1 ULB Dia nanohy ny diany indray Jakoba ka tonga teo amin'ny tanin'ny mponina tatsinanana. BSB BSB: Jacob resumed his journey and came to the land of the people of the east.
2 ULB Raha nijery izy, dia nahita fantsakana teo amin'ny saha, ary, indro, nisy andian'ondry aman'osy telo nandry teo anilan'izany. Fa teo ivelan'izany fantsakana izany no nampisotron'ireo ny ondry aman'osiny, ary lehibe ny vato teo amin'ny vavan'ilay fantsakana. BSB BSB: He looked and saw a well in the field, and near it lay three flocks of sheep, because the sheep were watered from this well. And a large stone covered the mouth of the well.
3 ULB Koa rehefa tafangona eo ireo ondry aman'osy rehetra, dia hakodin'ny mpiandry ondry ny vato eo amin'ny vavan'ny fantsakana ka hampisotroiny ny ondry, ary avy eo saronana eo amin'ny vavan'ny fantsakana indray ny vato, ho eo amin'ny fitoerany. BSB BSB: When all the flocks had been gathered there, the shepherds would roll away the stone from the mouth of the well and water the sheep. Then they would return the stone to its place over the mouth of the well.
4 ULB Hoy Jakoba tamin'izy ireo hoe: "Ry rahalahiko, avy aiza moa ianareo?" Izy ireo namaly hoe: "Avy any Harana izahay." BSB BSB: “My brothers,” Jacob asked the shepherds, “where are you from?” “We are from Haran,” they answered.
5 ULB Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Fantatrareo ve Labana zanak'i Nahora?" Hoy izy ireo hoe: "Fantatray izy." BSB BSB: “Do you know Laban the grandson of Nahor?” Jacob asked. “We know him,” they replied.
6 ULB Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Salama ve izy?" Hoy izy ireo hoe: "Salama izy, ary, indro, Rahely zanany vavy tamy miaraka amin'ny ondry." BSB BSB: “Is he well?” Jacob inquired. “Yes,” they answered, “and here comes his daughter Rachel with his sheep.”
7 ULB Hoy Jakoba hoe: "Indro, fa misasaka ny andro. Mbola tsy fotoana fanangonana ny ondry aman'osy izao. Tokony hanome rano ny ondry ianareo ka andeha ary hamela ireo hiraoka eny." BSB BSB: “Look,” said Jacob, “it is still broad daylight; it is not yet time to gather the livestock. Water the sheep and take them back to pasture.”
8 ULB Hoy izy ireo hoe: "Tsy afaka manome rano ireo izahay raha tsy efa tafangona avokoa ireo ondry aman'osy rehetra. Avy eo ireo lehilahy hanakodia ilay vato eo amin'ny vavan'ny fantsakana, dia hampisotroinay rano ny ondry." BSB BSB: But they replied, “We cannot, until all the flocks have been gathered and the stone has been rolled away from the mouth of the well. Then we will water the sheep.”
9 ULB Raha mbola niresaka tamin'izy ireo Jakoba, dia indro Rahely tamy niaraka tamin'ireo ondrin'ny rainy, satria niandry ireo izy. BSB BSB: While he was still speaking with them, Rachel arrived with her father’s sheep, for she was a shepherdess.
10 ULB Rehefa hitan'i Jakoba i Rahely, zanaka vavin'i Labana, anadahin-dreniny, sy ny ondrin'i Labana, anadahin-dreniny, dia nanatona Jakoba, nanakodia ny vato teo amin'ny vavan'ny fantsakana, ka nampisotro rano ny ondry aman'osin'i Labana, anadahin-dreniny. BSB BSB: As soon as Jacob saw Rachel, the daughter of his mother’s brother Laban, with Laban’s sheep, he went up and rolled the stone away from the mouth of the well and watered his uncle’s sheep.
11 ULB Nanoroka an'i Rahely i Jakoba ary nitomany mafy. BSB BSB: Then Jacob kissed Rachel and wept aloud.
12 ULB Nolazain'i Jakoba tamin-dRahely fa havan-drainy izy, ary izy no zanaka lahin'i Rebeka. Dia nihazazaka i Rahely ka nilaza tamin-drainy. BSB BSB: He told Rachel that he was Rebekah’s son, a relative of her father, and she ran and told her father.
13 ULB Nony ren'i Labana ny vaovao momba an'i Jakoba zanaky ny anabaviny, dia nihazakazaka hitsena azy izy, ka namihina azy, nanoroka azy, ary nitondra azy tany an-tranony. Nambaran'i Jakoba tamin'i Labana izany zavatra rehetra izany. BSB BSB: When Laban heard the news about his sister’s son Jacob, he ran out to meet him. He embraced him and kissed him and brought him to his home, where Jacob told him all that had happened.
14 ULB Dia hoy Labana taminy hoe: "Taolako sy nofoko tokoa ianao." Dia nijanona tokony ho iray volana teo aminy Jakoba. BSB BSB: Then Laban declared, “You are indeed my own flesh and blood.” After Jacob had stayed with him a month,
15 ULB Hoy indray Labana tamin'i Jakoba hoe: "Tokony hanompo ahy maimaim-poana ve ianao satria havako? Lazao amiko, ohatrinona ny karamanao?" BSB BSB: Laban said to him, “Just because you are my relative, should you work for nothing? Tell me what your wages should be.”
16 ULB Ary nanana zanaka roa vavy Labana. Lea no anaran'ny zokiny, Rahely kosa no anaran'ny zandriny. BSB BSB: Now Laban had two daughters; the older was named Leah, and the younger was named Rachel.
17 ULB Lea dia nalefa-pijery, fa Rahely kosa dia tsara bika no sady tsara tarehy. BSB BSB: Leah had weak eyes, but Rachel was shapely and beautiful.
18 ULB Jakoba dia tia an-dRahely, ka hoy izy hoe: "Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy." BSB BSB: Since Jacob loved Rachel, he answered, “I will serve you seven years for your younger daughter Rachel.”
19 ULB Hoy Labana hoe: "Tsara kokoa raha homeko anao izy, toy izay homeko lehilahy hafa. Mijànona miaraka amiko." BSB BSB: Laban replied, “Better that I give her to you than to another. Stay here with me.”
20 ULB Koa dia nanompo fito taona Jakoba mba hahazoany an-dRahely; ary tahaka ny andro vitsy ho azy ihany izany, noho ny fitiavany azy. BSB BSB: So Jacob served seven years for Rachel, yet it seemed but a few days because of his love for her.
21 ULB Dia hoy Jakoba tamin'i Labana hoe: "Omeo ahy ny vadiko, fa efa feno ny fe-potoana—mba hanambadiako azy!" BSB BSB: Finally Jacob said to Laban, “Grant me my wife, for my time is complete, and I want to sleep with her.”
22 ULB Dia novorian'i Labana ny olona rehetra tao an-toerana ary nanao lanonana. BSB BSB: So Laban invited all the men of that place and prepared a feast.
23 ULB Nony hariva, dia nalain'i Labana i Lea zanany vavy ka nentiny teo amin'i Jakoba, izay niaraha-nandry taminy. BSB BSB: But when evening came, Laban took his daughter Leah and gave her to Jacob, and he slept with her.
24 ULB Nanome an'i Zilpa mpanompo vaviny an'i Lea zanany vavy, mba ho mpanompony i Labana. BSB BSB: And Laban gave his servant girl Zilpah to his daughter Leah as her maidservant.
25 ULB Nony maraina, dia indro, fa Lea no teo! Hoy Jakoba tamin'i Labana hoe: "Inona izao nataonao tamiko izao? Tsy nanompo anao ve aho mba hahazoako an'i Rahely? Nahoana no dia namitaka ahy ianao?" BSB BSB: When morning came, there was Leah! “What have you done to me?” Jacob said to Laban. “Wasn’t it for Rachel that I served you? Why have you deceived me?”
26 ULB Hoy Labana hoe: "Tsy fombanay ny manome ny zandriny vavy alohan'ny zokiny. BSB BSB: Laban replied, “It is not our custom here to give the younger daughter in marriage before the older.
27 ULB Tanteraho volantantelin'ity zanaka vavy ity, dia homenay anao koa ny anankiray mba hanompoanao ahy fito taona indray." BSB BSB: Finish this week’s celebration, and we will give you the younger one in return for another seven years of work.”
28 ULB Dia nataon'i Jakoba izany, ka notanterahany ny herinandron'i Lea. Dia natolotr'i Labana azy koa Rahely zanany vavy mba ho vadiny. BSB BSB: And Jacob did just that. He finished the week’s celebration, and Laban gave him his daughter Rachel as his wife.
29 ULB Dia natolotr'i Labana an'i Rahely zanany vavy koa i Bila, mba ho mpanompony. BSB BSB: Laban also gave his servant girl Bilhah to his daughter Rachel as her maidservant.
31 ULB Hitan'i Yaveh fa tsy mba notiavina Lea, ka nampanan'anaka azy Izy, fa Rahely kosa dia momba. BSB BSB: When the LORD saw that Leah was unloved, He opened her womb; but Rachel was barren.
32 ULB Dia nitoe-jaza i Lea ary niteraka zaza lahy izy, ka nataony hoe Robena ny anarany. Fa hoy izy hoe: "Satria efa nitsinjo ny fahoriako i Yaveh; dia ho tian'ny vadiko tokoa aho izao." BSB BSB: And Leah conceived and gave birth to a son, and she named him Reuben, for she said, “The LORD has seen my affliction. Surely my husband will love me now.”
33 ULB Dia nitoe-jaza indray izy ka niteraka zaza lahy. Hoy izy hoe: "Satria efa ren'i Yaveh fa tsy mba tiana aho, dia izany no nanomezany ahy ihany koa ity zaza ity," ary ny anarany nataony hoe Simeona. BSB BSB: Again she conceived and gave birth to a son, and she said, “Because the LORD has heard that I am unloved, He has given me this son as well.” So she named him Simeon.
34 ULB Dia nitoe-jaza indray izy ka niteraka zaza lahy. Hoy izy hoe: "Ankehitriny kosa dia hifikitra amiko ny vadiko, satria efa niteraka zaza lahy telo ho azy aho." Izany no nanaovany ny anarany hoe Levy. BSB BSB: Once again Leah conceived and gave birth to a son, and she said, “Now at last my husband will become attached to me, because I have borne him three sons.” So he was named Levi.
35 ULB Dia nitoe-jaza indray izy ka niteraka zaza lahy. Hoy izy hoe: "Ankehitriny dia hidera an'i Yaveh aho." Izany no nanaovany ny anarany hoe Joda; dia nitsaha-jaza izy. BSB BSB: And once more she conceived and gave birth to a son and said, “This time I will praise the LORD.” So she named him Judah. Then Leah stopped having children.