1 ULB Paoly, voafonja an'i Jesosy Kristy, sy ny rahalahy Timoty ho an'i Filemona, namana malalanay sy mpiara-miasa aminay, BSB BSB: Paul, a prisoner of Christ Jesus, and Timothy our brother, To Philemon our beloved fellow worker,
2 ULB ary ho an'i Apia anabavinay, sy Arkipo miaramila namanay, ary ho an'ny fiangonana izay miangona ao an-tranonao. BSB BSB: to Apphia our sister, to Archippus our fellow soldier, and to the church that meets at your house:
3 ULB Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. BSB BSB: Grace and peace to you from God our Father and the Lord Jesus Christ.
4 ULB Misaotra ny Andriamanitro hatrany aho. BSB BSB: I always thank my God, remembering you in my prayers,
5 ULB Manonona anao aho amin'ny fivavahako. Efa naheno ny amin'ny fitiavana sy ny finoana izay anananao ao amin'i Jesosy Tompo ary ho an'ireo mpino rehetra aho. BSB BSB: because I hear about your faith in the Lord Jesus and your love for all the saints.
6 ULB Mivavaka aho mba hahatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny fahalalana ny zavatra tsara rehetra izay eo amintsika ao amin'i Kristy. BSB BSB: I pray that your partnership in the faith may become effective as you fully acknowledge every good thing that is ours in Christ.
7 ULB Fa nanana fifaliana sy fiononana lehibe aho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino dia novelombelomina tamin'ny alalanao, ry rahalahy. BSB BSB: I take great joy and encouragement in your love, because you, brother, have refreshed the hearts of the saints.
8 ULB Noho izany, na dia manana fahasahiana rehetra ao amin'i Kristy aza aho handidy anao mba hanao izay tokony hataonao, BSB BSB: So although in Christ I am bold enough to order you to do what is proper,
9 ULB nefa nohon'ny fitiavana, dia miantso anao kosa aho- izaho, Paoly, lehilahy antitra, ary ankehitriny gadra ho an'i Jesosy Kristy. BSB BSB: I prefer to appeal on the basis of love. For I, Paul, am now aged, and a prisoner of Christ Jesus as well.
10 ULB Mangataka anao aho ny amin'ny zanako Onesimosy, izay naterako tamin'ny fatorako. BSB BSB: I appeal to you for my child Onesimus, whose father I became while I was in chains.
11 ULB Fa izy dia tsy nahasoa anao teo aloha, fa ankehitriny izy dia mahasoa anao sy izaho. BSB BSB: Formerly he was useless to you, but now he has become useful both to you and to me.
12 ULB Nalefako niverina ho any aminao izy, izy ilay tiako tokoa. BSB BSB: I am sending back to you him who is my very heart.
13 ULB Maniry ny hitazona azy hiaraka amiko aho, mba hahafahany manompo ahy ho anao, raha mbola voafatotra nohon'ny filazantsara aho. BSB BSB: I would have liked to keep him with me, so that on your behalf he could minister to me in my chains for the gospel.
14 ULB Nefa tsy te hanao na inona na inona raha tsy misy ny fanekenao aho. Tsy tiako ho an-katerena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo. BSB BSB: But I did not want to do anything without your consent, so that your goodness will not be out of compulsion, but by your own free will.
17 ULB Koa raha manana ahy ho mpiara-miasa ianao, dia raiso toa ahy izy. BSB BSB: So if you consider me a partner, receive him as you would receive me.
18 ULB Raha manao ny tsy mety izy na mitrosa na inona na inona aminao, dia ataovy ho ahy izany. Izaho, Paoly, manoratra izao amin'ny tanako: BSB BSB: But if he has wronged you in any way or owes you anything, charge it to my account.
19 ULB Izaho no handoa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tenanao amiko ianao. BSB BSB: I, Paul, write this with my own hand. I will repay it—not to mention that you owe me your very self.
20 ULB Eny, ry rahalahy, ataovy mahazo tombony ao amin'ny Tompo aho; omeo fitsaharana ny foko ao amin'i Kristy. BSB BSB: Yes, brother, let me have some benefit from you in the Lord. Refresh my heart in Christ.
21 ULB Ny toky momba ny fankatoavanao, no soratako ho anao. Fantatro fa hanao mihoatra noho izay angatahako ianao. BSB BSB: Confident of your obedience, I write to you, knowing that you will do even more than I ask.
22 ULB Mandritra izany fotoana izany ihany, omano ho ahy ny efitra fandraisam-bahiny, fa manantena aho fa amin'ny alalan'ny vavakao dia haverina aminao indray aho. BSB BSB: In the meantime, prepare a guest room for me, because I hope that through your prayers I will be restored to you.
23 ULB Epafra, namako mpiara-migadra ao amin'i Jesosy Kristy, manao veloma anao. BSB BSB: Epaphras, my fellow prisoner in Christ Jesus, sends you greetings,
24 ULB Toy izany koa i Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko. BSB BSB: as do Mark, Aristarchus, Demas, and Luke, my fellow workers.
25 ULB Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena. BSB BSB: The grace of the Lord Jesus Christ be with your spirit.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.