1 ULB Loza ho an'ny tanin'ny fibitsibitsihin'ireo elatra, izay miaraka amin'ireo onin'ny Etopia; BSB BSB: Woe to the land of whirring wings, along the rivers of Cush,
2 ULB izay nandefa masoivoho amin'ny ranomasina, ao anaty fanaka taratasy papirosy eny amin'ny rano. Mandehana, ianareo ry iraka haingam-pandeha, any amin'ny firenena lava sy malama, any amin'ny olona matahotra lavitra sy akaiky, firenena matanjaka sy manosihosy, izay nozarai'ny ony ny taniny. BSB BSB: which sends couriers by sea, in papyrus vessels on the waters. Go, swift messengers, to a people tall and smooth-skinned, to a people widely feared, to a powerful nation of strange speech, whose land is divided by rivers.
3 ULB Ianareo mponina rehetra eto amin'izao tontolo izao sy ianareo izay monina eto an-tany, rehefa niainga eo an-tampon-tendrombohitra ny fanairana, mijere, ary rehefa tsofina ny trompetra, mihainoa. BSB BSB: All you people of the world and dwellers of the earth, when a banner is raised on the mountains, you will see it; when a ram’s horn sounds, you will hear it.
4 ULB Izao no nambaran'i Yaveh tamiko, "Handinika moramora avy eny amin'ny tranoko Aho, toy ny fipoakan'ny hafanana eny amin'ny masoandro, toy ny zavon'ny rahona amin'ny hafanan'ny fijinjana. BSB BSB: For this is what the LORD has told me: “I will quietly look on from My dwelling place, like shimmering heat in the sunshine, like a cloud of dew in the heat of harvest.”
5 ULB Mialohan'ny fijinjana, rehefa tapitra mamelana ny, ary ny voninkazo dia mamoa ho voaloboka, handrantsana ireo voniny amin'ny fanetezam-boaloboka izy, ary hokapainy sy ho entiny ireo rantsana voaely. BSB BSB: For before the harvest, when the blossom is gone and the flower becomes a ripening grape, He will cut off the shoots with a pruning knife and remove and discard the branches.
6 ULB Havela ho an'ny voron'ny tendrombohitra sy ireo biby eny ambonin'ny tany koa izy ireo. Handany fahavaratra amin'izy ireo ny vorona, ary ireo biby manan'aina rehetra dia handany ririnina amin'izy ireo." BSB BSB: They will all be left to the mountain birds of prey, and to the beasts of the land. The birds will feed on them in summer, and all the wild animals in winter.
7 ULB Amin'izany fotoana izany dia hisy fanomezam-boninahitra an'i Yaveh Tompon'ny maro avy amin'ireo vahoaka lava sy malama, avy amin'ny vahoaka natahotra alavitra sy akaiky, firenena matanjaka sy voahitsaka, ireo izay nosarahan'ny ony ny taniny, ao amin'ny toeran'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro, hatrany amin'ny tendrombohitra Ziona. BSB BSB: At that time gifts will be brought to the LORD of Hosts—from a people tall and smooth-skinned, from a people widely feared, from a powerful nation of strange speech, whose land is divided by rivers—to Mount Zion, the place of the Name of the LORD of Hosts.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.