1 ULB Ry Israely, miverena amin'i Yaveh Andriamanitrao, fa lavo tamin'ny helokao ianao. BSB BSB: Return, O Israel, to the LORD your God, for you have stumbled by your iniquity.
2 ULB Mitondrà teny ary miverena amin'i Yaveh. Lazao Azy hoe: "Alao ny helokay rehetra ary ekeo izay tsara, mba ho afaka hanolotra ny vokatry ny molotray ho Anao izahay. BSB BSB: Bring your confessions and return to the LORD. Say to Him: “Take away all our iniquity and receive us graciously, that we may present the fruit of our lips.
3 ULB Asyria dia tsy hanavotra antsika; tsy hitaingin-tsoavaly ho any amin'ny ady isika. Na hiteny amin'ny asan'ny tanantsika intsony hoe: 'andriamanitray ianao,' fa ao Aminao ny kamboty no mahazo fangoraham-po." BSB BSB: Assyria will not save us, nor will we ride on horses. We will never again say, ‘Our gods!’ to the work of our own hands. For in You the fatherless find compassion.”
4 ULB Hanasitrana ny fivadihan'izy ireo Aho; hitia malalaka azy ireo Aho, fa hiala aminy ny hatezerako. BSB BSB: I will heal their apostasy; I will freely love them, for My anger has turned away from them.
5 ULB Ho tahaka ny ando Aho amin'Israely; hamony tahaka ny lilia sy hamaka tahaka ny sedera ao Libanona izy. BSB BSB: I will be like the dew to Israel; he will blossom like the lily and take root like the cedars of Lebanon.
6 ULB Hisandrahaka ireo sampany; ho tahaka ireo hazon'oliva ny hatsaràny, ary ny hanitra mameroverony dia tahaka ireo sedera ao Libanona. BSB BSB: His shoots will sprout, and his splendor will be like the olive tree, his fragrance like the cedars of Lebanon.
7 ULB Ny olona izay monina ao amin'ny alony dia hiverina; ho velombelona tahaka ny voa indray izy ireo ary hitsimoka tahaka ny voaloboka. Ho tahaka ny divain'i Libanona ny lazany. BSB BSB: They will return and dwell in his shade; they will grow grain and blossom like the vine. His renown will be like the wine of Lebanon.
8 ULB Ry Efraima, inona ihany koa no mbola azoko ataoko amin'ny sampy? Hamaly azy Aho ary hikarakara azy. Tahaka ny kypreso izay maitso ravina mandrakariva Aho; avy Amiko no hitsirian'ny voanao." BSB BSB: O Ephraim, what have I to do anymore with idols? It is I who answer and watch over him. I am like a flourishing cypress; your fruit comes from Me.
9 ULB Iza no hendry ka hahatakatra ireo zavatra ireo? Iza no mahatakatra ireo zavatra ireo ka hahalala azy ireo izy? Fa mahitsy ireo lalan'i Yaveh, ary ny marina dia handeha amin'ireo, fa ny mpikomy ho tafintohina amin'ireo. BSB BSB: Whoever is wise, let him understand these things; whoever is discerning, let him know them. For the ways of the LORD are right, and the righteous walk in them but the rebellious stumble in them.