1 ULB Melkizedeka izany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra, izay nifanena tamin'i Abrahama rehefa niverina avy nandresy ireo mpanjaka ary nitahy azy. BSB BSB: This Melchizedek was king of Salem and priest of God Most High. He met Abraham returning from the slaughter of the kings and blessed him,
2 ULB Izy no nomen'i Abrahama ny ampahafolon'ny zavatra rehetra. Ny anarany hoe "Melkizedeka" dia midika hoe "mpanjakan'ny fahamarinana." Ny anarany hafa dia "mpanjakan'i Salema," izany dia: "mpanjakan'ny fiadanana." BSB BSB: and Abraham apportioned to him a tenth of everything. First, his name means “king of righteousness.” Then also, “king of Salem” means “king of peace.”
3 ULB Izy dia tsy manan-dray, tsy manan-dreny, tsy manana razambe, ary tsy manana fiantombohan'ireo andro sady tsy manana fiafaran'ny fiainana. Fa kosa, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mitoetra ho mpisorona mandrakizay. BSB BSB: Without father or mother or genealogy, without beginning of days or end of life, like the Son of God, he remains a priest for all time.
4 ULB Jereo ny halehiben'io lehilahy io. Ny razambentsika Abrahama dia nanome ny ampahafolon'ireo zavatra izay azony tamin'ny ady. BSB BSB: Consider how great Melchizedek was: Even the patriarch Abraham gave him a tenth of the plunder.
5 ULB Amin'ny lafiny iray, ireo zanaka lahin'i Levy izay mandray ny fisoronana dia manana baiko avy amin'ny lalàna mba hanangona ny ampahafolon-karena avy any amin'ireo olona, izany dia, avy amin'ireo rahalahin'izy ireo, na izany aza izy ireo, ihany koa, dia avy amin'ny vatan'i Abrahama. BSB BSB: Now the law commands the sons of Levi who become priests to collect a tenth from the people—that is, from their brothers—though they too are descended from Abraham.
6 ULB Fa amin'ny lafiny iray, Melkizedeka, izay tsy voasoritra avy amin'izy ireo ny taranany, dia nandray ampahafolon-karena avy amin'i Abrahama, ary nanome tso-drano azy, ilay iray izay nanana ireo fampanantenana. BSB BSB: But Melchizedek, who did not trace his descent from Levi, collected a tenth from Abraham and blessed him who had the promises.
7 ULB Tsy misy fandavana fa ny olona ambany indrindra dia omen'ny olona ambony indrindra tso-drano. BSB BSB: And indisputably, the lesser is blessed by the greater.
8 ULB Amin'izany tranga izany, ny olona mety maty dia mandray ampahafolon-karena, fa amin'ity tranga ity dia voaporofo fa mbola velona izy. BSB BSB: In the case of the Levites, mortal men collect the tenth; but in the case of Melchizedek, it is affirmed that he lives on.
9 ULB Ary, amin'ny fomba firesaka, Levy, izay nandray ampahafolon-karena, dia nandoa ampahafolon-karena tamin'ny alalan'i Abrahama ihany koa, BSB BSB: And so to speak, Levi, who collects the tenth, paid the tenth through Abraham.
10 ULB satria Levy dia tao anatin'ny tenan'ny razambeny rehefa nihaona tamin'i Abrahama i Melkizedeka. BSB BSB: For when Melchizedek met Abraham, Levi was still in the loin of his ancestor.
11 ULB Ankehitriny raha azo atao amin'ny alalan'ny fisoronana levitika ny fahatanterahana (fa tao ambanin'izany ny olona no nandray ny lalàna), dia filàna bebe kokoa inona no mety nisy ho an'ny mpisorona hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkizedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona? BSB BSB: Now if perfection could have been attained through the Levitical priesthood (for on this basis the people received the law), why was there still need for another priest to appear—one in the order of Melchizedek and not in the order of Aaron?
12 ULB Fa rehefa novàna ny fisoronana, dia tsy maintsy hovàna ihany koa ny lalàna. BSB BSB: For when the priesthood is changed, the law must be changed as well.
13 ULB Fa ilay iray izay nilazana ny momban'ireo zavatra ireo dia an'ny foko hafa, izay tsy misy olona manompo eo amin'ny alitara mihintsy. BSB BSB: He of whom these things are said belonged to a different tribe, from which no one has ever served at the altar.
15 ULB Izay lazaintsika dia efa mazava kokoa raha misy mpisorona hafa mitsangana amin'ny endrik'i Melkizedeka. BSB BSB: And this point is even more clear if another priest like Melchizedek appears,
16 ULB Tsy avy tamin'ny fototry ny lalànan'ny taranaky ny nofo no nahatonga azy ho mpisorona, fa kosa avy tamin'ny fototry ny herin'ny fiainana tsy mety levona. BSB BSB: one who has become a priest not by a law of succession, but by the power of an indestructible life.
17 ULB Fa ny Soratra Masina dia mijoro vavolombelona momba azy hoe: "Ianao dia mpisorona mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka. BSB BSB: For it is testified: “You are a priest forever in the order of Melchizedek.”
18 ULB Fa nisy fanafoanana ny didy teo aloha satria nalemy sy tsy nisy dikany izany. BSB BSB: So the former commandment is set aside because it was weak and useless
19 ULB Fa tsy nisy zavatra nataon'ny lalàna tonga lafatra. Kanefa, misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokoa ho an'ny ho avy izay hanatonantsika an'Andriamanitra. BSB BSB: (for the law made nothing perfect), and a better hope is introduced, by which we draw near to God.
20 ULB Tsy nitranga izany raha tsy nisy ny fandraisana fianianana. Amin'ny lafiny iray, ireo hafa ireo dia tonga mpisorona tsy nila fianianana. BSB BSB: And none of this happened without an oath. For others became priests without an oath,
21 ULB Fa amin'ny lafiny iray hafa, ity iray ity, Jesosy, dia tonga mpisorona tamin'ny alalan'ny fianianana nataon'ilay nilaza taminy hoe: "Ny Tompo dia nianiana ary tsy hiova amin'ny heviny hoe: 'Ianao dia mpisorona mandrakizay.'" BSB BSB: but Jesus became a priest with an oath by the One who said to Him: “The Lord has sworn and will not change His mind: ‘You are a priest forever.’”
22 ULB Tamin'ny alalan'izany ihany koa Jesosy no nanome antoka ny fanekem-pihavanana tsara kokoa. BSB BSB: Because of this oath, Jesus has become the guarantee of a better covenant.
23 ULB Amin'ny lafiny iray, maro no tonga mpisorona satria ny fahafatesana no manakana azy ireo hanohy. BSB BSB: Now there have been many other priests, since death prevented them from continuing in office.
24 ULB Amin'ny lafiny iray hafa, satria Jesosy mitoetra mandrakizay, dia manana fisoronana mandrakizay izy. BSB BSB: But because Jesus lives forever, He has a permanent priesthood.
25 ULB Noho izany izy ihany koa dia afaka mamonjy tanteraka ireo izay manatona an'Andriamanitra amin'ny alalany, satria izy dia miaina foana mba hanelanelana ho azy ireo. BSB BSB: Therefore He is able to save completely those who draw near to God through Him, since He always lives to intercede for them.
26 ULB Fa ny mpisoronabe tahaka izany dia mety ho antsika. Izy dia tsy manam-pahotana, tsy manan-tsiny, madio, nosarahana tamin'ireo mpanota, ary tonga ambony noho ireo lanitra. BSB BSB: Such a high priest truly befits us—One who is holy, innocent, undefiled, set apart from sinners, and exalted above the heavens.
27 ULB Tsy mila izy, tsy tahaka ireo mpisoronabe, hanolotra sorona isan'andro, ny voalohany ho an'ireo fahotany manokana, ary avy eo ho an'ireo fahotan'ny olona. Efa nanao izany indray mandeha ho an'ny rehetra izy, rehefa nanolotra ny tenany. BSB BSB: Unlike the other high priests, He does not need to offer daily sacrifices, first for His own sins and then for the sins of the people; He sacrificed for sin once for all when He offered up Himself.
28 ULB Fa ny lalàna manondro ny olona izay manana fahalemena ho mpisoronabe. Fa ny tenin'ny fianianana, izay tonga taorian'ny lalàna, dia nanendry Zanaka lahy, izay natao tonga lafatra mandrakizay. BSB BSB: For the law appoints as high priests men who are weak; but the oath, which came after the law, appointed the Son, who has been made perfect forever.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.