1 ULB Noho izany, aoka hitandrina tsara isika mba tsy hisy aminareo ny tsy afaka hahatratra ny teny fampanantenana navela ho anareo mba hidiranareo ao amin'ny fitsaharan'Andriamanitra. BSB BSB: Therefore, while the promise of entering His rest still stands, let us be careful that none of you be deemed to have fallen short of it.
2 ULB Fa isika dia nanambarana ny vaovao mahafaly tahaka azy ireo. Fa izany hafatra izany dia tsy nisy tombony ho an'ireo izay tsy nitambatra tao amin'ny finoana niaraka tamin'ireo izay nankatoa. ('Fanamarihana: ny dikanteny sasany dia mivaky toy izao: "Fa izany hafatra izany dia tsy nisy tombony ho an'ireo izay nandre azy tamin'ny tsy finoana.") BSB BSB: For we also received the good news just as they did; but the message they heard was of no value to them, since they did not share the faith of those who comprehended it.
3 ULB Fa isika izay nino dia ireo izay hiditra amin'izany fitsaharana izany, araka izay efa nolazainy hoe: "Tahaka ny nianianako tamin'ny fahatezerako, dia tsy hiditra velively ao amin'ny fitsaharako izy ireo." Fa na izany koa aza, ny asa famoronany dia vita tamin'ny fanorenana izao tontolo izao. BSB BSB: Now we who have believed enter that rest. As for the others, it is just as God has said: “So I swore on oath in My anger, ‘They shall never enter My rest.’” And yet His works have been finished since the foundation of the world.
4 ULB Fa izy niteny tany ho any momban'ny andro faha-fito hoe: "Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro faha-fito tamin'ny asany rehetra." BSB BSB: For somewhere He has spoken about the seventh day in this manner: “And on the seventh day God rested from all His works.”
5 ULB Ary mbola niteny indray izy hoe: "Izy ireo dia tsy hiditra velively ao amin'ny fitsaharako." BSB BSB: And again, as He says in the passage above: “They shall never enter My rest.”
6 ULB Noho izany, satria mbola voatokana ho an'ny sasany ny fidirana ao amin'ny fitsaharany, ary satria maro ireo Israelita nandre ny vaovao mahafaly tsy niditra tao nohon'ny tsy fankatoavana, BSB BSB: Since, then, it remains for some to enter His rest, and since those who formerly heard the good news did not enter because of their disobedience,
7 ULB dia nametraka andro iray indray nantsoina hoe: "Androany" Andriamanitra. Taorian'ny andro maro, dia niresaka tamin'ny alalan'i Davida Izy, toy izay voalaza mialoha hoe: "Anio raha mandre ny feony ianareo, dia aza manamafy ny fonareo." BSB BSB: God again designated a certain day as “Today,” when a long time later He spoke through David as was just stated: “Today, if you hear His voice, do not harden your hearts.”
8 ULB Fa raha Josoa no nanome fitsaharana azy ireo, dia tsy niresaka momban'ny andro iray hafa Andriamanitra. BSB BSB: For if Joshua had given them rest, God would not have spoken later about another day.
9 ULB Noho izany dia mbola misy sabata fitsaharana voatokana ho an'ny vahoakan' Andriamanitra. BSB BSB: There remains, then, a Sabbath rest for the people of God.
10 ULB Fa izay miditra ao amin'ny fitsaharan'Andriamanitra dia nitsahatra tamin'ny asany ihany koa, tahaka ny nataon'Andriamanitra tamin'ny Azy. BSB BSB: For whoever enters God’s rest also rests from his own work, just as God did from His.
11 ULB Noho izany aoka isika hazoto hiditra amin'izany fitsaharana izany, mba tsy hisy na iray aza ho tafalatsaka amin'ny karazana tsy fankatoavana izay nataon'izy ireo. BSB BSB: Let us, therefore, make every effort to enter that rest, so that no one will fall by following the same pattern of disobedience.
12 ULB Fa ny tenin'Andriamanitra dia velona sy mandaitra ary maranitra noho ny sabatra roa lela. Izany dia manindrona hatramin'ny fanasarahana ny aina amin'ny fanahy, sy ny tonona amin'ny tsoka mihintsy aza. Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy ireo fikasana. BSB BSB: For the word of God is living and active. Sharper than any double-edged sword, it pierces even to dividing soul and spirit, joints and marrow. It judges the thoughts and intentions of the heart.
13 ULB Tsy nisy famoronana niafina teo anatrehan'Andriamanitra. Fa kosa, ny zavatra rehetra dia miharihary sy misokatra eo imason'ilay iray izay tsy maintsy hampamoahintsika. BSB BSB: Nothing in all creation is hidden from God’s sight; everything is uncovered and exposed before the eyes of Him to whom we must give account.
14 ULB Noho izany, satria isika dia manana mpisoronabe lehibe izay lasa namaky ny lanitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, dia andeha isika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. BSB BSB: Therefore, since we have a great high priest who has passed through the heavens, Jesus the Son of God, let us hold firmly to what we profess.
16 ULB Aoka ary isika andeha amin'ny fahatokiana ho any amin'ny seza fiandrianan'ny fahasoavana, mba handraisantsika ny famindram-po sy hahita fahasoavana hanampy amin'ny fotoana ilàna izany. BSB BSB: Let us then approach the throne of grace with confidence, so that we may receive mercy and find grace to help us in our time of need.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.