1 ULB Ry rahalahiko, aza mihazona ny finoana an'i Tompontsika Jesosy Kristy, Ilay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiagarana amin'ny olona sasany. BSB BSB: My brothers, as you hold out your faith in our glorious Lord Jesus Christ, do not show favoritism.
2 ULB Ataovy hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo manao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lehilahy mahantra ihany koa miditra manao akanjo maloto. BSB BSB: Suppose a man comes into your meeting wearing a gold ring and fine clothes, and a poor man in shabby clothes also comes in.
3 ULB Raha mijery ilay olona miakanjo tsara ianao ary miteny hoe: "Azafady mitoera eto amin'ny toerana tsara," fa hiteny amin'ilay lehilahy mahantra kosa hoe: "Mitsangàna ianao ery," na hoe: "Mipetraha eto an-tongotro," BSB BSB: If you lavish attention on the man in fine clothes and say, “Here is a seat of honor,” but say to the poor man, “You must stand” or “Sit at my feet,”
4 ULB moa tsy mifampitsara aminareo ianareo? Moa tsy lasa mpitsara amin'ny eritreri-dratsy ianareo? BSB BSB: have you not discriminated among yourselves and become judges with evil thoughts?
5 ULB Mihainoa, ry rahalahy malalako, tsy efa nofidian' Andriamanitra ve ny mahantran'izao tontolo izao mba hanankarena amin'ny finoana sy mba ho mpandova ny fanajakana izay nampanantenainy ireo izay tia Azy? BSB BSB: Listen, my beloved brothers: Has not God chosen the poor of this world to be rich in faith and to inherit the kingdom He promised those who love Him?
6 ULB Fa ianareo dia nanala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo? Moa tsy ireo va no mitarika anareo ho eo amin'ny fitsarana? BSB BSB: But you have dishonored the poor. Is it not the rich who oppress you and drag you into court?
7 ULB Moa tsy izy ireo va no nanaratsy ny anarana tsara izay anareo? BSB BSB: Are they not the ones who blaspheme the noble name by which you have been called?
8 ULB Na izany aza, raha manatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka ianareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao," dia manao ny tsara ianareo. BSB BSB: If you really fulfill the royal law stated in Scripture, “Love your neighbor as yourself,” you are doing well.
9 ULB Fa raha manome sitraka ny olona sasany kosa ianareo, dia manota, ka voaheloka toy ny mpandika lalàna. BSB BSB: But if you show favoritism, you sin and are convicted by the law as transgressors.
10 ULB Fa na iza na iza mankatoa ny lalàna rehetra, kanefa lavo amin'ny lalana iray monja, dia ho meloka amin'ny lalàna rehetra. BSB BSB: Whoever keeps the whole law but stumbles at just one point is guilty of breaking all of it.
11 ULB Fa ilay niteny hoe: "Aza mijangajanga," dia niteny ihany koa hoe: "Aza mamono olona." Raha tsy mijangajanga ianareo, kanefa mamono olona, dia lasa mpandika lalàna. BSB BSB: For He who said, “Do not commit adultery,” also said, “Do not murder.” If you do not commit adultery, but do commit murder, you have become a lawbreaker.
12 ULB Noho izany mitenena sy manaova tahaka ireo izay ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafahana. BSB BSB: Speak and act as those who are going to be judged by the law that gives freedom.
13 ULB Fa ny fitsarana dia tonga tsy misy famindram-po amin'ireo izay tsy naneho famindram-po. Ary ny famindram-po dia mandresy ny fitsarana. BSB BSB: For judgment without mercy will be shown to anyone who has not been merciful. Mercy triumphs over judgment.
15 ULB Ataovy hoe misy rahalahy na anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro. BSB BSB: Suppose a brother or sister is without clothes and daily food.
16 ULB Ataovy hoe misy iray aminareo miteny amin'izy ireo hoe: "Mandehana am-piadanana, manaova mafana ary mivokisa." Raha tsy manome azy ireo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ianareo, inona no mahatsara izany? BSB BSB: If one of you tells him, “Go in peace; stay warm and well fed,” but does not provide for his physical needs, what good is that?
17 ULB Dia toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa izany, dia maty. BSB BSB: So too, faith by itself, if it does not result in action, is dead.
18 ULB Nefa mety misy olona miteny hoe: "Manam- pinoana ianao, ary izaho manan'asa." Asehoy ahy ny finoanao tsy misy asa, dia hasehoko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. BSB BSB: But someone will say, “You have faith and I have deeds.” Show me your faith without deeds, and I will show you my faith by my deeds.
20 ULB Tianareo ho fantatra ve, ry lehilahy adala, fa ny finonana tsy misy asa dia tsy misy ilaina azy? BSB BSB: O foolish man, do you want evidence that faith without deeds is worthless?
21 ULB Tsy tamin'ny asa koa ve no nanamarinana an'i Abrahama raintsika rehefa nanolotra an'Isaka zanany lahy teo amin'ny alitara izy? BSB BSB: Was not our father Abraham justified by what he did when he offered his son Isaac on the altar?
22 ULB Hitanao fa ny finoana dia niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa dia nivoatra tanteraka ny finoany. BSB BSB: You see that his faith was working with his actions, and his faith was perfected by what he did.
23 ULB Dia tanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina taminy ho fahamarinana izany," ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. BSB BSB: And the Scripture was fulfilled that says, “Abraham believed God, and it was credited to him as righteousness,” and he was called a friend of God.
25 ULB Toy izany koa, Rahaba mpivaro-tena tsy nohamarinina tamin'ny asa koa ve izy, rehefa nandray ireo iraka sy nandefa azy ireo tamin'ny lalan-kafa? BSB BSB: In the same way, was not even Rahab the prostitute justified by her actions when she welcomed the spies and sent them off on another route?
26 ULB Fa maty ny tena raha misaraka amin'ny fanahy, dia toy izany ihany koa, ny finoana tsy misy asa dia maty. BSB BSB: As the body without the spirit is dead, so faith without deeds is dead.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.