1 ULB Fa ny mpisoronabe rehetra, voafidy avy tamin'ny olona, dia notendrena mba hiasa amin'ny anaran'ny olona amin'ireo zavatra mahakasika an' Andriamanitra, ka mba hanolorany fanomezana sy fanatitra ho an'ny ota. BSB BSB: Every high priest is appointed from among men to represent them in matters relating to God, to offer gifts and sacrifices for sins.
2 ULB Izy dia afaka mifanaraka mora amin'ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tenany ihany koa dia voadidin'ny fahalemena. BSB BSB: He is able to deal gently with those who are ignorant and misguided, since he himself is subject to weakness.
3 ULB Noho izany, izy ihany koa dia notakiana hanolotra sorona ho an'ireo otany manokana, tahaka ny nataony ho an'ireo otan'ny olona. BSB BSB: That is why he is obligated to offer sacrifices for his own sins, as well as for the sins of the people.
4 ULB Tsy ho an'ny tenany no handraisan'ny olona izany voninahitra izany. Fa kosa, izy dia nantsoin' Andriamanitra, tahaka an'i Arona. BSB BSB: No one takes this honor upon himself; he must be called by God, just as Aaron was.
5 ULB Dia toy izany, Kristy tsy mba nanome haja ny tenany mihintsy tamin'ny fanaovany ny tenany ho mpisoronabe. Fa kosa, ilay iray izay niresaka taminy niteny hoe: "Zanako Ianao; anio dia tonga Rainao Aho." BSB BSB: So also Christ did not take upon Himself the glory of becoming a high priest, but He was called by the One who said to Him: “You are My Son; today I have become Your Father.”
6 ULB Toy izany ihany koa no nolazainy tany amin'ny toeran-kafa hoe: "Ianao dia mpisorona mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka." BSB BSB: And in another passage God says: “You are a priest forever in the order of Melchizedek.”
7 ULB Nandritr'ireo andron'ny nofony, Kristy nanolotra vavaka sy fangatahana niaraka tamin'ny hiaka mafy sy ranomaso an'Andriamanitra, ilay iray izay afaka mamonjy Azy amin'ny fahafatesana. Re Izy nohon'ny fangorahany. BSB BSB: During the days of Jesus’ earthly life, He offered up prayers and petitions with loud cries and tears to the One who could save Him from death, and He was heard because of His reverence.
8 ULB Na dia zanaka aza Izy, dia nianatra fankatoavana tamin'ireo zavatra izay niaretany. BSB BSB: Although He was a Son, He learned obedience from what He suffered.
9 ULB Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga, ho an'ny olona rehetra izay mankatoa Azy, ilay loharanon'ny famonjena mandrakizay. BSB BSB: And having been made perfect, He became the source of eternal salvation to all who obey Him
10 ULB Dia notendren' Andriamanitra tahaka ny mpisoronabe Izy araka ny fomban'i Melkizedeka. BSB BSB: and was designated by God as high priest in the order of Melchizedek.
11 ULB Manan-kambara betsaka momban'i Jesosy izahay, fa sarotra ny manazava izany hatramin'ny naha-lalindalovana ny fandrenesanareo. BSB BSB: We have much to say about this, but it is hard to explain, because you are dull of hearing.
12 ULB Fa amin'izao fotoana izao dia tokony ho mpampianatra ianareo, ianareo dia mbola mila olona hampianatra anareo ireo fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilainareo, fa tsy ventin-tsakafo! BSB BSB: Although by this time you ought to be teachers, you need someone to reteach you the basic principles of God’s word. You need milk, not solid food!
13 ULB Fa ny olona izay misotro ronono fotsiny dia tsy ampy traikefa amin'ny hafatry ny fahamarinana, satria izy dia mbola zaza kely. BSB BSB: For everyone who lives on milk is still an infant, inexperienced in the message of righteousness.
14 ULB Fa ny ventin-tsakafo dia ho an'ireo lehibe. Ireo dia izay voahofana tamin'ny fanavahana ny tsara amin'ny ratsy ny fahatakarany noho'ny fahamatoran'izy ireo. BSB BSB: But solid food is for the mature, who by constant use have trained their senses to distinguish good from evil.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.