2 ULB Arakaraka ny niantsoana azy ireo, no nanalaviran'izy ireo Ahy. Ary nanao sorona ho an'i Bala sy nandoro ny ditin-kazo manitra ho an'ny sampy izy ireo. BSB BSB: But the more I called Israel, the farther they departed from Me. They sacrificed to the Baals and burned incense to carved images.
3 ULB Kanefa Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha. Izaho no nitrotro azy ireo teo amin'ny sandriny, saingy tsy fantatr'izy ireo fa nikarakara azy ireo Aho. BSB BSB: It was I who taught Ephraim to walk, taking them by the arms, but they never realized that it was I who healed them.
4 ULB Tamin'ny kofehin'ny maha-olombelona no nitarihiko azy ireo, tamin'ny fatoran'ny fitiavana. Tahaka ny olona izay nanamaivana ny zioga teo amin'ny valanoranon'izy ireo Aho, ary niondrika teo amin'izy ireo Aho ka namahana azy ireo. BSB BSB: I led them with cords of kindness, with ropes of love; I lifted the yoke from their necks and bent down to feed them.
5 ULB Tsy hiverina any amin'ny tanin'i Egypta ve izy ireo? Tsy hanapaka eo amin'izy ireo ve Asyria satria mandà ny hiverina amiko izy ireo? BSB BSB: Will they not return to the land of Egypt and be ruled by Assyria because they refused to repent?
6 ULB Hilatsaka amin'ny tanànan'izy ireo ny sabatra ary hamotika ny hidin'ny vavahadiny; handrava azy ireo izany noho ny tetik'izy ireo ihany. BSB BSB: A sword will flash through their cities; it will destroy the bars of their gates and consume them in their own plans.
7 ULB Nanapa-kevitra ny hiala amiko ny oloko. Na dia miantso Ilay Avo Indrindra aza izy ireo, dia tsy hisy na iray aza hanampy azy ireo. BSB BSB: My people are bent on turning from Me. Though they call to the Most High, He will by no means exalt them.
9 ULB Tsy hanatanteraka ny fahavinirako Aho; tsy handringana an'i Efraima intsony. Fa Andriamanitra Aho fa tsy olona; Izaho Ilay Masina eo aminareo, ary tsy ho avy amin'ny fahatezerana Aho. BSB BSB: I will not execute the full fury of My anger; I will not destroy Ephraim again. For I am God and not man—the Holy One among you—and I will not come in wrath.
10 ULB Hanaraka an'i Yaveh izy ireo; ary hierona tahaka ny liona Izy. Rehefa mierona Izy, dia ho avy am-pangovitana avy any andrefana ireo zanany. BSB BSB: They will walk after the LORD; He will roar like a lion. When He roars, His children will come trembling from the west.
11 ULB Ho avy am-pangovitana tahaka ny vorona avy any Egypta izy ireo, tahaka ny voromailala avy any amin'ny tanin'i Asyria. Hampitoeriko ao an-tranony izy ireo—izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: They will come trembling like birds from Egypt and like doves from the land of Assyria. Then I will settle them in their homes, declares the LORD.
12 ULB Hodidinin'i Efraima amin'ny lainga aho, ary ny taranak'Israely amin'ny fitaka. Kanefa Joda dia mbola miaraka amiko, Andriamanitra, ary mahatoky Ahy, ilay Iray Masina." BSB BSB: Ephraim surrounds Me with lies, the house of Israel with deceit; but Judah still walks with God and is faithful to the Holy One.