1 ULB Noho izany isika dia tsy maintsy mitandrina bebe kokoa amin'izay rentsika, mba tsy hanara-drenirano amin'izany isika. BSB BSB: We must pay closer attention, therefore, to what we have heard, so that we do not drift away.
2 ULB Fa raha marina ny hafatra izay notenenina tamin'ny alalan'ireo anjely, ary ny fandikan-dalàna rehetra sy ny tsy fankatoavana dia mandray sazy ara-drariny, BSB BSB: For if the message spoken by angels was binding, and every transgression and disobedience received its just punishment,
3 ULB dia ahoana ary no hafahantsika mandositra raha tsy miraharaha izany famonjena lehibe loatra izany isika? Io no famonjena izay nambaran'ny Tompo voalohany sy namafisin'ireo izay nandre izany tamintsika. BSB BSB: how shall we escape if we neglect such a great salvation? This salvation was first announced by the Lord, was confirmed to us by those who heard Him,
4 ULB Tamin'io fotoana io ihany Andriamanitra dia nanaporofo izany tamin'ny famantarana, fahagagana, ary asa mahery samihafa, ary tamin'ny fizarana ireo fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina araka ny sitrapony. BSB BSB: and was affirmed by God through signs, wonders, various miracles, and gifts of the Holy Spirit distributed according to His will.
5 ULB Fa tsy tamin'ny anjely no nampaneken' Andriamanitra izao tontolo izao ho avy, momba izay resahantsika. BSB BSB: For it is not to angels that He has subjected the world to come, about which we are speaking.
6 ULB Fa kosa, nisy olona nijoro vavolombelona an'izany tany ho any, manao hoe: "Inona ny olona, no misaina azy ianao? Na ny zanak'olona, no mikarakara azy ianao? BSB BSB: But somewhere it is testified in these words: “What is man that You are mindful of him, or the son of man that You care for him?
7 ULB Ianao dia nanao ny olona ambany kely noho ireo anjely; nosatrohinao satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera izy. BSB BSB: You made him a little lower than the angels; You crowned him with glory and honor
8 ULB Ny zavatra rehetra dia nampanekenao eo ambanin' ny tongony." Fa ho azy no nampaneken' Andriamanitra ny zavatra rehetra. Tsy namela na inona na inona izy ka tsy nampanekeny azy. Fa ankehitriny isika dia tsy mbola mahita ny zavatra rehetra nampanekena azy. BSB BSB: and placed everything under his feet.” When God subjected all things to him, He left nothing outside of his control. Yet at present we do not see everything subject to him.
9 ULB Fa isika mahita ilay iray izay nataony ambany noho ireo anjely nandritry ny fotoana fohy: Jesosy, izay, nohon'ny fijaliany sy ny fahafatesany, dia nosatrohina satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera. Ka ankehitriny tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra, no nanandramany ny fahafatesana ho an'ny olona rehetra. BSB BSB: But we see Jesus, who was made a little lower than the angels, now crowned with glory and honor because He suffered death, so that by the grace of God He might taste death for everyone.
10 ULB Fa mety amin'Andriamanitra izany, satria ny zavatra rehetra dia misy ho Azy ary amin'ny alalany, mba hitondra zanaka maro ho any amin'ny voninahitra. Mety aminy ny hahatonga ny mpitarika ny famonjena azy ireo ho feno amin'ny alalan'ny fijaliany. BSB BSB: In bringing many sons to glory, it was fitting for God, for whom and through whom all things exist, to make the author of their salvation perfect through suffering.
11 ULB Fa na ny olona izay manamasina na ireo izay voamasina dia manana loharano iray. Noho izany dia tsy menatra miantso azy ireo hoe rahalahy Izy. BSB BSB: For both the One who sanctifies and those who are sanctified are of the same family. So Jesus is not ashamed to call them brothers.
12 ULB Hoy Izy hoe: "Hanambara ny anaranao amin'ireo rahalahiko Aho, hihira ny momba anao avy ao anatin'ny fivondronana Aho." BSB BSB: He says: “I will proclaim Your name to My brothers; I will sing Your praises in the assembly.”
13 ULB Ary koa, "Hatoky azy aho." Ary koa: "Indro, eto aho sy ireo zanaka izay nomen'Andriamanitra ahy." BSB BSB: And again: “I will put My trust in Him.” And once again: “Here am I, and the children God has given Me.”
14 ULB Noho izany, satria nofo aman-drà ireo zanak'Andriamanitra, dia nizara zavatra toy izany niaraka tamin'izy ireo ihany koa Jesosy, mba ho amin'ny alalan'ny fahafatesana no hanafoanany ny iray izay manana ny herin'ny fahafatesana, dia ny devoly izany. BSB BSB: Now since the children have flesh and blood, He too shared in their humanity, so that by His death He might destroy him who holds the power of death, that is, the devil,
17 ULB Noho izany dia mendrika Azy ny atao tahaka ireo rahalahiny amin'ny fomba rehetra, mba ho mpisoronabe feno famindram-po sy fahatokisana Izy amin'ny fifandraisana amin'ireo zavatr' Andriamanitra, ary mba hitondra momban'ny famelana ireo fahotan'ny olona. BSB BSB: For this reason He had to be made like His brothers in every way, so that He might become a merciful and faithful high priest in service to God, in order to make atonement for the sins of the people.
18 ULB Satria Jesosy mihintsy no nijaly sy nalaina fanahy, dia afaka manampy ireo izay alaim-panahy Izy. BSB BSB: Because He Himself suffered when He was tempted, He is able to help those who are being tempted.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.