1 ULB Ny hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany: BSB BSB: This is the burden that Habakkuk the prophet received in a vision:
3 ULB Nahoana no ataonao mahita heloka aho ary mahita ny fanaovan-dratsy? Fandravana sy herisetra no eo anoloako; misy fifandirana, ary fanangana fifanjevona. BSB BSB: Why do You make me see iniquity? Why do You tolerate wrongdoing? Destruction and violence are before me. Strife is ongoing, and conflict abounds.
4 ULB Noho izany dia tsy nanankery ny lalàna, ary tsy naharitra tamin'ny fotoana rehetra ny rariny. Fa niodidina ny fahamarinana ny ratsy fanahy; koa dia mivoaka ny rariny diso." Mamaly an'i Habakoka Yaveh BSB BSB: Therefore the law is paralyzed, and justice never goes forth. For the wicked hem in the righteous, so that justice is perverted.
5 ULB "Jereo ireo firenena ka hadihadio izy ireo; aoka ho gaga sy ho talanjona! Fa efa hanao zavatra tokoa Aho amin'ireo andronareo izay tsy hinoanareo rehefa taterina aminareo izany. BSB BSB: “Look at the nations and observe—be utterly astounded! For I am doing a work in your days that you would never believe even if someone told you.
6 ULB Fa indro! Hanandratra ireo Kaldeana Aho—ilay firenena masiaka sy maherisetra—manao diabe manerana ny sakan'ny tany mba hambabo ireo trano izay tsy azy ireo izy. BSB BSB: For behold, I am raising up the Chaldeans—that ruthless and impetuous nation which marches through the breadth of the earth to seize dwellings not their own.
7 ULB Mampihorohoro sy mampatahotra izy ireo; avy amin'ny tenan'izy ireo ny fitsarany sy ny famirapiratany. BSB BSB: They are dreaded and feared; from themselves they derive justice and sovereignty.
8 ULB Ireo soavaliny ihany koa dia haingam-pandeha noho ny leoparda, mailaka noho ny ambodian'ny alina. Koa miriotra ny soavalin'izy ireo, ary avy any lavitra tokoa ny mpitaingin-tsoavalin'izy ireo_manidina tahaka ny voromahery maika hihinana izy ireo. BSB BSB: Their horses are swifter than leopards, fiercer than wolves of the night. Their horsemen charge ahead, and their cavalry comes from afar. They fly like a vulture, swooping down to devour.
9 ULB Tonga noho ny herisetra avokoa izy rehetra; mandeha tahaka ny rivotra any an'efitra ny vahoaka maron'izy ireo, ary manangona ireo tratra babo tahaka ny fasika izy ireo. BSB BSB: All of them come bent on violence; their hordes advance like the east wind; they gather prisoners like sand.
10 ULB Koa naniratsira ireo mpanjaka izy ireo, ary ireo mpanapaka dia fihomehezana ho azy ireo fotsiny ihany. Nihomehy ny fiarovana mafy rehetra izy ireo, satria nanasavovona tany izy ireo ary nisambotra azy ireo. BSB BSB: They scoff at kings and make rulers an object of scorn. They laugh at every fortress and build up siege ramps to seize it.
11 ULB Dia ho avy ny rivotra; handalo izany—olo-meloka, ireo izay heriny no andriamanitr'izy ireo." Mametraka fanontaniana hafa amin'i Yaveh i Habakoka. BSB BSB: Then they sweep by like the wind and pass through. They are guilty; their own strength is their god.”
12 ULB "Moa ve tsy avy amin'ny fotoana fahiny Ianao, ry Yaveh Andriamanitro, ilay Iray Masiko? Tsy ho faty izahay. Efa nanendry azy ireo hotsaraina Yaveh, ary Ianao, ry Vatolampy, no efa nametraka azy ireo ho ahitsy. BSB BSB: Are You not from everlasting, O LORD, my God, my Holy One? We will not die. O LORD, You have appointed them to execute judgment; O Rock, You have established them for correction.
13 ULB Madio loatra ny masonao raha handinika ny ratsy, ary tsy afaka ny hijery amin-tsitraka ny fanaovan-dratsy Ianao; koa nahoana ary no nanao fijery tsara ireo izay mamadika Ianao? Nahoana no mangina Ianao raha mitelina ireo marina kokoa noho izy ireo ny ratsy fanahy? BSB BSB: Your eyes are too pure to look upon evil, and You cannot tolerate wrongdoing. So why do You tolerate the faithless? Why are You silent while the wicked swallow up those more righteous than themselves?
14 ULB Nataonao tahaka ny hazandrano ao an-dranomasina ny olona, tahaka ireo zavatra mandady tsy misy mpanapaka azy. BSB BSB: You have made men like the fish of the sea, like creeping things that have no ruler.
15 ULB Mampiakatra azy rehetra amin'ny fitana izy ireo; misintona olona ao amin'ny haraton-trondro izy ireo ary manangona ireo ao amin'ny haratony. Izany ny antony hifalian'izy ireo sy hihikany fatratra. BSB BSB: The foe pulls all of them up with a hook; he catches them in his dragnet, and gathers them in his fishing net; so he rejoices gladly.
16 ULB Noho izany dia nanao sorona ho an'ireo haraton-trondrony izy ireo ary nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo haratony, fa bibi-dia matavy no anjaran'izy ireo, ary hena matavy no sakafony. BSB BSB: Therefore he sacrifices to his dragnet and burns incense to his fishing net, for by these things his portion is sumptuous and his food is rich.
17 ULB Moa ve hanafoana ny haratony izy ireo ary hanohy hamono ireo firenena, tsy mahatsapa fangoraham-po?" BSB BSB: Will he, therefore, empty his net and continue to slay nations without mercy?