1 ULB Ary Isaka niantso an'i Jakoba, nitso-drano azy, ary nandidy azy hoe: "Tsy mahazo maka vady amin'ireo vehivavy Kananita ianao. BSB BSB: So Isaac called for Jacob and blessed him. “Do not take a wife from the Canaanite women,” he commanded.
2 ULB Mitsangàna, ka mandehana any Padana-Arama, ho any amin'ny taranak'i Betoela rain'ny reninao, dia makà vady any, iray amin'ireo zanaka vavin'i Labana, anadahin-dreninao. BSB BSB: “Go at once to Paddan-aram, to the house of your mother’s father Bethuel, and take a wife from among the daughters of Laban, your mother’s brother.
3 ULB Andriamanitra Tsitoha anie hitahy anao, hampamokatra anao ary hahamaro anao, mba hahatonga anao ho firenena maro. BSB BSB: May God Almighty bless you and make you fruitful and multiply you, so that you may become a company of peoples.
4 ULB Homeny anao anie ny tso-dranon'i Abrahama, ho anao, sy ho an'ireo taranaka mandimby anao, mba handovanao ny tany izay efa nonenanao, izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama." BSB BSB: And may He give the blessing of Abraham to you and your descendants, so that you may possess the land where you dwell as a foreigner, the land God gave to Abraham.”
5 ULB Ary Isaka nampandeha an'i Jakoba. Nankany Padana-Arama i Jakoba, ho any amin'i Labana zanak'i Betoela Syriana, anadahin'i Rebeka, renin'i Jakoba sy Esao. BSB BSB: So Isaac sent Jacob to Paddan-aram, to Laban son of Bethuel the Aramean, the brother of Rebekah, who was the mother of Jacob and Esau.
6 ULB Ary hitan'i Esao fa notsofin'Isaka rano Jakoba ary nampodiany tany Padana-Arama, mba haka vady avy any. Nahita ihany koa izy fa nitso-drano sy nanome baiko azy i Isaka, nanao hoe: "Tsy mahazo maka vady amin'ireo vehivavy avy any Kanàna ianao." BSB BSB: Now Esau learned that Isaac had blessed Jacob and sent him to Paddan-aram to take a wife there, commanding him, “Do not marry a Canaanite woman,”
7 ULB Hitan'i Esao ihany koa fa nankatò ny ray sy reniny Jakoba, ary nandeha tany Padan-Arama. BSB BSB: and that Jacob had obeyed his father and mother and gone to Paddan-aram.
8 ULB Ary hitan'i Esao fa tsy nankasitraka ireo vehivavy avy any Kanàna i Isaka rainy. BSB BSB: And seeing that his father Isaac disapproved of the Canaanite women,
9 ULB Koa ankoatra ireo vady izay efa nananany, dia lasa izy nankany amin'Ismaela, ary naka an'i Mahalota, zanaka vavin' Ismaela, zanak'i Abrahama, anabavin'i Nebaiota mba ho vadiny. BSB BSB: Esau went to Ishmael and married Mahalath, the sister of Nebaioth and daughter of Abraham’s son Ishmael, in addition to the wives he already had.
10 ULB Niala tao Beri-sheba i Jakoba ka nankany Harana. BSB BSB: Meanwhile Jacob left Beersheba and set out for Haran.
11 ULB Ary tonga teo amin'ny toerana iray izy ka nijanona teo nandritry ny alina tontolo, satria efa nody ny masoandro. Naka iray tamin'ireo vato teo amin'izany toerana izany izy, nametraka izany tao ambany lohany, dia nitsilany teo amin'ilay toerana mba hatory. BSB BSB: On reaching a certain place, he spent the night there because the sun had set. And taking one of the stones from that place, he put it under his head and lay down to sleep.
12 ULB Nanofy izy ka nahita tohatra niorina tamin'ny tany. Nipaka tamin'ny lanitra ny tendrony ary niakatra sy nidina tamin'izany ireo anjelin' Andriamanitra. BSB BSB: And Jacob had a dream about a ladder that rested on the earth with its top reaching up to heaven, and God’s angels were going up and down the ladder.
13 ULB Indro, Yaveh nitsangana teo ambonin'izany ary niteny hoe: "Izaho no Yaveh, Andriamanitr'i Abrahama rainao, sy Andriamanitr'Isaka. Ny tany izay handrianao io, dia homeko anao sy ny taranakao. BSB BSB: And there at the top the LORD was standing and saying, “I am the LORD, the God of your father Abraham and the God of Isaac. I will give you and your descendants the land on which you now lie.
14 ULB Ho toy ny vovoka amin'ny tany ny taranakao, ary hiely lavitra hatrany andrefana, ka hatrany atsinanana, hatrany avaratra, ary hatrany atsimo ianao. Amin'ny alalanao sy amin'ny alalan'ireo taranakao no hitahiana ireo fianakaviana eto an-tany rehetra. BSB BSB: Your descendants will be like the dust of the earth, and you will spread out to the west and east and north and south. All the families of the earth will be blessed through you and your offspring.
15 ULB Indro, momba anao Aho, ary hiaro anao na aiza na aiza halehanao. Hitondra anao amin'ity tany ity indray Aho; fa tsy handao anao Aho. Ho ataoko avokoa izay rehetra nampanantenaiko anao." BSB BSB: Look, I am with you, and I will watch over you wherever you go, and I will bring you back to this land. For I will not leave you until I have done what I have promised you.”
16 ULB Nifoha tamin'ny torimasony Jakoba, ka hoy izy hoe: "Azo antoka tokoa fa eto amin'ity toerana ity Yaveh, fa izaho no tsy nahalala." BSB BSB: When Jacob woke up, he said, “Surely the LORD is in this place, and I was unaware of it.”
17 ULB Raiki-tahotra izy ka niteny hoe: "Tena mampatahotra ity toerana ity! Tsy inona akory fa tranon'Andriamanitra ity. Ity no vavahadin'ny lanitra." BSB BSB: And he was afraid and said, “How awesome is this place! This is none other than the house of God; this is the gate of heaven!”
18 ULB Nifoha maraina Jakoba dia naka ilay vato izay napetrany tao ambany lohany. Nataony ho tsangam-bato izany ary nandrarahany menaka teo an-tampon'izany. BSB BSB: Early the next morning, Jacob took the stone that he had placed under his head, and he set it up as a pillar. He poured oil on top of it,
19 ULB Ary dia nantsoiny hoe Betela ny anaran'izany toerana izany, fa Lozy no anaran'ilay tanàna tany am-piandohana. BSB BSB: and he called that place Bethel, though previously the city had been named Luz.
20 ULB Ary nanao voady Jakoba, niteny hoe: "Raha homba sy hiharo ahy amin'ity lalana izay andehanako ity Andriamanitra, ka hanome ahy mofo hohanina, sy akanjo ho tafiana, BSB BSB: Then Jacob made a vow, saying, “If God will be with me and watch over me on this journey, and if He will provide me with food to eat and clothes to wear,
21 ULB mba hafahako miverina soa aman-tsara any an-tranon-draiko, dia Yaveh no ho Andriamanitro. BSB BSB: so that I may return safely to my father’s house, then the LORD will be my God.
22 ULB Ary ho lasa vato masina ity vato izay naoriko ho tsangam-bato ity. Amin'izay rehetra omenao ahy, dia ho haveriko aminao tokoa ny ampahafolony." BSB BSB: And this stone I have set up as a pillar will be God’s house, and of all that You give me I will surely give You a tenth.”