1 ULB "Ametraho anjomara eo amin'ny molotrao! Misy voromahery tonga eo amin'ny tranon'i Yaveh satria nandika ny fanekeko sy nikomy nanohitra ny lalàko ny olona. BSB BSB: Put the ram’s horn to your lips! An eagle looms over the house of the LORD, because the people have transgressed My covenant and rebelled against My law.
2 ULB Mitaraina Amiko izy ireo hoe: 'Ry Andriamanitro, izahay aty Israely dia mahafantatra Anao.' BSB BSB: Israel cries out to Me, “O our God, we know You!”
3 ULB Nefa Israely dia efa nanary izay tsara, ary ny fahavalo hanenjika azy. BSB BSB: But Israel has rejected good; an enemy will pursue him.
4 ULB Efa nametraka ireo mpanjaka izy ireo, nefa tsy avy tamiko. Efa nametraka andrian-dahy izy ireo, nefa tsy tamin'ny fahalalako. Tamin'ny volafotsiny sy ny volamenany no efa nanamboarany ny sampy ho an'ny tenany, nefa izany dia mba hamongorona azy ireo ihany." BSB BSB: They set up kings, but not by Me. They make princes, but without My approval. With their silver and gold they make themselves idols, to their own destruction.
5 ULB "Nolavina ny zanak'ombinao, ry Samaria. Mirehitra amin'ireo olona ireo ny fahatezerako. Fa mandra-pahoviana no hijanona ho meloka izy ireo? BSB BSB: He has rejected your calf, O Samaria. My anger burns against them. How long will they be incapable of innocence?
6 ULB Fa izany sampy izany dia avy tao Israely; ny mpiasa no nanao izany; tsy Andriamanitra izany! Ho tetitetehina ny zanak'ombin'i Samaria. BSB BSB: For this thing is from Israel—a craftsman made it, and it is not God. It will be broken to pieces, that calf of Samaria.
7 ULB Fa ny olona mamafy rivotra dia mijinja tadio. Tsy misy salohiny ny vary maniry eny an-tsaha; tsy misy ventiny ny vokatr'izany. Raha tonga matoy izany, dia handrapaka izany ny vahiny. BSB BSB: For they sow the wind, and they shall reap the whirlwind. There is no standing grain; what sprouts fails to yield flour. Even if it should produce, the foreigners would swallow it up.
8 ULB Dia voatelina Israely; ankehitriny mandainga eo amin'ireo firenena tahaka ny zavatra tsy misy ilàna azy izy ireo. BSB BSB: Israel is swallowed up! Now they are among the nations like a worthless vessel.
9 ULB Fa niakatra tany Asyria tahaka ny ampondra-dia mandeha irery izy ireo. Efa nanakarama mpitia ny tenany i Efraima. BSB BSB: For they have gone up to Assyria like a wild donkey on its own. Ephraim has hired lovers.
10 ULB Na dia efa nanakarama olon-tiana eo amin'ireo firenena aza izy ireo, ankehitriny dia hanangona azy ireo miaraka Aho. Hanomboka hihaosa izy ireo nohon'ny fampahorian'ny mpanjakan'ireo andrian-dahy. BSB BSB: Though they hire allies among the nations, I will now round them up, and they will begin to diminish under the oppression of the king of princes.
11 ULB Fa efa nampitombo ireo alitara ho an'ny fanatitra noho ny ota i Efraima, nefa efa lasa alitara ho amin'ny fanotana izany. BSB BSB: Though Ephraim multiplied the altars for sin, they became his altars for sinning.
12 ULB Afaka nanoratra ny lalàko indray alina ho azy ireo Aho, nefa izy ireo handray izany tahaka ny zavatra hafahafa aminy. BSB BSB: Though I wrote for them the great things of My law, they regarded them as something strange.
13 ULB Raha ny amin'ireo soron'ny fanatitro, dia manao sorona hena izy ireo ary mihinana izany, kanefa Izaho, Yaveh, dia tsy manaiky ireo. Ankehitriny hieritreritra ny momba ny helony Aho ary hanasazy ny amin'ny otany. Hiverina any Egypta izy ireo. BSB BSB: Though they offer sacrifices as gifts to Me, and though they eat the meat, the LORD does not accept them. Now He will remember their iniquity and punish their sins: They will return to Egypt.
14 ULB Israely dia efa nanadino Ahy, Mpanao azy, ary efa nanorina lapa. Efa nanamafy tanàna maro i Joda, nefa handefa afo eo amin'ireo tanànany Aho; handringana ireo fiarovany mafy izany. BSB BSB: Israel has forgotten his Maker and built palaces; Judah has multiplied its fortified cities. But I will send fire upon their cities, and it will consume their citadels.