny nofo rehetra izay ambonin'ny tany." BSB BSB: So God said to Noah, “This is the sign of the covenant that I have established between Me and every creature on the earth.”
18 ULB Ireo zanak'i Noa izay nivoaka tao amin'ilay sambo-fiara dia i Sema, Hama ary Jafeta. Hama dia rain'i Kanana. BSB BSB: The sons of Noah who came out of the ark were Shem, Ham, and Japheth. And Ham was the father of Canaan.
19 ULB Ireo telo ireo no zanak'i Noa, ary avy amin'izy ireo no nahafeno olona ny tany. BSB BSB: These three were the sons of Noah, and from them the whole earth was populated.
21 ULB Nisotro ny sasany tamin'ireo divay izy ka mamo. Natory tsy nirakotra tao amin'ny lainy izy. BSB BSB: But when he drank some of its wine, he became drunk and uncovered himself inside his tent.
22 ULB Avy eo Hama, rain'i Kanana, nahita ny rainy nitanjaka ka niteny tamin'ireo rahalahiny tany ivelany. BSB BSB: And Ham, the father of Canaan, saw his father’s nakedness and told his two brothers outside.
23 ULB Ka naka akanjo lava i Sema sy Jafeta ary nametraka izany teo amin'ny sorok'izy ireo roa, ary nankao aorina nampitafy ny rain'izy ireo nitanjaka. Nitodi-doha izy ireo, ka tsy nahita ny fitanjahan'ny rain'izy ireo. BSB BSB: Then Shem and Japheth took a garment and placed it across their shoulders, and walking backward, they covered their father’s nakedness. Their faces were turned away so that they did not see their father’s nakedness.
24 ULB Rehefa taitra avy tamin'ny fahamamoany i Noa, dia nahafantatra ny nataon'ilay zanany faralahy taminy. BSB BSB: When Noah awoke from his drunkenness and learned what his youngest son had done to him,
25 ULB Ka hoy izy hoe: "Ho voahozona anie Kanana. Ho isan'ireo mpanompon'ireo rahalahiny anie izy." BSB BSB: he said, “Cursed be Canaan! A servant of servants shall he be to his brothers.”
26 ULB Niteny koa izy hoe: "Hoderaina anie i Yaveh, Andriamanitr'i Sema, ary ho mpanompony anie i Kanàna. BSB BSB: He also declared: “Blessed be the LORD, the God of Shem! May Canaan be the servant of Shem.
27 ULB Hanitatra ny fari-tanin'i Jafeta anie Andriamanitra, ary hamela azy hanorina ny tranony eo amin'ireo lain'i Sema. Ho mpanompony anie i Kanana." BSB BSB: May God expand the territory of Japheth; may he dwell in the tents of Shem, and may Canaan be his servant.”
28 ULB Taorian'ny safo-drano, dia niaina dimampolo amby telonjato taona i Noa." BSB BSB: After the flood, Noah lived 350 years.
29 ULB Ny fotoana niainan'i Noa dia dimanpolo amby sivinjato taona, ary nodimandry izy avy eo. BSB BSB: So Noah lived a total of 950 years, and then he died.