1 ULB Nihaino an'i Saraha araka izay efa nolazainy ho ataony Yaveh, ary dia nataon'i Yaveh tamin'ny Saraha araka izay efa nampanantenainy. BSB BSB: Now the LORD attended to Sarah as He had said, and the LORD did for Sarah what He had promised.
2 ULB Nitoe-jaza Saraha ary niteraka zaza lahy tamin'i Abrahama tamin'ny fahanterany, tamin'ny fotoana voatendry izay efa nolazain'Andriamanitra taminy. BSB BSB: So Sarah conceived and bore a son to Abraham in his old age, at the very time God had promised.
3 ULB Abrahama nanome anarana ny zanany lahy, ilay nateraka ho azy, izay naterak'i Saraha ho azy, hoe Isaka. BSB BSB: And Abraham gave the name Isaac to the son Sarah bore to him.
4 ULB Noforain'i Abrahama Isaka zanany tamin'izy valo andro, araka izay nandidian'Andriamanitra azy. BSB BSB: When his son Isaac was eight days old, Abraham circumcised him, as God had commanded him.
5 ULB Zato taona Abrahama raha niteraka an'Isaka zanany. BSB BSB: Abraham was a hundred years old when his son Isaac was born to him.
6 ULB Hoy saraha hoe: "Efa nampihomehezin'Andriamanitra aho; ny olona rehetra maheno ahy dia hiara-hiomehy amiko." BSB BSB: Then Sarah said, “God has made me laugh, and everyone who hears of this will laugh with me.”
7 ULB Hoy koa izy hoe: "Iza moa no afaka nilaza tamin'i Abrahama fa hitaiza zaza Saraha, kanjo niteraka zazalahy ho azy tamin'ny fahanterany aho!" BSB BSB: She added, “Who would have told Abraham that Sarah would nurse children? Yet I have borne him a son in his old age.”
8 ULB Nitombo ny zaza ka nosarahi-nono, ary Abrahama nanao fety lehibe tamin'ny andro nampisarahana nono an'Isaka. BSB BSB: So the child grew and was weaned, and Abraham held a great feast on the day Isaac was weaned.
9 ULB Saraha nahita ilay zanak'i Hagara Egyptiana, izay naterany tamin'i Abrahama, naneso azy. BSB BSB: But Sarah saw that the son whom Hagar the Egyptian had borne to Abraham was mocking her son,
10 ULB Dia hoy izy tamin'i Abrahama hoe: "Roahy io andevo vavy io sy ny zanany: fa ny zanak'io andevo vavy io tsy hiray lova amin'ny zanako, dia Isaka." BSB BSB: and she said to Abraham, “Expel the slave woman and her son, for the slave woman’s son will never share in the inheritance with my son Isaac!”
11 ULB Izany zavatra izany dia tena nampahory an'i Abrahama nohon'ny amin'ny zanany. BSB BSB: Now this matter distressed Abraham greatly because it concerned his son Ishmael.
13 ULB Hataoko ho firenena ihany koa ny zanaky ny mpanompo vavinao, satria taranakao izy." BSB BSB: But I will also make a nation of the slave woman’s son, because he is your offspring.”
14 ULB Nifoha maraina Abrahama, naka mofo sy siny hoditra nisy rano, dia nomeny an'i Hagara izany, napetrany teo an-tsorony. Nomeny azy ilay zazalahy ary nalefany lavitra. Lasa i Hagara ka nirenireny tany an-tany efitr'i Beri-sheba. BSB BSB: Early in the morning, Abraham got up, took bread and a skin of water, put them on Hagar’s shoulders, and sent her away with the boy. She left and wandered in the Wilderness of Beersheba.
15 ULB Rehefa lany ny rano tao anaty siny hoditra, dia navelan'i Hagara teo am-pototry ny hazo iray ny zaza. BSB BSB: When the water in the skin was gone, she left the boy under one of the bushes.
16 ULB Avy eo lasa izy ka nipetraka lavidavitra kely tamin'ilay zaza, sahabo ho halaviran'ny fandefasana tsipìka teo, fa hoy izy hoe: "Aoka aho tsy hijery ny fahafatesan'ny zaza." Ary nipetraka tandrifiny izy, dia nanandratra ny feony ka nitomany. BSB BSB: Then she went off and sat down nearby, about a bowshot away, for she said, “I cannot bear to watch the boy die!” And as she sat nearby, she lifted up her voice and wept.
18 ULB Mitsangàna, atsangano ny zaza ka ampaherezo izy, fa Izaho hanao azy ho firenena lehibe." BSB BSB: Get up, lift up the boy, and take him by the hand, for I will make him into a great nation.”
19 ULB Avy eo Andriamanitra nampahiratra ny masony, ka nahita fantsakana izy. Dia lasa izy nameno rano ilay siny hoditra ka nampisotro rano ilay zaza. BSB BSB: Then God opened her eyes, and she saw a well of water. So she went and filled the skin with water and gave the boy a drink.
20 ULB Nomba ilay zaza Andriamanitra, ary niha-lehibe izy. Nonina tany an'efitra izy ka lasa mpandefa tsipìka. BSB BSB: And God was with the boy, and he grew up and settled in the wilderness and became a great archer.
21 ULB Nonina tany an-tany efitr'i Parana izy, ary nangalan'ny reniny vady avy tany Egypta. BSB BSB: And while he was dwelling in the Wilderness of Paran, his mother got a wife for him from the land of Egypt.
22 ULB Ary tamin'izany fotoana izany Abimeleka sy Pikola lehiben'ny tafiny niresaka tamin'i Abrahama ka niteny hoe: "Andriamanitra dia momba anao amin'izay rehetra ataonao. BSB BSB: At that time Abimelech and Phicol the commander of his army said to Abraham, “God is with you in all that you do.
23 ULB Ankehitriny noho izany mianianà amiko eto anatrehan'Andriamanitra fa tsy hanao ratsy amiko ianao, na ny zanako, na ny taranako ianao. Asehoy ahy sy amin'ity tany izay nitoeranao ity ny fahatokisam-panekena izay nasehoko taminao." BSB BSB: Now, therefore, swear to me here before God that you will not deal falsely with me or my children or descendants. Show to me and to the country in which you reside the same kindness that I have shown to you.”
24 ULB Hoy Abrahama hoe: "Mianina aho." BSB BSB: And Abraham replied, “I swear it.”
25 ULB Nitaraina tamin'i Abimeleka ihany koa Abrahama mahakasika ny lavaka fantsakana nalain'ny mpanompon'i Abimeleka an-keriny taminy. BSB BSB: But when Abraham complained to Abimelech about a well that Abimelech’s servants had seized,
26 ULB Hoy Abimeleka hoe: "Tsy fantatro izay nanao izany zavatra izany. Tsy niteny mialoha izany tamiko ianao; tsy mbola nandre momba izany aho raha tsy androany." BSB BSB: Abimelech replied, “I do not know who has done this. You did not tell me, so I have not heard about it until today.”
27 ULB Noho izany Abrahama dia naka ondry sy omby ka nomeny an'i Abimeleka, dia nanao fanekena izy roa lahy. BSB BSB: So Abraham brought sheep and cattle and gave them to Abimelech, and the two men made a covenant.
28 ULB Abrahama nanavaka zanak'ondry vavy fito tamin'ireo ondriny. BSB BSB: Abraham separated seven ewe lambs from the flock,
29 ULB Hoy Abimeleka tamin'i Abrahama hoe: "Inona no dikan'ireto zanak'ondry vavy fito navahanao ireto?" BSB BSB: and Abimelech asked him, “Why have you set apart these seven ewe lambs?”
30 ULB Namaly izy hoe: "Ireto zanak'ondry vavy fito ireto dia ho raisinao avy amin'ny tanako, mba ho vavolombelona amiko, fa izaho no nandavaka ity fantsakana ity." BSB BSB: He replied, “You are to accept the seven ewe lambs from my hand as my witness that I dug this well.”
31 ULB Koa dia nantsoiny hoe Beri-sheba io toerana io, satria teo izy roa tonta no nanao fianianana. BSB BSB: So that place was called Beersheba, because it was there that the two of them swore an oath.
32 ULB Tao Beri-sheba izy roa lahy no nanao fifanekena, avy eo Abimeleka sy Pikola lehiben'ny tafiny niverina nankany amin'ny tanin'ireo Filistina. BSB BSB: After they had made the covenant at Beersheba, Abimelech and Phicol the commander of his army got up and returned to the land of the Philistines.
33 ULB Namboly hazo voamadilo tao Beri-sheba i Abrahama. Nanompo an'i Yaveh, ilay Andriamanitra mandrakizay tao izy. BSB BSB: And Abraham planted a tamarisk tree in Beersheba, and there he called upon the name of the LORD, the Eternal God.
34 ULB Nitoetra ho vahiny nandritra ny andro maro tany amin'ny tanin'ny Filistina i Abrahama. BSB BSB: And Abraham resided in the land of the Philistines for a long time.