1 ULB Israely dia voaloboka mandrobona izay mamokatra ny voany. Araka ny nitomboan'ny voany, no habetsaky ny alitara nataony. Araka ny namokaran'ny taniny maro, no nanatsarany ireo andrim-batony. BSB BSB: Israel was a luxuriant vine, yielding fruit for himself. The more his fruit increased, the more he increased the altars. The better his land produced, the better he made the sacred pillars.
2 ULB Mamitaka ny fon'izy ireo; ankehitriny dia tsy maintsy hibaby ny helony izy ireo. Ho arodan'i Yaveh ny alitaran'izy ireo; ho ravainy ireo andrim-batony. BSB BSB: Their hearts are devious; now they must bear their guilt. The LORD will break down their altars and demolish their sacred pillars.
3 ULB Fa hilaza izy ireo hoe: "Tsy manana mpanjaka isika, satria isika tsy natahotra an'i Yaveh, ary ny mpanjaka—inona no mety ho ataony amintsika?" BSB BSB: Surely now they will say, “We have no king, for we do not revere the LORD. What can a king do for us?”
4 ULB Niteniteny foana izy ireo ary nanao fanekena tamin'ny fianianan-tsy to. Koa nitsimoka tahaka ny ahi-dratsy misy poizina eny am-bavasa eny an-tsaha ny rariny. BSB BSB: They speak mere words; with false oaths they make covenants. So judgment springs up like poisonous weeds in the furrows of a field.
5 ULB Ny mponin'i Samaria dia hatahotra noho ireo ombivavin'i Betavena. Nisaona teo amin'izy ireo ny vahoakany, tahaka ny nataon'ireo mpisorona mpanompo sampy izay efa niravoravo teo amin'izy ireo sy ny famirapiratan'izy ireo, saingy tsy any intsony izy ireo. BSB BSB: The people of Samaria will fear for the calf of Beth-aven. Indeed, its people will mourn over it with its idolatrous priests—those who rejoiced in its glory—for it has been taken from them into exile.
6 ULB Ho entina any Asyria ho fanomezana ho an'ny mpanjaka lehibe izy ireo. Ho afa-baraka Efraima, ary ho menatra amin'ireo sampiny Israely. BSB BSB: Yes, it will be carried to Assyria as tribute to the great king. Ephraim will be seized with shame; Israel will be ashamed of its wooden idols.
7 ULB Ho rava tahaka ny tapa-kazo eo ambony rano ny mpanjakan'i Samaria. BSB BSB: Samaria will be carried off with her king like a twig on the surface of the water.
8 ULB Ho rava ny toerana avon'ny faharatsiana rehetra. Izany no fahotan'Israely! Ny tsilo sy ny ahitra dia hitombo eo amin'ny alitaran'izy ireo. Hilaza amin'ny tendrombohitra ny vahoaka hoe: "Sarony izahay!" ary amin'ny havoana hoe: "Mianjerà aminay!" BSB BSB: The high places of Aven will be destroyed—it is the sin of Israel; thorns and thistles will overgrow their altars. Then they will say to the mountains, “Cover us!” and to the hills, “Fall on us!”
9 ULB "Ry Israely, efa hatramin'ny andron'i Gibea ianao no nanota; tany ianao no nitoetra. Tsy hahatratra ireo zanaky ny ratsy ao Gibea ve ny ady? BSB BSB: Since the days of Gibeah you have sinned, O Israel, and there you have remained. Did not the battle in Gibeah overtake the sons of iniquity?
10 ULB Raha sitrako izany, dia hanafay azy ireo Aho. Hiaraka hivondrona hanohitra azy ireo ny firenena ary hametraka azy ireo amin'ny fatotra noho ny helok'izy ireo misosona. BSB BSB: I will chasten them when I please; nations will be gathered against them to put them in bondage for their double transgression.
11 ULB Efraima dia omby vavy kely voafolaka izay tia mively vary, koa hanisy zioga eo amin'ny vozony tsara tarehy Aho. Hanisy zioga eo amin'i Efraima Aho; hiasa tany i Joda; Jakoba ihany no hisintona ny fandravonana. BSB BSB: Ephraim is a well-trained heifer that loves to thresh; but I will place a yoke on her fair neck. I will harness Ephraim, Judah will plow, and Jacob will break the hard ground.
12 ULB Mamafaza fahamarinana ho an'ny tenanareo, ary jinjao ny Mamafaza fahamarinana ho an'ny tenanareo, ary jinjao ny voakatry ny tsy fivadiham-panekena. Vakio ny tany mbola tsy nohasainareo, fa fotoana hitadiavana an'i Yaveh izao, mandram-piaviny sy handatsahany fahamarinana eo aminareo. BSB BSB: Sow for yourselves righteousness and reap the fruit of loving devotion; break up your unplowed ground. For it is time to seek the LORD until He comes and sends righteousness upon you like rain.
13 ULB Efa namboly faharatsiana ianareo; dia nijinja ny tsy rariny. Efa nihinana ny voan'ny fitaka ianareo satria nahatoky ireo paikadinareo sy ireo miaramilanareo maro. BSB BSB: You have plowed wickedness and reaped injustice; you have eaten the fruit of lies. Because you have trusted in your own way and in the multitude of your mighty men,
14 ULB Koa hisy tabataban'ady eo amin'ireo vahoakanao, ary ho rava ireo tanànanao voaaro mafy rehetra. Ho tahaka an'i Bet-arbela noravan'i Salamana tamin'ny andron'ny ady izany, rehefa torotoro niaraka tamin'ireo zanany ireo reny. BSB BSB: the roar of battle will rise against your people, so that all your fortresses will be demolished as Shalman devastated Beth-arbel in the day of battle, when mothers were dashed to pieces along with their children.
15 ULB Ka hiseho aminao izany, ry Betela, noho ny halehiben'ny faharatsianao. Vao maraina no hanesorana tanteraka ny mpanjakan'Israely." BSB BSB: Thus it will be done to you, O Bethel, because of your great wickedness. When the day dawns, the king of Israel will be utterly cut off.