1 ULB Ireto ny taranak'i Esao (izay antsoina ihany koa hoe: Edoma). BSB BSB: This is the account of Esau (that is, Edom).
2 ULB Avy tamin'ireo Kananita i Esao no naka ireo vadiny. Ireto avy ireo vadiny: Ada ilay zanaka vavin'i Elona ilay Hetita; Oholibama ilay zanakavavin'i Ana, ilay zafikelin'i Zibona ilay Hivita; BSB BSB: Esau took his wives from the daughters of Canaan: Adah daughter of Elon the Hittite, Oholibamah daughter of Anah and granddaughter of Zibeon the Hivite,
3 ULB ary Basemata, zanaka vavin'Ismaela, anabavin'i Nebaiota. BSB BSB: and Basemath daughter of Ishmael and sister of Nebaioth.
4 ULB Niteraka an'i Elifaza tamin'i Esao i Ada, ary Basemata niteraka an'i Regoela. BSB BSB: And Adah bore Eliphaz to Esau, Basemath gave birth to Reuel,
5 ULB Oholibama niteraka an'i Jeosy, Jalama, ary Kora. Ireo no zanaka naterak'i Esao izay teraka ho azy tany amin'ny tany Kanàna. BSB BSB: and Oholibamah gave birth to Jeush, Jalam, and Korah. These were the sons of Esau, who were born to him in the land of Canaan.
6 ULB Nalain'i Esao ireo vadiny, ireo zanany lahy, ireo zanany vavy, sy ireo mpikambana rehetra ao amin'ny ankohonany, ireo biby fiompiny—ireo bibiny rehetra, sy ireo fananany rehetra, izay nangoniny tany amin'ny tany Kanana, ka lasa nankany amin'ny tany izay lavitra an'i Jakoba rahalahiny. BSB BSB: Later, Esau took his wives and sons and daughters and all the people of his household, along with his livestock, all his other animals, and all the property he had acquired in Canaan, and he moved to a land far away from his brother Jacob.
7 ULB Nanao izany izy satria maro loatra ireo fananan'izy ireo raha hiara-honina. Ny tany izay efa nanorenan'izy ireo fonenana dia tsy nahazaka azy ireo noho ireo biby fiompin'izy ireo. BSB BSB: For their possessions were too great for them to dwell together; the land where they stayed could not support them because of their livestock.
8 ULB Noho izany Esao, izay fantatra ihany koa amin'ny hoe Edoma, dia nonina tany an-tendrombohitr'i Seira. BSB BSB: So Esau (that is, Edom) settled in the area of Mount Seir.
9 ULB Izy ireo no taranak'i Esao, ilay razamben'ny Edomita tany an-tendrombihitr'i Seira. BSB BSB: This is the account of Esau, the father of the Edomites, in the area of Mount Seir.
10 ULB Ireto ny anaran'ireo zanaka lahin'i Esao: Elifaza zanak'i Ada, ilay vadin'i Esao, Regoela zanak'i Basemata, ilay vadin'i Esao. BSB BSB: These are the names of Esau’s sons: Eliphaz son of Esau’s wife Adah, and Reuel son of Esau’s wife Basemath.
11 ULB Temana, Omara, Zefo, Gatama, ary Kenaza no zanaka lahin'i Elifaza. BSB BSB: The sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, Gatam, and Kenaz.
12 ULB Timna, vaditsindranon'i Elifaza, zanak'i Esao, niteraka an'i Amaleka. Ireo no zafikelin'i Ada, vadin'i Esao. BSB BSB: Additionally, Timna, a concubine of Esau’s son Eliphaz, gave birth to Amalek. These are the grandsons of Esau’s wife Adah.
13 ULB Ireto no zanak'i Regoela: Nahata, Zera, Sama, ary Miza. Ireo no zafikelin'i Basemata, vadin'i Esao. BSB BSB: These are the sons of Reuel: Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah. They are the grandsons of Esau’s wife Basemath.
14 ULB Ireto no zanak'i Oholibama, vadin'i Esao, izay zanaka vavin'i Ana sy zafikelin'i Zibona. Izy dia niteraka an'i Jeosy, Jalama, ary Kora tamin'i Esao. BSB BSB: These are the sons of Esau’s wife Oholibamah (daughter of Anah and granddaughter of Zibeon) whom she bore to Esau: Jeush, Jalam, and Korah.
15 ULB Ireto ny foko teo amin'ny taranak'i Esao: ireo taranak'i Elifaza, ilay lahimatoan'i Esao: Temana, Omara, Zefo, Kenaza, BSB BSB: These are the chiefs among the sons of Esau. The sons of Eliphaz the firstborn of Esau: Chiefs Teman, Omar, Zepho, Kenaz,
16 ULB Kora, Gatama, ary Amaleka. Ireo no foko izay avy amin'ny taranak'i Elifaza tany amin'ny tanin'i Edoma. Izy ireo no zafikelin'i Ada. BSB BSB: Korah, Gatam, and Amalek. They are the chiefs of Eliphaz in the land of Edom, and they are the grandsons of Adah.
17 ULB Ireto ny foko avy amin'i Regoela, zanakalahin'i Esao: Nahata, Zera, Sama, Miza. Ireo no foko avy amin'ny taranak'i Regoela tany amin'ny tany Edoma. Ireo no zafikelin'i Basemata, vadin'i Esao. BSB BSB: These are the sons of Esau’s son Reuel: Chiefs Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah. They are the chiefs descended from Reuel in the land of Edom, and they are the grandsons of Esau’s wife Basemath.
18 ULB Ireto ny fokon'i Oholibama, vadin'i Esao: Jeosy, Jalama, Kora. Ireo no foko avy amin'ny taranakin'i Oholibama vadin'i Esao, zanakavavin'i Anà. BSB BSB: These are the sons of Esau’s wife Oholibamah: Chiefs Jeush, Jalam, and Korah. They are the chiefs descended from Esau’s wife Oholibamah, the daughter of Anah.
19 ULB Ireo no zanaka lahin'i Esao, ary ireo no fokon'izy ireo. BSB BSB: All these are the sons of Esau (that is, Edom), and they were their chiefs.
20 ULB Ireto ny zanaka lahin'i Seira ilay Horita, ireo mponin'ny tany: Lotana, Sobala, Zibona, Ana, BSB BSB: These are the sons of Seir the Horite, who were living in the land: Lotan, Shobal, Zibeon, Anah,
21 ULB Disona, Ezera, ary Disana. Ireo no fokon'ny Horita, ireo mponin'i Seira tany amin'ny tany Edoma. BSB BSB: Dishon, Ezer, and Dishan. They are the chiefs of the Horites, the descendants of Seir in the land of Edom.
22 ULB Hory sy Hemana no zanak'i Lotana, ary Timna no anabavin'i Lotana. BSB BSB: The sons of Lotan were Hori and Hemam. Timna was Lotan’s sister.
23 ULB Ireto no zanaka lahin'i Sobala: Alvana, Manahata, Ebala, Sefo, ary Onama. BSB BSB: These are the sons of Shobal: Alvan, Manahath, Ebal, Shepho, and Onam.
24 ULB Ireto no zanaka lahin'i Zibona: Aia sy Ana. Ana no nahita ilay loharano mafana tany an'efitra, raha niandry ireo borikin'i Zibona rainy izy. BSB BSB: These are the sons of Zibeon: Aiah and Anah. (This is the Anah who found the hot springs in the wilderness as he was pasturing the donkeys of his father Zibeon.)
25 ULB Ireto ny zanak'i Ana: Disona sy Oholibama, ilay zanaka vavin'i Ana. BSB BSB: These are the children of Anah: Dishon and Oholibamah daughter of Anah.
26 ULB Ireto ny zanaka lahin'i Disona: Hemdana, Esbana, Jitrana, ary Kerana. BSB BSB: These are the sons of Dishon: Hemdan, Eshban, Ithran, and Cheran.
27 ULB Ireto ny zanaka lahin'i Ezera: Bilana, Zavana, ary Akana. BSB BSB: These are the sons of Ezer: Bilhan, Zaavan, and Akan.
28 ULB Ireto ny zanaka lahin'i Disana: Oza sy Arana. BSB BSB: These are the sons of Dishan: Uz and Aran.
29 ULB Ireto ny fokon'ireo Horita: Lotana, Sobala, Zibona, ary Ana, BSB BSB: These are the chiefs of the Horites: Chiefs Lotan, Shobal, Zibeon, Anah,
30 ULB Disona, Ezera, Disàna: ireto ny fokon'i Horita, araka ny fokon'izy ireo notanisaina tany amin'ny tany Seira. BSB BSB: Dishon, Ezer, and Dishan. They are the chiefs of the Horites, according to their divisions in the land of Seir.
32 ULB Bela zanak'i Beora, nanjaka an'i Edoma, ary Dinaba no anaran'ny tanànany. BSB BSB: Bela son of Beor reigned in Edom; the name of his city was Dinhabah.
33 ULB Rehefa maty Bela, dia nanjaka teo amin'ny toerany i Jobaba zanakalahin'i Zera, avy any Bozra. BSB BSB: When Bela died, Jobab son of Zerah from Bozrah reigned in his place.
34 ULB Rehefa maty Jobaba, dia nandimby ny toerany i Hosama izay avy amin'ny tanin'ireo Temanita. BSB BSB: When Jobab died, Husham from the land of the Temanites reigned in his place.
35 ULB Rehefa maty Hosama, dia nandimby ny toerany i Hadada zanakalahin'i Bedada ilay nandresy an'ireo Midianita tany amin'ny tany Moaba. Avita no anaran'ilay tanànany. BSB BSB: When Husham died, Hadad son of Bedad, who defeated Midian in the country of Moab, reigned in his place. And the name of his city was Avith.
36 ULB Rehefa maty Hadada, dia nandimby ny toerany i Samla avy any Masreka. BSB BSB: When Hadad died, Samlah from Masrekah reigned in his place.
37 ULB Rehefa maty Samla, dia nandimby ny toerany i Saoly avy any Rehobota izay eo akaikin'ny ony. BSB BSB: When Samlah died, Shaul from Rehoboth on the Euphrates reigned in his place.
38 ULB Rehefa maty Saoly, dia nandimby ny toerany i Bala-hanana ilay zanaka lahin'i Akbora. BSB BSB: When Shaul died, Baal-hanan son of Achbor reigned in his place.
39 ULB Rehefa maty Bala-hanana ilay zanaka lahin'i Akbora, dia nandimby ny toerany i Hadara. Pao no anaran'ilay tanànany. Ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, ilay zanaka vavin'i Matreda, izay zafikelin'i Me-zahaba. BSB BSB: When Baal-hanan son of Achbor died, Hadad reigned in his place. His city was named Pau, and his wife’s name was Mehetabel daughter of Matred, the daughter of Me-zahab.
40 ULB Ireto no anaran'ireo lehiben'ireo foko avy amin'ny taranak'i Esao, araka ireo foko sy ny faritr'izy ireo, tamin'ny anaran'izy ireo: Timna, Alva, Jeteta, BSB BSB: These are the names of Esau’s chiefs, according to their families and regions, by their names: Chiefs Timna, Alvah, Jetheth,
41 ULB Oholibama, Elaha, Pinona, BSB BSB: Oholibamah, Elah, Pinon,
42 ULB Kenaza, Temana, Mibzara, BSB BSB: Kenaz, Teman, Mibzar,
43 ULB Magdiela, Irama. Ireo no lehiben'ny fokon'i Edoma, araka ireo fonenany any amin'ny tany izay nananan'izy ireo. Esao izany, ilay rain'y Edomita. BSB BSB: Magdiel, and Iram. These were the chiefs of Edom, according to their settlements in the land they possessed. Esau was the father of the Edomites.