3 ULB Izy no famirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra, ilay endriky ny tenany indrindra. Na ny zavatra rehetra aza dia hazominy hiaraka amin'ny alalan'ny herin'ny teniny. Taorian'ny nanadiaovany ireo fahotana, dia nipetraka teo ambanin'ny tanan'ankavanan'ny Lehibe any amin'ny avo izy. BSB BSB: The Son is the radiance of God’s glory and the exact representation of His nature, upholding all things by His powerful word. After He had provided purification for sins, He sat down at the right hand of the Majesty on high.
4 ULB Lasa ambony tahaka ireo anjely Izy, satria ny anarana nolovainy dia tsara lavitra noho ny anaran'izy ireo. BSB BSB: So He became as far superior to the angels as the name He has inherited is excellent beyond theirs.
5 ULB Fa iza tamin'ireo anjely no mba nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako ianao, tonga rainao Aho androany" Ary indray hoe: "Ho ray ho azy Aho, ary izy ho zanaka ho Ahy"? BSB BSB: For to which of the angels did God ever say: “You are My Son; today I have become Your Father”? Or again: “I will be His Father, and He will be My Son”?
6 ULB Ary koa, rehefa nitondra ny lahimatoa teto amin'izao tontolo izao Andriamanitra, dia niteny Izy hoe: "Ireo anjelin'Andriamanitra rehetra dia tsy maintsy midera Azy." BSB BSB: And again, when God brings His firstborn into the world, He says: “Let all God’s angels worship Him.”
7 ULB Momba ireo anjely dia niteny Izy hoe: "Izy ilay iray nanao ireo anjeliny ho fanahy, ary ireo mpanompony nataony lelan'afo." BSB BSB: Now about the angels He says: “He makes His angels winds, His servants flames of fire.”
8 ULB Fa momban'ny Zanaka dia hoy Izy hoe: "Ny seza fiandriananao, ry Andriamanitra, dia mandrakizay ary ho doria. Ny tehin'ny fanjakanao dia tehin'ny fitsarana. BSB BSB: But about the Son He says: “Your throne, O God, endures forever and ever, and justice is the scepter of Your kingdom.
9 ULB Nitia ny fahamarinana ianao ary nankahala ny fandikan-dalàna. Noho izany Andriamanitra, Andriamanitrao, dia nanosotra anao tamin'ny menaky ny hafaliana mihoatra noho ireo mpiara-dia aminao." BSB BSB: You have loved righteousness and hated wickedness; therefore God, Your God, has anointed You above Your companions with the oil of joy.”
10 ULB "Tany am-piandohana, ry Tompo, Ianao no namorona ny fototry ny tany. Ireo lanitra dia asan'ny tananao. BSB BSB: And: “In the beginning, O Lord, You laid the foundations of the earth, and the heavens are the work of Your hands.
11 ULB Ho levona izy ireo, fa Ianao hanohy. Ho rovitra tahaka ny tapa-damba izy ireo. BSB BSB: They will perish, but You remain; they will all wear out like a garment.
12 ULB Hamoritra azy ireo tahaka ny fitafiana ianao, ary hovaina tahaka ny poti-damba izy ireo. Fa ianao dia tahaka izany, ary ny taonanao dia tsy hanam-pahataperana." BSB BSB: You will roll them up like a robe; like a garment they will be changed; but You remain the same, and Your years will never end.”
13 ULB Fa iza tamin'ireo anjely no nitenenan' Andriamanitra tamin'ny fotoana rehetra hoe: "Mipetraha eo amin'ny tanana ankavanako mandra-panaovako ireo fahavalonao ho seza ho an'ny tongotrao"? BSB BSB: Yet to which of the angels did God ever say: “Sit at My right hand until I make Your enemies a footstool for Your feet”?
14 ULB Moa ve ireo anjely rehetra tsy fanahy manompo, sy nalefa hiahy ireo izay handova ny famonjena? BSB BSB: Are not the angels ministering spirits sent to serve those who will inherit salvation?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.