2 ULB Lahy sy vavy no nahariany azy ireo. Nitso-drano azy ireo Izy ary niantso azy hoe olombelona rehefa voaforona izy ireo. BSB BSB: Male and female He created them, and He blessed them. And in the day they were created, He called them “man.”
4 ULB Taorian'ny niterahan'i Adama an'i Seta, dia niaina nandritry ny valonjato taona izy. Tonga rain'ny zaza lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Seth, Adam lived 800 years and had other sons and daughters.
5 ULB Niaina 930 taona i Adama, ary maty taorian'izay. BSB BSB: So Adam lived a total of 930 years, and then he died.
6 ULB Rehefa niaina 105 taona i Seta, dia niteraka an'i Enosy. BSB BSB: When Seth was 105 years old, he became the father of Enosh.
7 ULB Taorian'ny niterahany an'i Enosy, dia niaina 807 taona izy ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro. BSB BSB: And after he had become the father of Enosh, Seth lived 807 years and had other sons and daughters.
8 ULB Niaina 912 taona i Seta, ary maty taorian'izay. BSB BSB: So Seth lived a total of 912 years, and then he died.
9 ULB Rehefa niaina sivy folo taona i Enosy, dia niteraka an'i Kenana. BSB BSB: When Enosh was 90 years old, he became the father of Kenan.
10 ULB Taorian'ny niterahany an'i Kenana, dia niaina 815 taona i Enosy. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Kenan, Enosh lived 815 years and had other sons and daughters.
11 ULB Niaina 915 taona i Enosy, ary maty taorian'izay. BSB BSB: So Enosh lived a total of 905 years, and then he died.
12 ULB Rehefa niaina fitopolo taona i Kenana, dia niteraka an'i Mahalalila. BSB BSB: When Kenan was 70 years old, he became the father of Mahalalel.
13 ULB Taorian'ny niterahany an'i Mahalalila, dia niaina 840 taona i Kenana. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Mahalalel, Kenan lived 840 years and had other sons and daughters.
14 ULB Niaina 910 taona i Kenana, ary maty taorian'izay. BSB BSB: So Kenan lived a total of 910 years, and then he died.
15 ULB Rehefa niaina dimy amby enimpolo taona i Mahalalila, dia niteraka an'i Jareda. BSB BSB: When Mahalalel was 65 years old, he became the father of Jared.
16 ULB Taorian'ny niterahany an'i Jareda, dia niaina 830 taona izy. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Jared, Mahalalel lived 830 years and had other sons and daughters.
17 ULB Niaina 895 taona i Mahalalila, ary maty taorian'izay. BSB BSB: So Mahalalel lived a total of 895 years, and then he died.
18 ULB Rehefa niaina 162 taona i Jareda, dia niteraka an'i Enoka. BSB BSB: When Jared was 162 years old, he became the father of Enoch.
19 ULB Taorian'ny niterahany an'i Enoka, dia niaina valonjato taona izy. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Enoch, Jared lived 800 years and had other sons and daughters.
20 ULB Niaina 962 taona i Jareda, ary maty taorian'izay. BSB BSB: So Jared lived a total of 962 years, and then he died.
22 ULB Nandeha tamim-pombàn'Andriamanitra nandritry ny telonjato taona i Enoka taorian'ny niterahany an'i Metosela. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Methuselah, Enoch walked with God 300 years and had other sons and daughters.
23 ULB Niaina 365 taona i Enoka. BSB BSB: So Enoch lived a total of 365 years.
24 ULB Nandeha tamim-pombàn'Andriamanitra i Enoka, ary lasana izy, satria nalain'Andriamanitra. BSB BSB: Enoch walked with God, and then he was no more, because God had taken him away.
25 ULB Rehefa niaina 187 taona i Metosela, dia niteraka an'i Lameka. BSB BSB: When Methuselah was 187 years old, he became the father of Lamech.
26 ULB Taorian'ny niterahany an'i Lameka, dia niaina 782 taona i Metosela. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Lamech, Methuselah lived 782 years and had other sons and daughters.
27 ULB Niaina 969 taona i Metosela. Ary maty izy taorian'izay. BSB BSB: So Methuselah lived a total of 969 years, and then he died.
28 ULB Rehefa niaina 182 taona i Lameka, dia niteraka zanaka lahy iray. BSB BSB: When Lamech was 182 years old, he had a son.
29 ULB Nantsoiny hoe Noa ny anarany, ary nambarany hoe: "Ity no hanome fitsaharana ho antsika amin'ny asantsika sy amin'ny asa mafy ataon'ny tanantsika, izay tsy maintsy hataontsika noho ny tany izay nozonin'i Yaveh." BSB BSB: And he named him Noah, saying, “May this one comfort us in the labor and toil of our hands caused by the ground that the LORD has cursed.”
30 ULB Niaina 595 taona i Lameka taorian'ny niterahany an'i Noa. Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy. BSB BSB: And after he had become the father of Noah, Lamech lived 595 years and had other sons and daughters.
31 ULB Niaina 777 taona i Lameka. Taorian'izay dia maty izy. BSB BSB: So Lamech lived a total of 777 years, and then he died.
32 ULB Rehefa niaina dimanjato taona i Noa, dia niteraka an'i Sema, Hama sy Jafeta. BSB BSB: After Noah was 500 years old, he became the father of Shem, Ham, and Japheth.