1 ULB Loza ho an'ny tanàna feno rà! Feno lainga sy fananana halatra avokoa izany; ao aminy mandrakariva ireo babo. BSB BSB: Woe to the city of blood, full of lies, full of plunder, never without prey.
2 ULB Fa ankehitriny dia misy feon'ny karavasy sy ny feon'ny firodorodon'ireo kodiarana, fikatrokatrok'ireo soavaly, ary ny firaondraon'ireo kalesy. BSB BSB: The crack of the whip, the rumble of the wheel, galloping horse and bounding chariot!
3 ULB Misy fanafihan'ireo mpitaingin-tsoavaly, tselatry ny sabatra, famirapiratry ny lefona, korotam-paty, faty mitandahatra. Tsy misy fiafarany ireo faty; voafingana eo ambonin'izy ireo ny mpanafika azy. BSB BSB: Charging horseman, flashing sword, shining spear; heaps of slain, mounds of corpses, dead bodies without end—they stumble over their dead—
4 ULB Mitranga izany noho ny filàn'ny janga tsara tarehy, ilay matihanina amin'ny sikidy, izay mivarotra firenena amin'ny alalan'ny fivarotan-tenany, ary ny vahoaka amin'ny alalan'ny fanaovany sikidy. BSB BSB: because of the many harlotries of the harlot, the seductive mistress of sorcery, who betrays nations by her prostitution and clans by her witchcraft.
5 ULB "Indro, hamely anao Aho—izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro—hanainga ny lambanao eo amin'ny tavanao Aho ary hampiseho ireo faritra mamoafadinao amin'ireo firenena, ny henatrao amin'ireo fanjakana. BSB BSB: “Behold, I am against you,” declares the LORD of Hosts. “I will lift your skirts over your face. I will show your nakedness to the nations and your shame to the kingdoms.
6 ULB Hanipy fahalotoana maharikoriko aminao Aho ary hanao anao ho ratsy; hataoko ho olona fijerijeren'ny olon-drehetra ianao. BSB BSB: I will pelt you with filth and treat you with contempt; I will make a spectacle of you.
7 ULB Ary ny olona rehetra izay mijery anao dia handositra anao ary hiteny hoe: "Rava i Ninive; iza no mba hitomany azy?" aiza no ahitako olona hankahery anao?" BSB BSB: Then all who see you will recoil from you and say, ‘Nineveh is devastated; who will grieve for her?’ Where can I find comforters for you?”
8 ULB Ry Ninive, moa ve ianao tsara noho i Teba, izay naorina eo amin'ny Renirano Neily, izay nisy rano manodidina azy, ka ranomasimbe no arony, ny ranomasina ihany no mandany? BSB BSB: Are you better than Thebes, stationed by the Nile with water around her, whose rampart was the sea, whose wall was the water?
9 ULB Etiopia sy Egypta no tanjany, ary tsy nisy fiafarany ny amin'izany; Pota sy Lybia no mpiara-miady taminy. BSB BSB: Cush and Egypt were her boundless strength; Put and Libya were her allies.
10 ULB Kanefa nentina i Teba; lasa any amin'ny fahababoana izy; voatorotoro teny an-dohan'ny lalana ireo zanany tanora; nanipy filokana ho an'ireo lehilahy manam-boninahiny ireo fahavalony, ary voafatotra tamin'ireo rojo vy ireo lehilahiny mahery. BSB BSB: Yet she became an exile; she went into captivity. Her infants were dashed to pieces at the head of every street. They cast lots for her dignitaries, and all her nobles were bound in chains.
11 ULB Ho tonga mamo ihany koa ianao; hiezaka hiafina ianao, ary hitady fialofana amin'ireo fahavalonao ihany koa ianao. BSB BSB: You too will become drunk; you will go into hiding and seek refuge from the enemy.
12 ULB Ireo fiarovanao mafy dia ho tahaka ireo hazon'aviavy miaraka amin'ny aviavy masaka alohan'ny fotoana: raha ahozongozona izy ireo, dia hihintsana ao am-bavan'ny mpihinana. BSB BSB: All your fortresses are fig trees with the first ripe figs; when shaken, they fall into the mouth of the eater!
13 ULB Indro, ny vahoaka ao aminao dia vehivavy; ireo vavahadin'ny taninao dia nosokafana midanadana ho an'ireo fahavalonao; nandevona ny hidiny ny afo. BSB BSB: Look at your troops—they are like your women! The gates of your land are wide open to your enemies; fire consumes their bars.
14 ULB Mandehana matsaka rano ho amin'ny fahirano; hamafiso ireo fiarovanao mafinao; mandehana amin'ny tanimanga ary hosihoseo ny feta; alaivo ho an'ireo biriky ny tavy. BSB BSB: Draw your water for the siege; strengthen your fortresses. Work the clay and tread the mortar; repair the brick kiln!
15 ULB Handevona anao any ny afo, ary handringana anao ny sabatra. Handevona anao tahaka ny fandevonan'ny valala ny zava-drehetra izany. Ataovy maro an'isa tahaka ireo valala vao ny tenanareo, dia ho maro tahaka ireo valala. BSB BSB: There the fire will devour you; the sword will cut you down and consume you like a young locust. Make yourself many like the young locust; make yourself many like the swarming locust!
16 ULB Nampitombo ireo mpandrantonao mihoatra ny kintana eny amin'ny lanitra ianao; nefa tahaka ny valala vao izy ireny: mandroba ny tany izy ireo ka avy eo dia lasa manidina. BSB BSB: You have multiplied your merchants more than the stars of the sky. The young locust strips the land and flies away.
17 ULB Maro tahaka ireo valala ny andriandahinao, ary ny jeneralinao dia tahaka ny andian'izy ireo izay mitoby ao amin'ireo manda amin'ny andro mangatsiaka. Fa rehefa miposaka ny masoandro dia manidina any amin'ny toerana tsy fantatr'olona ireo. BSB BSB: Your guards are like the swarming locust, and your scribes like clouds of locusts that settle on the walls on a cold day. When the sun rises, they fly away, and no one knows where.
18 ULB Ry Mpanjakan'i Asyria, resin-tory ireo mpiandry ondrinao; mandry amin'ny fitsaharany ireo mpanapakao. Niely eny an-tendrombohitra ny olonao, ary tsy misy na iza na iza hanangona azy ireo. BSB BSB: O king of Assyria, your shepherds slumber; your officers sleep. Your people are scattered on the mountains with no one to gather them.
19 ULB Tsy hisy fanasitranana azo atao ho an'ireo ratranao. Mafy loatra ireo ratranao. Izay rehetra maheno ny vaovao mahakasika anao dia hiteha-pifaliana eo aminao. Iza no afa-nandositra ny faharatsianao mitandavana? BSB BSB: There is no healing for your injury; your wound is severe. All who hear the news of you applaud your downfall, for who has not experienced your constant cruelty?