1 ULB Hisy sampany hitsimoka avy amin'ny fototr'i Jese, ary hisy rantsana avy amin'ny fakany hitondra voany. BSB BSB: Then a shoot will spring up from the stump of Jesse, and a Branch from his roots will bear fruit.
2 ULB Hitoetra ao aminy ny Fanahin'i Yaveh, ilay fanahin'ny fahendrena sy fahazavan-tsaina, ilay fanahin'ny fampianarana sy hery, ilay fanahin'ny fahalalana sy tahotra an'i Yaveh. BSB BSB: The Spirit of the LORD will rest on Him—the Spirit of wisdom and understanding, the Spirit of counsel and strength, the Spirit of knowledge and fear of the LORD.
3 ULB Ny sitrany no ho tahotra ny Tompo; tsy ho tsaraina amin'izay hitan'ny masony izy, na hanapa-kevitra amin'izay ren'ny sofiny. BSB BSB: And He will delight in the fear of the LORD. He will not judge by what His eyes see, and He will not decide by what His ears hear,
4 ULB Fa kosa, hitsara ny mahantra amin'ny fahamarinana izy ary hanapa-kevitra ara-drariny amin'ny mpanetry tenan'ny tany. Hamely ny tany amin'ny tsora-kazon'ny vavany izy, ary hamono ny ratsy fanahy amin'ny fofon'ain'ny molony. BSB BSB: but with righteousness He will judge the poor, and with equity He will decide for the lowly of the earth. He will strike the earth with the rod of His mouth and slay the wicked with the breath of His lips.
5 ULB Ny fahamarinana no ho fehin-kibon'ny andilany, ary fahatokiana no fehin-kibo mihodidina ny valahany. BSB BSB: Righteousness will be the belt around His hips, and faithfulness the sash around His waist.
7 ULB Ny ombivavy sy ny bera dia hiara-hiraoka, ary ny zanak'izy ireo hiara-mandry. Ny liona dia hihinana mololo tahaka ny omby. BSB BSB: The cow will graze with the bear, their young will lie down together, and the lion will eat straw like the ox.
8 ULB Hilalao eo an-davaky ny menarana ny zaza, ary ny zaza nisara-nono hametraka ny tanany eo an-davaky ny bibilava. BSB BSB: The infant will play by the cobra’s den, and the toddler will reach into the viper’s nest.
9 ULB Tsy handratra na handrava eny amin'ny tendrombohitro masina rehetra izy ireo; satria ho feno fahalalana an'i Yaveh ny tany, toy ny rano mandrakotra ny ranomasina. BSB BSB: They will neither harm nor destroy on all My holy mountain, for the earth will be full of the knowledge of the LORD as the sea is full of water.
10 ULB Amin'izany andro izany, dia hitsangana toy ny faneva ho an'ny vahoaka ny fototr'i Jese. Hitady azy ireo firenena ary ho be voninahitra ny toerana fitsaharany. BSB BSB: On that day the Root of Jesse will stand as a banner for the peoples. The nations will seek Him, and His place of rest will be glorious.
11 ULB Amin'izany andro izany, dia hanitatra ny tanany indray ny Tompo mba handrakotra ireo sisa amin'ny vahoakany izay mitoetra any Asyria, Egypta, Patrosa, Kosa, Elama, Sinara, Hamata, ary ireo nosin'ny ranomasina. BSB BSB: On that day the Lord will extend His hand a second time to recover the remnant of His people from Assyria, from Egypt, from Pathros, from Cush, from Elam, from Shinar, from Hamath, and from the islands of the sea.
12 ULB Hametraka faneva ho an'ireo firenena Izy ary hanangona ireo voaroakan'Israely sy ireo voaelin'i Joda avy any amin'ny zorony efatry ny tany. BSB BSB: He will raise a banner for the nations and gather the exiles of Israel; He will collect the scattered of Judah from the four corners of the earth.
13 ULB Hamadika ny fanirian'i Efraima Izy, ary ho fongorana ny fankahalan'i Joda. Tsy haniry an'i Joda ny Efraima, ary Joda tsy hankahala an'i Efraima intsony. BSB BSB: Then the jealousy of Ephraim will depart, and the adversaries of Judah will be cut off. Ephraim will no longer envy Judah, nor will Judah harass Ephraim.
14 ULB Fa hidina hanafika any amin'ny havoan'ny Filistina any avaratra kosa izy ireo, ary hiara-hambabo ny vahoaka any antsinanana. Hanafika an'i Edoma sy Moaba izy ireo, ary hankatoa azy ireo ny vahoakan'i Amona. BSB BSB: They will swoop down on the slopes of the Philistines to the west; together they will plunder the sons of the east. They will lay their hands on Edom and Moab, and the Ammonites will be subject to them.
15 ULB Hamotika tanteraka any sakeli-dRanomasin'i Egypta i Yaveh. Miaraka amin'ny rivony mahamay dia hanofahofa ny tanany eo amin'ny Ony Eofrata Izy ary hanasaraka izany ho sampana fito, ka afaka hiampitana miaraka amin'ny kapa izany. BSB BSB: The LORD will devote to destruction the gulf of the Sea of Egypt; with a scorching wind He will sweep His hand over the Euphrates. He will split it into seven streams for men to cross with dry sandals.
16 ULB Hisy lalam-be ho an'ny sisa amin'ny vahoakany izay miverina avy any Asyria, toy ny nisian'izany ho an'Israely tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta. BSB BSB: There will be a highway for the remnant of His people who remain from Assyria, as there was for Israel when they came up from the land of Egypt.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.