Isaiah 12 12 Isaiah Judgment and hope for Judah Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Amin'izany andro izany dia hilaza ianao hoe: "Hanatitra fisaorana ho Anao aho, ry Yaveh. Fa na tezitra tamiko aza Ianao, dia niodina ny fahatezeranao, ary nankahery ahy Ianao. BSB BSB: In that day you will say: “O LORD, I will praise You. Although You were angry with me, Your anger has turned away, and You have comforted me.
2 ULB Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; hatoky aho ary tsy hatahotra, fa Yaveh, eny, Yaveh no heriko sy hirako. Izy no tonga famonjena ahy." BSB BSB: Surely God is my salvation; I will trust and not be afraid. For the LORD GOD is my strength and my song, and He also has become my salvation.”
3 ULB Amin-kafaliana no hisintomanao rano avy amin'ny loharanon'ny famonjena. BSB BSB: With joy you will draw water from the springs of salvation,
4 ULB Amin'izany andro izany no hilazanao hoe: "Manatera fisaorana ho an'i Yaveh ary miantsoa ny Anarany; ambarao amin'ny olona ireo asany, ambarao fa nasandratra ny Anarany." BSB BSB: and on that day you will say: “Give praise to the LORD; proclaim His name! Make His works known among the peoples; declare that His name is exalted.
5 ULB Mihirà ho an'i Yaveh, fa nanao zavatra be voninahitra Izy, aoka ho fantatra manerana ny tany izany. BSB BSB: Sing to the LORD, for He has done glorious things. Let this be known in all the earth.
6 ULB Miantsoa mafy ary mihiakiaha fifaliana, ianao ry mponin'i Ziona, fa lehibe eo afovoanao ny Iray Masin'Israely." BSB BSB: Cry out and sing, O citizen of Zion, for great among you is the Holy One of Israel.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Isaiah 12
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Isaiah 12, and keep Opened free for readers who can’t pay.