1 ULB Jakoba, mpanompon'Andriamanitra sy Tompo Jesosy Kristy, ho an'ireo foko roa ambin'ny folo niparitaka: arahaba. BSB BSB: James, a servant of God and of the Lord Jesus Christ, To the twelve tribes of the Dispersion: Greetings.
2 ULB Raiso ho fifaliana avokoa izany, ry rahalahy, rehefa misedra olana samihafa ianareo. BSB BSB: Consider it pure joy, my brothers, when you encounter trials of many kinds,
3 ULB Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo dia mahantonga faharetana. BSB BSB: because you know that the testing of your faith develops perseverance.
4 ULB Avelao ny faharetana hahatanteraka ny asany, mba tena hivoatra sy ho feno tanteraka ianareo, ka tsy ho ory na inona na inona. BSB BSB: Allow perseverance to finish its work, so that you may be mature and complete, not lacking anything.
6 ULB Fa avelao izy hangataka amin'ny finoana, tsy misalasala amin'inona na inona. Fa izay misalasala dia tahaka ny onjan-dranomasina izay entin'ny rivotra sy mitopatopa. BSB BSB: But he must ask in faith, without doubting, because he who doubts is like a wave of the sea, blown and tossed by the wind.
7 ULB Fa izany olona izany dia tsy tokony hieritreritra ny handray na inona na inona avy amin'ny Tompo. BSB BSB: That man should not expect to receive anything from the Lord.
8 ULB Ny olona tahaka izany dia miroa saina, miovaova amin'ny lalany rehetra. BSB BSB: He is a double-minded man, unstable in all his ways.
9 ULB Aoka ny rahalahy mahantra hanao ny fisandratany ho reharehany, BSB BSB: The brother in humble circumstances should exult in his high position.
10 ULB fa ny olona manan-karena amin'ny fietreny, satria izy dia hilofika tahaka ny voninkazo-dia eny amin'ny ahitra. BSB BSB: But the one who is rich should exult in his low position, because he will pass away like a flower of the field.
11 ULB Fa ny masoandro dia miposaka amin'ny hafanana mahamay ary manamaina ny ahitra. Ny voninkazo dia mihintsana, ary ny hatsarany dia ho levona. Toy izany koa, ny olona manan-karena dia halazo eny amin'ny atsasaky ny diany. BSB BSB: For the sun rises with scorching heat and withers the plant; its flower falls and its beauty is lost. So too, the rich man will fade away in the midst of his pursuits.
12 ULB Sambatra ny olona izay miaritra fitsapana. Satria rehefa avy nandalo fitsapana izy, dia handray ny satroboninahitry ny fiainana, izay nampanantenaina tamin'ireo izay tia an' Andriamanitra. BSB BSB: Blessed is the man who perseveres under trial, because when he has stood the test, he will receive the crown of life that God has promised to those who love Him.
14 ULB Fa samy alaim-panahy amin'ny faniriany manokana ny olona tsirairay, izay mampiemotra sy mandresy azy. BSB BSB: But each one is tempted when by his own evil desires he is lured away and enticed.
15 ULB Rehefa avy torontoronina ny faniriana, dia miteraka fahotana izany. Ary rehefa mitombo tanteraka ny ota, dia miteraka fahafatesana. BSB BSB: Then after desire has conceived, it gives birth to sin; and sin, when it is full-grown, gives birth to death.
16 ULB Aza mety ho fitahina, ry rahalahy malalako. BSB BSB: Do not be deceived, my beloved brothers.
17 ULB Ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra dia avy any ambony. Izany dia midina avy amin'ny Rain'ny fahazavana. Miaraka aminy dia tsy misy fiovana na aloka nohon'ny fiodinana. BSB BSB: Every good and perfect gift is from above, coming down from the Father of the heavenly lights, with whom there is no change or shifting shadow.
18 ULB Andriamanitra dia nisafidy ny hanome fahaterahana antsika amin'ny tenin'ny fahamarinana, mba ho karazana voaloham-bokatr'ireo zavatra rehetra izay noforoniny isika. BSB BSB: He chose to give us birth through the word of truth, that we would be a kind of firstfruits of His creation.
19 ULB Fantatrareo izany, ry rahalahy malalako: aoka ny olona rehetra halaky hihaino, tsy hiteny haingana, ary tsy halaky ho tezitra. BSB BSB: My beloved brothers, understand this: Everyone should be quick to listen, slow to speak, and slow to anger,
20 ULB Fa ny hatezeran'ny olona dia tsy ahefana ny fahamarinan'Andriamanitra. BSB BSB: for man’s anger does not bring about the righteousness that God desires.
21 ULB Koa esory ny fahalotoana rehetra sy ny faharatsiana rehetra. Amim-panetre-tena dia raiso ny teny efa napetraka, izay afaka mamonjy ny fanahinareo. BSB BSB: Therefore, get rid of all moral filth and every expression of evil, and humbly accept the word planted in you, which can save your souls.
22 ULB Aoka ho mpankatoa ny teny ianareo fa tsy mpihaino fotsiny ihany, ka mamitaka ny tenanareo. BSB BSB: Be doers of the word, and not hearers only. Otherwise, you are deceiving yourselves.
23 ULB Fa raha misy mpihaino ny teny nefa tsy mpankatoa, dia tahaka ny olona izay mandinika ny tarehiny voajanahary anaty fitaratra izy. BSB BSB: For anyone who hears the word but does not carry it out is like a man who looks at his face in a mirror,
24 ULB Mandinika ny tenany izy ka mandeha avy eo ary manadino avy hatrany ny momba azy. BSB BSB: and after observing himself goes away and immediately forgets what he looks like.
25 ULB Fa ny olona izay mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahana tonga lafatra, sy manohy manao izany, fa tsy hoe mpihaino fotsiny izay manadino, dia ho tahiana amin'ireo asany izany olona izany. BSB BSB: But the one who looks intently into the perfect law of freedom, and continues to do so—not being a forgetful hearer, but an effective doer—he will be blessed in what he does.
26 ULB Raha misy mihevi-tena ho mpivavaka, nefa tsy mifehy ny lelany, dia mamitaka ny fony izy, ary tsy misy vidiny ny fivavahany. BSB BSB: If anyone considers himself religious and yet does not bridle his tongue, he deceives his heart and his religion is worthless.
27 ULB Ny fivavahana madio sy tsy misy pentina eo anoloan' Andriamanintsika sy ny Raintsika dia izao: hanampy ireo kamboty sy ireo mpitondratena amin'ny fahorian'izy ireo, ary miaro ny tena mba tsy hisy pentina avy amin'izao tontolo izao. BSB BSB: Pure and undefiled religion before our God and Father is this: to care for orphans and widows in their distress, and to keep oneself from being polluted by the world.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.