1 ULB Ary ny fototry ny zavatra lazainay dia izao: Isika dia manana mpisoronabe izay nipetraka teo an-tanan'ankavanan'ny seza fiandrianan'ilay be Voninahitra any an-danitra. BSB BSB: The point of what we are saying is this: We do have such a high priest, who sat down at the right hand of the throne of the Majesty in heaven,
2 ULB Izy dia mpanompo ao amin'ny toerana masina, ilay tabernakely marina izay ny Tompo, fa tsy ny olona, no nanorina azy. BSB BSB: and who ministers in the sanctuary and true tabernacle set up by the Lord, not by man.
3 ULB Fa ny mpisoronabe rehetra dia notendrena hanolotra fanomezana sy sorona. Noho izany dia ilaina ny manana zavatra ho atolotra. BSB BSB: And since every high priest is appointed to offer both gifts and sacrifices, it was necessary for this One also to have something to offer.
4 ULB Ary raha teto an-tany Kristy, dia tsy ho mpisorona akory Izy, satria misy ireo izay manolotra fanomezana araka ny lalàna. BSB BSB: Now if He were on earth, He would not be a priest, since there are already priests who offer gifts according to the law.
5 ULB Izy ireo dia manompo ao amin'ny tabernakely izay tandindona sy aloky ny zavatra any an-danitra. Izany dia toy ny nampitandreman' Andriamanitra an'i Mosesy raha izy handeha hanamboatra tabernakely: hoy Andriamanitra hoe: "Jereo mba ho ataonao araka ny modely izay efa naseho anao teny an-tendrombohitra ny zavatra rehetra." BSB BSB: The place where they serve is a copy and shadow of what is in heaven. This is why Moses was warned when he was about to build the tabernacle: “See to it that you make everything according to the pattern shown you on the mountain.”
6 ULB Fa ankehitriny Kristy dia nandray asa fanompoana tsara lavitra. Izany dia noho izy mpanelanelana ihany koa amin'ny fanekena tsara kokoa, izay mifototra amin'ny fampanantenana tsara kokoa. BSB BSB: Now, however, Jesus has received a much more excellent ministry, just as the covenant He mediates is better and is founded on better promises.
7 ULB Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy nisy nilana fanekena faharoa. BSB BSB: For if that first covenant had been without fault, no place would have been sought for a second.
9 ULB Dia tsy ho toy ny fanekena izay nataoko niaraka tamin'ny razan'izy ireo tamin'ny andro izay nitondrako azy ireo tamin'ny tanany hiala avy tamin'ny tany Egypta izany. Fa izy ireo dia tsy nitoetra tao amin'ny fanekeko, ary Izaho tsy niraharaha azy ireo—hoy ny Tompo. BSB BSB: It will not be like the covenant I made with their fathers when I took them by the hand to lead them out of the land of Egypt, because they did not abide by My covenant, and I disregarded them, declares the Lord.
10 ULB Fa izao no fanekena izay ho hataoko amin'ny olon'Israely aorian'ireny andro ireny—hoy ny Tompo. Hataoko ao an-tsain'izy ireo ny lalàko, ary ho soratako ao am-pon'izy ireo ihany koa izany. Ho Andriamanitr'izy ireo Aho, ary izy ireo ho oloko. BSB BSB: For this is the covenant I will make with the house of Israel after those days, declares the Lord. I will put My laws in their minds and inscribe them on their hearts. And I will be their God, and they will be My people.
11 ULB Izy ireo dia tsy hampianatra ny mpiara-monina ary ny rahalahiny avy, hiteny hoe: 'Fantaro ny Tompo.' Fa hahafantatra Ahy ny rehetra, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra amin'izy ireo. BSB BSB: No longer will each one teach his neighbor or his brother, saying, ‘Know the Lord,’ because they will all know Me, from the least of them to the greatest.
12 ULB Fa Izaho dia hamindra fo amin'ny tsy fahamarinan'izy ireo, ary tsy hahatsiaro ireo fahotany intsony." BSB BSB: For I will forgive their iniquities and will remember their sins no more.”
13 ULB Amin'ny fitenenana hoe "vaovao", dia nanao ny fanekena voalohany ho taloha izy, ary izay efa lany andro sy antitra dia efa akaiky ho levona. BSB BSB: By speaking of a new covenant, He has made the first one obsolete; and what is obsolete and aging will soon disappear.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.