1 ULB Andefaso omby aman'osy ny mpanapaka ny tany avy any Sela any an'efitra, hatrany amin'ny tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona. BSB BSB: Send the tribute lambs to the ruler of the land, from Sela in the desert to the mount of Daughter Zion.
2 ULB Tahaka ireo vorona mpirenireny, tahaka ireo akany miparitaka, ka ny vadin'i Moaba dia ho ao amin'ny fintana any amin'ny reniranon'i Arnona. BSB BSB: Like fluttering birds pushed out of the nest, so are the daughters of Moab at the fords of the Arnon:
3 ULB Manomeza hevitra, ampiharo ny rariny; manomeza alokaloka tahaka ny alina amin'ny mitataovovonana; hafeno ireo mpandositra; aza mamadika ireo mpandositra. BSB BSB: “Give us counsel; render a decision. Shelter us at noonday with shade as dark as night. Hide the refugees; do not betray the one who flees.
4 ULB Aoka honina eo aminareo izy ireo, ry mpitsoa-ponenana avy any Moaba; meteza ho toerana fiafena ho azy ireo amin'ny mpandringana." Fa hijanona ny fampahoriana, ary hitsahatra ny fandravana, ireo izay nanosihosy dia hanjavona amin'ny tany. BSB BSB: Let my fugitives stay with you; be a refuge for Moab from the destroyer.” When the oppressor has gone, destruction has ceased, and the oppressors have vanished from the land,
5 ULB Hapetraka amin'ny fanekena mahatoky ny seza fiandrianana; ary ny iray avy amin'ny lain'i Davida dia hipetraka ao am-pahatokiana. Hitsara tahaka ny fitadiavany ny rariny izy ary hanao fahamarinana. BSB BSB: in loving devotion a throne will be established in the tent of David. A judge seeking justice and hastening righteousness will sit on it in faithfulness.
6 ULB Naheno ny avonavon'i Moaba izahay, ny fireharehany, ny fihoa-bavany, ary ny hatezerany. Fa ny fireharehany dia teny foana. BSB BSB: We have heard of Moab’s pomposity, his exceeding pride and conceit, his overflowing arrogance. But his boasting is empty.
7 ULB Ka midradradradra ho an'i Moaba i Moaba_Midradradradra izy rehetra! Misaonà ho an'ny ampempam-boalobok'i Kira-haresa, ianao izay rava tanteraka. BSB BSB: Therefore let Moab wail; let them wail together for Moab. Moan for the raisin cakes of Kir-hareseth, you who are utterly stricken.
8 ULB Nihamaina tahaka ireo voalobok'i Sibma ireo sahan'i Hesboma. Ny mpanapaka amin'ny firenena dia nanosihosy ireo safidim-boaloboka izay tonga hatrany Jazera ary niparitaka tany an'efitra. Ireo sampany niely teny ivelany, nandeha manerana ny ranomasina izy ireo. BSB BSB: For the fields of Heshbon have withered, along with the grapevines of Sibmah. The rulers of the nations have trampled its choicest vines, which had reached as far as Jazer and spread toward the desert. Their shoots had spread out and passed over the sea.
9 ULB Dia hitomany miaraka amin'i Jazera ho an'ireo voalobok'i Sibma tokoa aho. Hanondraka anao amin'ireo ranomasiko aho, ry Hesbona, sy Elale. Fa teo amin'ireo sahan'ny voa lohataona sy ny fijinjana no namaranako ireo hiakam-pifaliana. BSB BSB: So I weep with Jazer for the vines of Sibmah; I drench Heshbon and Elealeh with my tears. Triumphant shouts have fallen silent over your summer fruit and your harvest.
10 ULB Noesorina tamin'ny alan'ny hazo fihinam-boa ny fifaliana sy firavoaravoana; ary tsy misy hira na hiaka ao amin'ny tanim-boaloboka. Tsy hisy na iza na iza hanitsaka divay ao amin'ny famiazana, fa efa natsahatro ireo hiakan'ny iray izay manitsaka. BSB BSB: Joy and gladness are removed from the orchard; no one sings or shouts in the vineyards. No one tramples the grapes in the winepresses; I have put an end to the cheering.
11 ULB Ka misento tahaka ny harpa ho an'i Moaba ny foko, ary ny ao anatiko ho an'i Kira Hareseta. BSB BSB: Therefore my heart laments for Moab like a harp, my inmost being for Kir-heres.
12 ULB Rehefa mampiakanjo ny tenany any amin'ny toerana avo i Moaba ka miditra ny tempoliny mba hivavaka, dia tsy hahatanteraka na inona na inona ny vavany. BSB BSB: When Moab appears on the high place, when he wearies himself and enters his sanctuary to pray, it will do him no good.
13 ULB Izany no teny izay notenenin'i Yaveh mahakasika an'i Moaba teo aloha. BSB BSB: This is the message that the LORD spoke earlier concerning Moab.
14 ULB Miteny indray Yaveh hoe: "Anatin'ny telo taona, dia hanjavona ny voninahitr'i Moaba, na dia maro aza ireo olony, dia ho vitsy ireo sisa tavela ary tsy hisy dikany." BSB BSB: And now the LORD says, “In three years, as a hired worker counts the years, Moab’s splendor will become an object of contempt, with all her many people. And those who are left will be few and feeble.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.