1 ULB Noho izany, andeha havelantsika ny fiantombohan'ny hafatr'i Kristy ka handroso amin'ny fahamatorana. Andeha isika tsy hametraka indray ny fototry ny fibebahana nohon'ny asan'ny maty sy ny finoana an'Andriamanitra, BSB BSB: Therefore let us leave the elementary teachings about Christ and go on to maturity, not laying again the foundation of repentance from dead works, and of faith in God,
2 ULB na ny fototry ny fampianarana momban'ny batisa, ny fametrahan-tanana, ny fitsanganan'ireo olona maty, ary ny fitsarana mandrakizay. BSB BSB: instruction about baptisms, the laying on of hands, the resurrection of the dead, and eternal judgment.
3 ULB Hanao izany ihany koa isika raha avelan'Andriamanitra. BSB BSB: And this we will do, if God permits.
5 ULB ary izay nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ireo herin'ny vanim-potoana ho avy, BSB BSB: who have tasted the goodness of the word of God and the powers of the coming age—
6 ULB saingy avy eo dia lavo—tsy hay atao ny mamerina azy ireo amin'ny fibebahana indray. Izany dia satria nomboan'izy ireo ho an'ny tenan'izy ireo indray ny Zanak'Andriamanitra, ary nalainy baraka ampahibemaso. BSB BSB: and then have fallen away—to be restored to repentance, because they themselves are crucifying the Son of God all over again and subjecting Him to open shame.
7 ULB Fa ny tany izay mitroka ny orana mateti-piavy amin'izany, sy izay mamokatra ireo zava-maniry ilain'ireo olona izay niasana ny tany—io no tany izay mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. BSB BSB: For land that drinks in the rain often falling on it and that produces a crop useful to those for whom it is tended receives the blessing of God.
8 ULB Fa raha mamokatra tsilo izany, dia tsy misy ilàna azy ary efa akaikin'ny fanozonana. Ny fiafaran'izany dia amin'ny firehetana. BSB BSB: But land that produces thorns and thistles is worthless, and its curse is imminent. In the end it will be burned.
9 ULB Fa izahay dia resy lahatra ny amin'ireo zavatra tsara kokoa momba anareo, ry malala, zavatra izay mahakasika ny famonjena, na dia miteny tahaka izany aza izahay. BSB BSB: Even though we speak like this, beloved, we are convinced of better things in your case—things that accompany salvation.
10 ULB Fa Andriamanitra dia tsy mba tsy marina ka hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo nohon'ny anarany, satria ianareo dia nanompo ireo mpino ary mbola manompo azy ireo hatrany. BSB BSB: For God is not unjust. He will not forget your work and the love you have shown for His name as you have ministered to the saints and continue to do so.
11 ULB Maniry mafy izahay mba haneho fahazotoana tahaka izany hatramin'ny farany ny tsirairay aminareo ho an'ny antoky ny fahatokiana feno. BSB BSB: We want each of you to show this same diligence to the very end, in order to make your hope sure.
12 ULB Izany dia mba tsy ho lasa kamo ianareo, fa ho mpaka-tahaka an'ireo izay mandova ireo fampanantenana amin'ny finoana sy faharetana. BSB BSB: Then you will not be sluggish, but will imitate those who through faith and patience inherit what has been promised.
13 ULB Fa tamin'Andriamanitra nanao ny fampanantenany tamin'i Abrahama, dia nianiana tamin'ny Tenany Izy, rehefa tsy afaka nianiana tamin'ny olona lehibe kokoa. BSB BSB: When God made His promise to Abraham, since He had no one greater to swear by, He swore by Himself,
14 ULB Hoy Izy hoe: "Izaho dia hitahy anao tokoa, ary tena hahamaro anao." BSB BSB: saying, “I will surely bless you and multiply your descendants.”
15 ULB Tamin'izany fomba izany, dia nahazo izay nampanantenaina taorian'ny niandrasany tamim-paharetana Abrahama. BSB BSB: And so Abraham, after waiting patiently, obtained the promise.
16 ULB Fa ny olona dia mianiana amin'ny olona izay lehibe kokoa noho ny tenan'izy ireo. Isakin'ny tapitra ny fifamalian'izy ireo, dia misy voady iray natao ho fanamafisana. BSB BSB: Men swear by someone greater than themselves, and their oath serves as a confirmation to end all argument.
17 ULB Rehefa nanapa-kevitra ny hampiseho mazava kokoa tamin'ireo mpandovan'ny fampanantenana ny tsy fiovan'ny kalitaon'ny tanjony Andriamanitra, dia nomeny antoka tamin'ny voady izany. BSB BSB: So when God wanted to make the unchanging nature of His purpose very clear to the heirs of the promise, He guaranteed it with an oath.
18 ULB Nataony izany mba ho amin'ny alalan'ny zavatra tsy azo ovaina anankiroa— izay tsy hain'Andriamanitra ny mandainga amin'izany—dia hanana fampaherezana matanjaka mba hihazonana mafy ny fahatokiana izay napetraka teo anoloantsika, isika, izay nandositra mba hanana fialofana. BSB BSB: Thus by two unchangeable things in which it is impossible for God to lie, we who have fled to take hold of the hope set before us may be strongly encouraged.
19 ULB Manana izany toky izany isika ho aro sy vatofantsika azo hiankinana ho an'ny fanahintsika, fahatokiana izay miditra ao amin'ny fitoerana anatiny ao ambadiky ny lamba. BSB BSB: We have this hope as an anchor for the soul, firm and secure. It enters the inner sanctuary behind the curtain,
20 ULB Jesosy niditra tao amin'izany fitoerana izany toy ny mpialoha lalana ho antsika, ka tonga mpisoronabe mandrakizay manaraka ny fomban'i Melkizedeka. BSB BSB: where Jesus our forerunner has entered on our behalf. He has become a high priest forever in the order of Melchizedek.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.