1 ULB Aoka hitohy ny fitiavana ara-pirahalahiana. BSB BSB: Continue in brotherly love.
2 ULB Aza manadino ny fampiantranoana ireo vahiny. Fa tamin'ny alalan'izany, no nanehoan'ny sasany fampiantranoana ireo anjely nefa tsy fantany izany. BSB BSB: Do not neglect to show hospitality to strangers, for by so doing some people have entertained angels without knowing it.
3 ULB Tsarovy ireo voafonja, toy ny hoe niara-nifatotra tamin'izy ireo ianareo. Tsarovy ireo izay nampahoriana, toy ny hoe izy ireo ihany koa ianareo amin'ny vatana. BSB BSB: Remember those in prison as if you were bound with them, and those who are mistreated as if you were suffering with them.
5 ULB Avelao ny fitondran-tenanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola. Mifalia amin'ireo zavatra izay hanananareo, satria Andriamanitra tenany dia niteny hoe: "Izaho dia tsy handao anareo mihitsy, na hahafoy anareo akory." BSB BSB: Keep your lives free from the love of money and be content with what you have, for God has said: “Never will I leave you, never will I forsake you.”
6 ULB Aleo isika ho faly mba ho sahy hiteny hoe: "Ny Tompo no Mpamonjiko; ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko?" BSB BSB: So we say with confidence: “The Lord is my helper; I will not be afraid. What can man do to me?”
7 ULB Hevero ireo mpitarika anareo, ireo izay niteny ny Tenin'Andriamanitra taminareo, ary hevero ny vokatrin'ny fihetsik'izy ireo. Alao tahaka ny finoan'izy ireo. BSB BSB: Remember your leaders who spoke the word of God to you. Consider the outcome of their way of life and imitate their faith.
8 ULB Jesosy Kristy dia tsy miova omaly, sy anio, ary mandrakizay. BSB BSB: Jesus Christ is the same yesterday and today and forever.
9 ULB Aza manaiky taomina amin'ireo karazana fampianarana hafahafa. Fa tsara raha tokony hamafisina amin'ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin'ny hanina izay tsy manampy ireo izay mandeha miaraka amin'izy ireo. BSB BSB: Do not be carried away by all kinds of strange teachings, for it is good for the heart to be strengthened by grace and not by foods of no value to those devoted to them.
10 ULB Isika dia manana alitara izay tsy ananan'ireo izay manompo ny tabernakely fahefana hihinana. BSB BSB: We have an altar from which those who serve at the tabernacle have no right to eat.
11 ULB Fa ny ràn'ireo biby novonoina atao fanatitra ho an'ny ota dia nentin'ny mpisoronabe tao amin'ny toerana masina, nandritr'izany ny vatan'izy ireo dia nodorana tany ivelan'ny toby. BSB BSB: Although the high priest brings the blood of animals into the Holy Place as a sacrifice for sin, the bodies are burned outside the camp.
13 ULB Andeha isika noho izany ho any Aminy any ivelan'ny toby, hitondra ny fahafam-barakany. BSB BSB: Therefore let us go to Him outside the camp, bearing the disgrace He bore.
14 ULB Fa tsy manana tanàna maharitra isika ety. Fa kosa, miandry ilay iray izay ho avy isika. BSB BSB: For here we do not have a permanent city, but we are looking for the city that is to come.
15 ULB Amin'ny alalany, ary, dia andao isika hanolotra ireo fanati-piderana ho an'Andriamanitra hatrany, fiderana vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany. BSB BSB: Through Jesus, therefore, let us continually offer to God a sacrifice of praise, the fruit of lips that confess His name.
16 ULB Aleo tsy adinointsika ny manao ny tsara sy manampy ny tsirairay avy, fa amin'ny fanatitra tahaka izany no tena mahafaly an'Andriamanitra. BSB BSB: And do not neglect to do good and to share with others, for with such sacrifices God is pleased.
17 ULB Mankatoava sy maneke ireo mpitarika anareo, fa izy ireo no miahy ny fanahinareo, tahaka ireo izay hanao tatitra. Mankatoava mba hanao izany am-pifaliana ireo mpitondra anareo, fa tsy am-pisentoana, izay lasa tsy misy dikany ho anareo. BSB BSB: Obey your leaders and submit to them, for they watch over your souls as those who must give an account. To this end, allow them to lead with joy and not with grief, for that would be of no advantage to you.
18 ULB Mivavaha ho anay, fa izahay dia nino fa manana feon'ny fieritreretana madio ary maniry hiaina am-pahamarinana ny zavatra rehetra. BSB BSB: Pray for us; we are convinced that we have a clear conscience and desire to live honorably in every way.
19 ULB Manosika anareo bebe kokoa aza aho mba hanao izany, ka mba hiverina faingana aminareo aho. BSB BSB: And I especially urge you to pray that I may be restored to you soon.
20 ULB Ary ilay Andriamanitry ny fiadanana, izay nanangana tamin'ny maty ilay mpiandry ondry lehibe, ny Tompontsika Jesosy, tamin'ny alalan'ny ràn'ny fanekena mandrakizay, BSB BSB: Now may the God of peace, who through the blood of the eternal covenant brought back from the dead our Lord Jesus, that great Shepherd of the sheep,
21 ULB dia hanatsara anareo amin'ny asa tsara rehetra mba hanaovana ny sitrapony. Izy anie hiasa ao anatintsika izay tena ankasitrahana eo anatrehany, amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, izay homena ny voninahitra mandrakizay. Amena. BSB BSB: equip you with every good thing to do His will. And may He accomplish in us what is pleasing in His sight through Jesus Christ, to whom be glory forever and ever. Amen.
22 ULB Ary mankahery anareo aho, ry rahalahy, mba hizaka ny tenin'ny fampaherezana izay nosoratako fohy ho anareo. BSB BSB: I urge you, brothers, to bear with my word of exhortation, for I have only written to you briefly.
23 ULB Fantaro fa efa nafahana Timoty rahalahintsika, izay hiaraka amiko hijery anareo raha tonga aloha izy. BSB BSB: Be aware that our brother Timothy has been released. If he arrives soon, I will come with him to see you.
24 ULB Ataovy veloma ireo mpitarika anareo rehetra sy ireo mpino rehetra. Ireo izay avy any Italia dia manao veloma anareo. BSB BSB: Greet all your leaders and all the saints. Those from Italy send you greetings.
25 ULB Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. BSB BSB: Grace be with all of you.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.